Kely zavatra

21. xxx ( 23/09/2003 18:43)
tsy misy dikany tkou io na kely na basy be fa ny ahy koa de ny tsy fahaizako mitazona an\'io no tena blèm ko ka misy sipa milaza eo ambony eo azo sitranina io de mba atoroy ahy hoe azafady , maharitra 20mn eo aho no mirevy nefa in3 mitsofoka de vita lasaé! de kamo be le sipa miaraka amiko mba omeo soupapa aho ry zalah à! de misaotra mialoha é!
22. ratam ( 02/10/2003 13:24)
SAo de lasa resaka kely veta ilay izy avy eo

Marina daholo ny voalaza eo ambony ireo. Ny fahaizana mampirevy no eran'ny rehetra fa tsy ny fihezahana hampiditra avy hatrany e...

Resy ny bandy raha toa ka tsy nahazo fahafinaretana ny joba. Ary mivoaka mpandresy ny kofy raha toa ka hoe tratran'ny aza manadino ny joba...

Araka ny tenin'ilay namana vavy etsy ambony dia tsy ny halehibe no inona... fa ny fahaizana mampiasa azy no tena izy. Ny resaka norme dia efa grandeur physique fa tsy misy fiantraikany firy...

Tandremo anefa ry Joba fa tsy hoe rehefa mahay mitana clé na tourne via na hoe mahay misery bilao dia hoe mécanicien, na hoe rehefa mahay mitana sotro rovitra sy antsy ary ny mahay mandio lapoaly dia hoe mpikarakara lakozia na hoe mahay mahandro : TOUT S'APPREND DANS LA VIE MÊME APRENDRE !!!

Ampireveo tsara ny joba lety dia tadiaviny foana elah na dia tsy manana ny gabany aza ibalita e ! na izany na tsy izany dia aza hadino ny MISATROKA rehefa tonga le fotoana e...
23. koty ( 03/10/2003 19:59)
efa maty rafilokana le any alakamisy ny ahy nentiko tany tam 1996 ,tsy hitako izay fiovany fa ny 17 cm ihany no17.
24. xxx ( 25/10/2003 18:13)
Ny mety ho blem-n'ilay any Alakamisy Ambohimaha mantsy, misy resaka spiritisme io, sao sanatria mivadika manditra eo le balitakely mahafatifaty iny na sanatria miteraka sampona any aoriana, andramo daholo fotsiny izay revy atolotra dia fantaro izay ankafiziny dia vita e
25. xxx ( 05/11/2003 14:20)
Ra za alou lisany tsy manakny fa to ohatrany mapiahiahy be ny any zala a.

Aleo lety mionona am ze nomen nahary antsika a. Ny fomba fampesantsika an io fitaovana io ihany no tokokny himasohana lesy zala an.
26. xxx ( 10/11/2003 11:03)
Aza b complexe @ izany nareo fa io ankafizin'ny joba fona io refa mahavita azy nareo na 25 cm io na firy tsy koi zany, tsy ny hakeliny na ny halebeny no ilaina fa ny vitany.
27. oupsyyy ( 12/11/2003 15:45)
Ary lisany aza de zara mi comparer ny fikan lisany am reny film X reny fa zany ihany no mahatonga lisany ho complexe eo. Na kely io lety na lebe tsy manin a. Refa mime lety ny joba de mba hiomehezo kou ze fikany a, ohatra ny nonony na tsy haiko, ny vodiny a, OK??
28. fijo ( 12/11/2003 19:55)
ary raha miome an'ielahy isany ny namana sasany dia indramo aloha ny akamany dia asaivo anontaniany avy eo hoe nanao ahoana,tsara ihany ve?
29. xxx ( 13/11/2003 09:18)
Fa maninn mou zahay ry oupsyyy no mehezanareo?
30. oupsyyy ( 13/11/2003 10:04)
Zahay nga mime am ela fa zahay ary mi conseiller an ela hoe rah miome ny bajo an ela am fika n ela de mba hiomehezoko ny partie any am vatany. Vakio tsara alou lesy zama ny zavatra nosoratanay a. Ary mahereza ela fa in ary ty mitanondrika ty,
31. fijo ( 14/11/2003 20:03)
hatrakao ny maha lehilahy e.ih,ih,ih.
32. oupsyyy ( 14/11/2003 16:12)
Zay mitsy, arak zay volazani Fijo zay, hatrakao ny mahalela an ela.
Mahavita azy lety io na kely na be a
33. rinakely1 ( 01/12/2003 20:50)
fa d tena blèm bq mitsy v raha kely ny zavatrareo e? Sa efa notenenin'ny sipanareo we "d kely koa ity zavatrao ity ry xxx!" raha izay manko d tena olana , complexé toi! Fa matetika tsy mitaraina @ io ny vevavy fa aza atao mankarary an-doha zany e!
34. rfanjav ( 02/12/2003 20:52)
aiza ary izy izany,

raha matahotra ho kely zavatra dia mitadiava sipa kelikely azy koa e, @ izay mifandanja tsara, ha ha ha

35. fijo ( 02/12/2003 19:53)
dia ahoana anefa no ahafantarana fa kely zavatra koa iny sia iny?
36. rfanjav ( 04/12/2003 14:45)
ha ha ha
samy tsy misy mifankahalala fa mila pratique e!
37. fijo ( 04/12/2003 19:20)
ka ianareo ihany anie no hoe tsy homeko tsy homeko e.raha ny tianay ve.kopy ianao e.pratique,pratique hatrany e.
38. bix ( 15/12/2003 12:45)
sanabavy kosa leisy fa raha resaka io lataka io dia mba manontania ialahy isany sipa fa ireo sipa indrindra no mba raha vao miresaka dia ny hben'ilay fandehany no anontaniany voalohan y ary sahy mifosa ankitsirano fotsiny izao fa iny bandy dia kely zizi oaka fotsiny fa raha azo atao dia mba hory @ menakomby foana isa -maraina asa aloha fa izaho mbola tsy nanao eh ! izay no atoron'ny olona fa andramo ihany ho ! ho! ho! ho! dia asaivo lelafin'ny saka hono , de .. de .. de ... de ... de
39. rinakely1 ( 15/12/2003 14:18)
zà sipa nefany tsy mba manontany ny haben' ny fikan'ny kofa izany d ahoana ary!
ary aza hosorina menaka izany fa sao d malama b loatre! ka vo maika meme ny bajo satria misosa fotsiny lery zany !
40. fijo ( 16/12/2003 09:55)
mahay an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2442