manirery

1. xxx ( 25/06/2003 16:12)
izaho dia lehilahy 19 taona.Vao avy nisaraka t@ vehivavy iray aho.Tsy mety mahita olona azo asolo azy aho nefa mahatsiaro ho irery mila namana.Inona no tokony ataoko?
novalian'i lema ny 29/11/2003 15:14
2. xxx ( 05/07/2003 13:57)
tu ne vas pas pleure a cause d\'une meuf t\'es jeune t\'as tout la vie devant toi t\'as que 19 ans tu ne vas pas tout de meme penser que tu vas te marier a 19 ans proffite ta jeunesse
dis toi que si elle t\'as quitté ca veut dire qu\'elle est pas faite pour toi
c vrai que qu\'on aimes quelque c dur de l\'oublier mais c ca la vie mon vieux
et mes dans ta tete que avec ou sens ta copine la vie continue
courage et bonne chance
3. xxx ( 09/07/2003 18:08)
Salama Razoky e!

Io angaha no PREMIERE AMOUR-NAO raha ny fahitako azy! hahahahaha tsy manome tsiny aloha aho e! samy efa voan'io daholo indrindra fa raha lasan'olona izay izy an!

Fa izao no hafatro: Ankino @ JESOSY ny fiananao fa izy no hameno ny banga rehetra ary hampifaly anao indray, ny @ vady indray refa tonga ny fotoana de hainy ny hanome naoa izay sahaza ho anao
de mahereza Razoky a!
4. zomihe ( 14/07/2003 18:22)
mampalaelo ana lesy ela fa zao fotsiny ny tiko tenenina"FIAINANA DAOLO ZANY"
ka maereza ry zandry fa bola lavitra ny ezaka,mbola hadalo daolo reo magidy sy ny mamy ka tsy maintsy courage fôna an!
six
5. xxx ( 22/07/2003 17:24)
aza taitra amin'izany fa mbola ho avy ny anjaranao indray andro any
6. matrix ( 25/07/2003 15:40)
COURAGE e! ny lehilahy ange hono tsy mba ratsy e!, sady ny vehivavy fitady no fanaja koa bonne chance
7. andrilalaina ( 29/08/2003 09:13)
zany ve rè ise dia atao hahakivy a mbola misy anjaranao any ho any fa aza iny no tena asesika mafy ao an-tsaina raha izaho no eo @ toeran'ise dai ankinina @ Andriamanitra ny fianana iray manontolo sady izy ange fitiavana rahateo e
zay fa aza kivy e
8. xxx ( 24/11/2003 17:37)
..mahereza fa aza kivy amin'izany satria :
1) vao 19taona ianao : tu as toute la vie devant toi.
2) apetraho amin'Andriamanitra ny fiainanao fa izy mahalala izay tsara kokoa aminao any ho any!!
3) tsarovy fa mbola misy "mijaly" kokoa noho ianao any ho any : izaho ohatra tovovavy 19taona nefa tsy mbola nitia olona izany mihitsy sady manirery lavitra ray aman-dreny..mafy izany kanefa izay maharitra no manana ny soa!!
Mahareta sy mahereza e!!!
9. fijo ( 25/11/2003 20:57)
mitadiava letsy fa aza miandry azy tsy ho hita eo intsony a.
10. lema ( 29/11/2003 15:14)
ka mila fantarina kou anie ny nahalasa an-dravehivavy e!mety fahadisoan'ingahy no nahalasa azy.fa zao e! aza malahelo maty voalavo hono fa ny any an-tsaha mbola iakatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6396