Miangaly ny manina
1. lala65
(
21/06/2008 05:02)
Salama daholo ny namana rehtra. Mba mitady ny tonon-kiran'i Sakelidalana mitondra ny lohateny hoe mianagaly ny manina e! Misaotra mialoha.
novalian'i lala65 ny 23/06/2008 07:56
2. Mozika
(
21/06/2008 12:42)
Manahoana,
Fa angaha moa tsy Ny Antsaly no mihira an'i "Miangaly ry zareo no manina", sa hira samy hafa ireo? Merci
Fa angaha moa tsy Ny Antsaly no mihira an'i "Miangaly ry zareo no manina", sa hira samy hafa ireo? Merci
lala65:
Salama daholo ny namana rehtra. Mba mitady ny tonon-kiran'i Sakelidalana mitondra ny lohateny hoe mianagaly ny manina e! Misaotra mialoha.
3. ni81
(
21/06/2008 16:48)
Manahoana,Mitovy ny lohateny fa misy hiran'ny Antsaly ary misy koa an'ny Sakelidalana.
Fa angaha moa tsy Ny Antsaly no mihira an'i "Miangaly ry zareo no manina", sa hira samy hafa ireo? Merci
4. faniry
(
21/06/2008 20:17)
sao dia ilay hoe:
miangaly .......
ka nahatsiaro ,nahatsiaro takaikinareo
marary ny fo tsy mba mety mangina
malahelo anareo havan-tiana
irony koràna no tsarotsaroana...
raha io ny hira tadiavinao dia hiran'ny sakeli-dalana.

5. lala65
(
23/06/2008 07:56)
faniry:
sao dia ilay hoe:
miangaly .......
ka nahatsiaro ,nahatsiaro takaikinareo
marary ny fo tsy mba mety mangina
malahelo anareo havan-tiana
irony koràna no tsarotsaroana...
raha io ny hira tadiavinao dia hiran'ny sakeli-dalana.
8) Misaotra an'i Faniry fa io mihitsy ilay izy. :D