Inn no position tena ankafizintsika?

21. xxx ( 08/10/2003 14:51)
ny position tena ankafiziko aloha d mirirana,sady maharitra ela b no tsy mahavizana.
22. xxx ( 09/10/2003 19:46)
arakaraka ry zareo no valiny a!
misy bandy 2 lahy miaraka amiko.
Ireo positions tiako @ iray dia tsy tiako mihitsy @ ilay iray hafa . Relatif satria tsy mitovy ny halavan' ireo zvtra . Alaivo sary an- tsaina izany hoe asiany avy ao aoriana ianao kanefa ny azy fohy kely, tsy misy feelling mihitsy . Indraindray koa tsy dia en forme loatra ny tena , ary dia misy position tsara kanefa tsy tiana atao @ tena.
Ilay improvisation no tena mahafinaritra e!
Ny base-ny koa aloha dia ilay bandy e! rehefa maharitra elaela iny ny azy an ! aoka fotsiny izay position rehetra atao eo dia milay avokoa
23. xxx ( 13/10/2003 12:48)
ary toa mbola misy lehilahy sahy miditra foana hoaho e,

aza miala @ mahazatra hono e! ny revirevy no atao misimisy dia manja!
24. fijo ( 14/10/2003 08:06)
ka ilay resak'areo mahafinaritra koa aza omena tsiny izahay raha sendra tafiditra.esoriko ny ahy ka.
25. xxx ( 14/10/2003 16:54)
ny any @ resakareo rangahy asiana sira a! avelao izahay hamelona ny anay eto, ha ha ha
26. fijo ( 17/10/2003 19:34)
ka izahay anie tsy manisy sira ,fa sakay e.amin'izay mivaivay tsara ilay resaka mafilotra.
27. xxx ( 04/11/2003 19:20)
arakaraka ny considération ananan'ny lahy @ zay miaraka aminy ihany io ! fa na mitsingoloka namihorirana namitsangana na mipetraka ... rehefa tena tina lay olona miaraka aminao de fy foana io
misy koa anefa ny lehilahy te hampijaly fotsiny
28. xxx ( 04/11/2003 09:24)
Otri nay aloha ilay milely anareo vehivahy mijalijaly be minainaina otriny may sakay nenay no tena revenay e!,le sipa mba mahay mampirevy tsara ireny izany fa tsy le tsy misy feo no sady tsy misy sary fa toa be marenina be fotsiny.Ny position,maka feeling fa hilay foana ze tonga eo fa raha bandy pi-mastà be koa ny akamanao de tsy ho tonga mihitsy ny anao ra sipa.
29. xxx ( 04/11/2003 12:37)
Position assise no tena tsara ry reto an, @ izay ilay bandy sady minono ny nono, ny any ambany mandeha ihany koa, fahafinaretana 2 in-1 miaraka,nefa tsy mandreraka.
Fa tsy manja anefa zany raha tsy efa elaela ny safosafo sy ny biz.
Ny lehilahy koa anie de misy tsy mahay mampirevy e!
Sady horera ny manao @ bandy fohifohy ny fikany.
Bye
30. tokana ( 04/11/2003 14:04)
araka ny anarako dia ny masturbation no mba azoazoko ka iza no afaka mba manome ahy postion amin'io.
31. fijo ( 05/11/2003 20:58)
manofisa dia ahita position ianao.na tanana havia,na tanana havanana.ilay mipetraka voalaza etsy ambony tokoa toa tena mety tsara ka,sady tsy mandreraka.
32. bonnard ( 06/11/2003 13:17)
Ohatran'ny mahaliana ahy mihitsy ilay resa-behivavy e! anefa aho tena bandy be, fa tsy maninona ihany e! hay ve ny vehivavy mba miresaka ohatran'izany e! fa izao e! ity misy position tsara koa: any ambany fandriana. Andramo ange e!!!!
33. tsimisitoazy ( 06/11/2003 13:38)
ny ahy izay tiany dia tiako koa fa saingy loza ry zareo an! ny ahy any dago lery za nefa aty la frantsa efa nanomboka za mbola vao 10taona
fa lery aloha reveko e!
rehefa tonga any aho an! da fety be foana razoky indray no vizana ko
sady razoky tsy mety miaraka @sipa fa za ihany hono asa izay ataony rehefe tsy any ao hahaha!malasa saina e!za aloha dia manao aty e!fa ny pos tena tiany dia za eo ambony sady tsytiako ny mampitovi
andry zareo
34. xxx ( 06/11/2003 13:40)
tena marina!!! any ambany fandriana!!!!!! sady tsy possible oe hisy ahita tampoka!!! juste ny voalavo fotsiny no miaraka mirevy @ nareo ao!!!!!!
35. fijo ( 06/11/2003 19:10)
ny any ambany fandriana anie tsy posi,fa toerana e.aza hafangaro ny position sy ny lieu.izaho koa ry tsimisitoazy aty france,koa nahoana isika raha mba mifanena.sady ianao toa tia zavatra.ary dia mino ve ianao fa i lery any mada dia miandry anao foana?mahazo manofy koa anie indraindray e.
36. pisobe ( 07/11/2003 15:13)
Salut!
Zao zany no izy ry Fijo sy ilay "X " eo ambonin'i Fijo io a. Mifanaraha ianareo 2. Hi, hi, hi........
37. rinakely1 ( 10/11/2003 20:29)
N'inn position eo refa mi-jouir foana aho d ampy tsara zay.
38. fijo ( 11/11/2003 20:19)
marina ny andry ry rinakely.io no tanjona.
piso be a,ny anilay X toa ny toerana no manahirana azy fa tsy ilay tena zavatra ko.an,an,ny ahy tsy maninona izay aleha fa rehefa raikitra dia izay no izy.
39. isrine ( 12/11/2003 18:22)
an han........!
40. fijo ( 12/11/2003 19:27)
oui,oui,oui.tena izay ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2086