c trop facile...

1. xxx ( 19/06/2003 09:43)
Ary misy zvtr tena mahagaga an'ah mihitsy ho aho @ reny oln miaraka reny...(moi y compris)
Tena mahay mifandainga mihitsy nareo(mbô kôzy e!)
Tsy haiko hoe mifankafantatra loatra ve de tonga de hay ny hevitra hanafenana zvtr(sutt hoe tsy mist dikany!)
Fa de rehefa mametraka na kamo de mahita devoir hatao na vavony marary...
Zany hoe na de mpinamana zao ary(indrindra ny bajô) de mifampihatsaravelastihy fosiny.
Mety hoe efa fomba fisainana ngamba ka tsy mahataitra tsony fa diniho anie e!!!!
novalian'i xxx ny 14/05/2005 15:03
2. xxx ( 22/06/2003 19:05)
tsy mbola tena mifankatia izany mifandainga izany, raha olona tena tianao ny miaraka aminao tsy mahavita mandainga izany ianao...
3. xxx ( 24/07/2003 11:05)
Marina mihitsy ny an'ny namana eo ambony. Raha tena fitiavana tsy mahavita mandainga izany, fa ny zvt hafa tsy misy mahalala aza tiana habosaka aminy daholo.
4. xxx ( 30/08/2003 17:58)
tsy misy azoko zay lazainao fa vreloma
5. xxx ( 31/08/2003 15:42)
Zvt 2 no resahin'ny namana ery @ voalohany, mahay mifandaiga hoy izy, mahay mamorona lainga marimarina kokoa, fa rehefa tsy te hiaraka dia milaza izao atsanga tsy aman'orana izao. Ny faharoa dia hoe mifankahafantatra toetra loatra ve ny mpifankatia, tonga dia fantatra hoe izao indray zao no holazainy raha vao misy olana kely manjo ny fiainany!!!
Mety hanampy amin'ny fanazavanao ve ireo? misy namana tsy naharaka mantsy !!
6. xxx ( 10/11/2003 12:04)
Tsy mifankatia amiko izany mifandaindainga izany. Karazan'ny mifamitaka izany ary tsy fananana confiance @ le oln. Suffit de jouer franc -jeu ry sipa d vita an!
7. eli ( 07/12/2003 10:17)
pige que dalle
8. xxx ( 14/05/2005 15:03)
tsy hitako izay hifandaingana raha olona mifankatia fa matoa mifandainga dia tsy ao ilay fitiavana fa dia miarakarapoana ianareo!.Jamba mifampitantana. Izay enjeràny any enjeràny sa ahoana ?.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.311