Izany daholo ve
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
21. xxx
(
11/08/2003 08:57)
De maninona raha lehilahy !!! zay hirara !!!!!!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 11/08/2003 20:57
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
22. xxx
(
23/08/2003 12:03)
asaivo masta @ tanany na mampiasa fitaovana hafa rehefa tsy te hanao @ bandy hafa
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 24/08/2003 00:03
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
23. xxx
(
29/08/2003 17:38)
kôfa no mitafa
Ny fahitako azy d ôtran'ny oe tena ny aina mintsy no tsy maaraka intsony e! asa lou e! fa indraindray kou leo angamba miala tsiny fa ôtran'ny voretra b le oe "leo" fa izay no tsotra sady mahalaza azy haingana.satria indraindray na d reraka aza ka mahita jôba hafa manaitaitra d mahavita fôna e! tsy haiko nareo fa za lou d ôtran'izany e! ary iny le maha be fahotana! ka noho izany ataovinareo vehivevy izay hanaitairana ny vadinareo mba tsy hitsiriritra ny hafa intsony izy ! ohatra oe mba mihetsiketsika e!

24. xxx
(
30/09/2003 17:47)
Hafa koa zany bandy hoe 2 fois/mois zany, efa manambady aho no miteny fa za de ny vadiko indray no tsy maharaka nefa za ko mba miasa isan'andro ohantran'ny lelahy rehetra ihany. Mba kitikitio ny vadinao e tsy mahamenatra izany ko vadinao iny, iza indray no hikitikitika azy eo. 2 fois/mois zany ko tsy aleo tsy misy?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 30/09/2003 17:47
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
25. xxx
(
07/10/2003 11:50)
zao no tena izy e, sao de efa be loatra ary ny vitanareo t@ fahatanoranareo ka izay no mahatonga azy tsy hahaovoka intsony, sa le be kandra be reny izy ( dg , pdg, minisitra na tsy haiko e...)
:-)
:-)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 07/10/2003 23:50
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
26. xxx
(
13/10/2003 13:02)
Vehivavy aho no miresaka aminao, ny tena marina dia ohatra ny mitovitovy daholo ny cas-n'ny vehivavy efa niteraka, tsy dia misy eritreritra firy intsony hafa-tsy ny fikarakarana tokantrano sy ny famelomana ny zanaka.
Marina fa efa mitady ho routine ny fiainana rehefa manan-janaka,
reraka avy any @ asa koa izy, ianao koa mety variana @ asanao sy izay zavatra hafa enjehinao,
mila mihetsika ianao, ny tiako tenenina tsy hoe mihodina fa miezaka mamelona ny fifankatiavanareo,
ny vehivavy hono @ io lafiny rapport sexuel io somary passive ihany ka velomy ny afo e!
ianao koa tokony ho patient aminy fa tsy midika zavatra hafa velively akory izany

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 14/10/2003 01:02
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
27. fijo
(
14/10/2003 08:02)
izahay koa roa anaka,fa tsy maninona aloha hatramin'izao fa dia mbola mandeha tsara ihany ilay zavatra.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 14/10/2003 08:02
![](https://avatar.serasera.org/be73f60ab3160f16987558fbbdb6c7cc.jpg)
28. pisobe
(
07/11/2003 15:56)
Salut!
MArina le tenin'ialy X faha-3 ery ambony. Fa isika vehivavy koa mba mila mihetsika fa tsy hiandry fotsiny ho kitihina fona. Prétexte fotsiny zany hoe vizana sns zany e. @ izay indrindra aza no tokony ilana azy @ izay matory tsara. Sady ny vehivavy ampy azy io anie ka mavitrika e. Fa ny vehivavy sasany no mihevitra fa natao hahazoana taranaka fotsiny ny firaisana.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/pisobe ny 07/11/2003 15:56
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
29. fijo
(
11/11/2003 20:24)
ok, d'accord ,ekena, ary mankasitraka,fa tena marina ireo.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/11/2003 08:24
![](https://avatar.serasera.org/cce344d3fbfdb2d723cd835de7a83f26.jpg)
30. rinakely1
(
16/12/2003 11:08)
tsy mbola mahay n yexpérience @ zany indray aho fa aleo vakiana fotsiny ny ato!
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
31. fijo
(
17/12/2003 09:42)
ha,fa taiza indray rinakely no tsy nahay an'izany,sa mody fanina.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/12/2003 09:42
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
33. fijo
(
06/01/2004 09:56)
mitazana kely ka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 06/01/2004 09:56