Izany daholo ve

1. xxx ( 14/04/2003 15:40)
Efa taona maro nivadina izahay ary 2 ny zanakay ,nanontany olona hafa koa fa dia mitovitovy @ izay ihany:
Tsy dia te hanao firaisana firy @n' ny vadiny mihoatra ny in-droa isam-bolana,ny antony reraka lava, efa ali-mbe sns ...
Mba lazao izay manana hevitra
novalian'i fijo ny 06/01/2004 09:56
2. xxx ( 14/04/2003 18:20)
Izy ve no tsy mazoto sa ianao ? Sa ianareo roa ?
3. xxx ( 14/04/2003 10:20)
Io ilay miverina amin'ilay hoe "akoho tamana an-trano...".
satria mantsy hono rehefa miara-mipetraka elaela sy efa mandray "routine", dia tsy misy mahamaika intsony. Satria atsotra fotsiny ny tanana amin'ny alina, dia efa eo akaiky eo ilay vadinao.
Ka tsy haiko ianao na lehilahy na vehivavy, fa miezaha kely fotsiny hampiverina indray ilay afo somary lasa malefaka.
Ohatra, rehefa ao an-trano, dia manamboatra vatana foana. Tsy mety mantsy ilay akanjo fitena an-trano efa rotidrotika iny. Na lahy na vavy dia afaka manamboatra ny vatany foana ary miezaka mapiseho ny lafiny mahatsara azy amin'ny vadiny.
raha manana fahafahana koa ianareo mivady, dia alefa kely mandritra ny week-end any amin'ny ray aman-dreny na havana akaiky ny ankizy. dia mba ianareo roa irery no ao an-trano, na any ivelany, manao izay mahafinaritra anareo, indrindra ny fomba fanaonareo tamin'ny mbola mpifofo. sns, sns...
Soso-kevitra ihany ny ahy, satria sehatra efa nandalovan'ny tokantranoko, ka asanao....
4. xxx ( 14/04/2003 12:37)
Tonga eo antampon'ny samy reraka ianareo ka mila koloina tsara ny fifandraisana. Tandremo ny kivy eo amin'io fotoana io an. Mbola ho avy aza ny fotoana hisian'ilay demon de midi handehanan'ny lehilahy hitady vehivavy hafa... fotoana mandalo ihany ireny fa ny fandeferana no tena ilaina.
5. mazoto03 ( 15/04/2003 18:56)
Ny fijeriko azy aloha dia ny routine n'ny fiainana dia mahatonga izany eh (lahy aho) zaho ohatra na dia tsy mihodina aza aloha (hatramin'izao ) dia mieritreritra foana hoe inona no tena mahasoa ny tokan-trano ara bola sns dia variana amin'ny asa sy ny fitadiavana vola eo toa tsy tsapan'ny vadiko izany dia mety heveriny hoe mandeha any an-kafa na tsy haiko dia lasa samy kamokamo sy mifanorisory eo. Amiko le hoe mandeha vacances kely na WEnd irery no tsara fa mila vola eh!!!. F ony hoa ny vehivavy ve raha tsy voakitika dia mandeha miodina ? ohatra hoe io taux de rappor t 2:mois io no raisina?
6. xxx ( 17/04/2003 17:43)
Misaotra anareo izay namaly ary ny tenako izay manoratra dia lahy, ekeko fa mba manana fidiram-bola antoniny ihany izahay samy miasa daholo ary misy dia misy tokoa ny maha irery anay roa ary miezaka ny mialavoly fa dia toa miverina foana ilay tsy fahazotoana ,amiko izao lehilahy na impiry na impiry vitako foana ary efa mifampieresaka foana tsy misy ady na fifamaliana fa dia sahirana ny saiko fandeferana ve izany sa tena tsy fitiavana ny mitositosy mihitsy ,fantatro tsara ny vadiko ary matoky azy aho fa tsy mihodina izy ary izao sahiko ny milaza fa manaja azy ary efa tratrany fankam-panahy ohatra an' i mazoto03 koa fa raha ny eritreritro tsy maha-vanona ny tokatrano ny fanaovana adalana ary ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.
Tena mafy amiko io mato zaraiko amin' ny namana rehetra sy izay mitovy cas amiko.
Misaotra amin' ny toro-hevitra
7. xxx ( 18/04/2003 09:08)
Ary tsy misy olana ange ianareo raha izany e ! Nahita fomba fifankatiavana hafa fotsiny. Ilay indroa isam-bolana no ataovy tsara e ! Raha tsy mandrimandry ny sainao na te-hampatoky ny vadinao ianao (sao mba manontany tena toa anao koa izy) dia miresaha aminy tahaka io nolazainao eo ambony io. Samy mialamin-tsaina ianareo @ izay.
8. niribakoli ( 23/04/2003 13:40)
izaho koa mba gaga @izany, mety efa betsaka angamba ny any ivelany fa jerijereo
9. xxx ( 25/04/2003 19:07)
firy taona ny vadinao. izaho lahy manan-janaka 3, tsy mipetraka dago ny vadiko gasy. Mety tsy mitovy ny fomba fijery. Izahay mivady dia tsy in-2 fontsiny izany. Efa ela nivadiana ihany koa. Manaova metimety, manaova sport (tsy malefaka), resaho ny problema @ vadinao, manovà posy fa tsy misionera foana fa mankaleo. Ianao maka initiative.
10. levondraky ( 04/05/2003 18:41)
Raha firaisana roa isam-bolana no olana, dia efa voavaha hoatr'izay. Dinio tsara fa ny lehilay tomady tsy manana olana, dia mihejan-javatra hoazy rehefa eo amin'ny dimy maraina eo ho eo. Anjaran'ny vadiny no manararaotra izay toetra voa-janahary izay mba hanomboana ny feeling. dia mety ho isan'adro indray aza ny firaisana. Lany tsoka ny lehilahy avy eo ary na mahita vehivavy aza toa hafa ihany ilay ao an-trano. Andramo sao mety mahavonjy tokan-trano iray na roa.
11. sipagasy ( 05/05/2003 18:00)
Vehivavy aho mpanoratra.

Hitanareo fa ny lehilahy gasy an, dia tsy mba miheritreritra antsika vehivavy indraindray rehefa mahazohazo taona iny izy dia ohatran'ny hoe efa azy izika ary efa fantany ny filantsika nefa tena diso izany satria plus le temps passe plus nous les femmes nous avons besoin de leur présence et de leur amour fa tsy hoe ny manao firaisana ihany anie no mari-pitiavana é! sa ahoana hoy ianareo ny @ izany?
12. levondraky ( 06/05/2003 12:40)
Rehafa manam-bady ny lehilahy dia lasa fananan'ny vadiny. Dia toy izany koa ny vehivavy, lasa tsy tompon'ny tenany samirery intsony. Tsy vehivavy resy ara-tsaina ka mihevitra ny tenany ho toy ny fitaovana no tian'ny maro amin'ny lehilahy, fa vehivavy mandray 'initiative' (miala tsiny @ teny tsy gasy). Raha ny vehivavy ve no mitondra ny baolina, dia ho fahavoazana ho azy ve izany? Tokony ho raisina ho fitoviana amin'ny lehilahy izany na fahamboniana mihintsy aza.
13. njivo ( 13/05/2003 11:49)
tsy tokony ho menatra ianao ny hikitika azy satria ianareo efa mpivady, indraindray mantsy ny vehivavy tsy mikitika mihitsy raha tsy ny lehilahy no manao izany mialoha
14. jaha ( 15/05/2003 18:04)
tsy maintsy mhetsika ianareo vehivavy, mety misy zavatra tsy mahafa-po ny lehilahy ao matoa izy tsy mazoto intsony, ny tiko ho lazaina amin'ny hoe mihetsika dia:ilay tena mihetsika mihintsy, mba manivana é, ohatry ireny amin'ny film x ireny
15. jahary ( 23/05/2003 09:30)
Izao no hevitro e:izahay mivady dia 22 ans no niaraka, 10ans @17 septembre 2004 ny mariazinay.Zany hoe efa 20 ans zany izahay no nanao firaisana (aleo ataoko hoe NANAO)!Vao vita mariazy aloha dia tonga @lay hoe EN TOUT TEMPS ,EN TOUT MOMENT!! Nandeha kely ny fotoana ,tonga ny zaza 1° nataoanay EXPRES mihitsy! De teny aloha pendant 3 mois.Tena ARitro mihitsy ny tsy nanao an! Fa avy eo kosa de nampiasa itony fingotra mifono e! tonga @lay hoe fonosona ny lela reefa hisakafo (kapôty) !Tena tsy tiako mihitsy fa miaritra aho rehefa tsy favorable ny fotona.Fa avy eo manaoa rattrapage!
Fa teneniko,kely aloha fa ny vevavy de miandry tairina foana ka ny ahy de tairiko foana reefa te hanao aho! Teneniko hoe AIZA idray ary IZA indray ary no ho tangenako e? Sady sangisangy io an! De raikitra avy eo.
Fa izao koa e Mila omanina mialoha ny sipa e!Ohatra reefa te hanao aho dia hoy aho hoe Misasa tsara an ! De Kôpy izy ary tena miomana tokoa satria na izy aza dia lasa Exitée eny ampitsangana eny satria arahiko eran'ny trano sady safoiko! Mba andramo ange e!
De valio aho na maomby n tsia lay toro-hevitra. MAZOTO e
Saika adinoko,izaho na marary aza rehefa te-hitaigina azy de avy foana!
16. xxx ( 05/06/2003 09:05)
ovao ny position fa sao dé ilay missionnaire fôna kosa aza e ?! tsy izaho tsy izy ! ny teny mamy aza adino ! ny câlins ! sns e !
Ary isika vehivavy, mba manaova somary sexy KELY ndraindray ao an-trano ao ! Ny lingerie de nuit maba ovao fa tsy ilay efa vasoka be iny ! sy mivareraka be !
17. xxx ( 25/06/2003 10:44)
lehilahy no manoratra, salama vatana sy saina, manambady iray, niteraka telo, efapolo taona mahery.Miala tsiny milaza tena satria mety manampy ny namana ny nahazo anay.Hatramin' izao dia mahavita firaisana 8 fois/semaine izahay mivady kanefa raha vao mitombo mahazo poids aho dia zara raha mahavita 1 fois/mois mandram- pihenako
18. yloh ( 12/07/2003 18:35)
fa maninona raha asaivo ataony in-3 isan'andro @izay mazoto tsara fa ela be kosa ny anareo ko dia ataovy maraina atoandro hariva dia mankanesa any @bandy tia mirevy be sa tsy zany
19. andrianavalomalala ( 09/08/2003 19:19)
Izaho dia mahavita in-9 isanandro mahagaga manorata aty amiko raha te hanao amiko rehefa tsy mahavita firy izy ataoko mahafinaritra be
20. andrianavalomalala ( 09/08/2003 19:30)
lehilahy aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1603