Kely zavatra

41. rinakely1 ( 16/12/2003 10:49)
tao @le haiko indray io
42. lema ( 16/12/2003 15:40)
mety tsy kely ny an'ingahy fa lé sipa no efa daba be,rehefa mihomehy izy dé tenéno hoe énao efa daba loaka fa aleo any @ vava ndray no atao
43. fijo ( 17/12/2003 11:00)
ka raha tapaka ao ralema.
mba ampianaro ny akama ry rinakely a.
44. rlcj ( 20/12/2003 16:48)
Raha miome an'ialahy lety ary rarahina a.Fa rehefa raikitra dia tairo foana.Fa rehefa manomboka misefosefo be iny @ izay dia kozio an'izao:kely a kely,ianao ary manka-fy.Fa izany eo ihany fa miankina @ technique an'ialahy foana io fa tsy misy norme zany
45. fijo ( 23/12/2003 11:13)
ary raha esorina ilay izy misefosefo iny.
46. rinakely1 ( 05/01/2004 13:42)
tonga izy d manopa b ary zay vo tena hitanao zany we mampitsaoka ny vhv raha vo atao an'izany!
za aloha efa natao an'izany fa tena romotra mitsy aho.
47. fijo ( 06/01/2004 11:17)
ary iny anie no tena mahafinaritra e.ilay izy mamikitra mafy sy misintona iny.dia mody andosirana kely dia omena.lasa gaigy mihintsy.
48. 2689 ( 07/01/2004 16:19)
Tsy nisy namaly mihitsy ilay olana hoe vetivety loatra dia aaaaarrrrrrrggghhhh! Nefa hono 6 isan-jaton' ny kofa manana io olana io (éjaculateur précoce)!
Misy elabe ny fitsaboana fa za mahafantatra bandy tratran' io olana io ary ilehiry mahay fika mampirevy joba hozy tamiko! Natorony ahy dé nandramako, fa ... Oh my God. Tsy natao ho an' ny olona tsy manana ilay olana.
Tsy atoroko fa @ hafatra privé angamba! Sady i xxxxxx tsy fantatra hoe iza akory.

Carry on :) ing, and the world will :) with you!
49. tia_ery ( 07/01/2004 13:01)
Io njay de tsotra re!!! Rehefa ilay lehibe sy lava ny anao de iaino arak'izay. Rehefa mbô ilay kelikely iny de izay koa no iaino eh !!! aza mitady izay vahaolana fa ny tena olana de lay izy tsy mienjana iny.

mampirevy atao ao antsaina de asaivo somary manivana ilay sipa fa tena samy milay be ny anareo mitsamy.

Ka ny Lehibe mandondona sa ny Kely mpisavasava ? samy manana ny tombony ireo.
50. fijo ( 08/01/2004 10:14)
na kely na be izany samy tsara tarehy
51. xxx ( 18/01/2004 14:27)
misy position tsy vitan' ireo bandy fohy zizi kosa e!
sady tsy tian' ny jôba koa hono raha zizi fohy no asiana kapôty .

Laingalainga fa rehefa tonga iny ny an' ny sipa dia tadiaviny mihitsy ilay position ahadona tsara ny col-ny . Raha fohy ny an' ialahy dia tsy tena tsara .
52. fijo ( 20/01/2004 10:37)
dia tsindrina mafy ka.
53. donemaskit ( 20/01/2004 10:54)
ankihibe tongotra atao raha fohy loatra e!
54. fijo ( 21/01/2004 10:21)
na koa tanana
55. donemaskit ( 21/01/2004 10:33)
refa reraka ny tanana
56. iriantso15 ( 08/01/2015 10:08)

xxx:

Tsy maninona izany io na lehibe na kely. Ny hamafiny koa no mitondra an'io fa misy ange ny an'ny sasany lehibe nefa malemileny e! Aza manana complexe @ izany.
Sady marina koa ny an'ny namana ery ambony hoe : ny fitaovan'ny vehivavy efa mahay mi-s'adapte @ izay habeny eo.
fa marary mafnaritr ve le izy refa ngeza n an leila e?sa aoana mits?hihi
ts maafantatra fa mba liana amnareo veivavy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4055