FANARAHANA TOMBOk ANDRO

1. xxx ( 21/06/2008 06:24)
Faly miarahaba ny namana!Zah ry reto mbô tsipazo sopapakely aminy fomba fanarahana andro,raha tsy tina hipetraka ilay zaza a,na we tsy mbola te ho bevoka! Misaotra mialoha.
novalian'i endrika01 ny 25/10/2008 04:22
2. pupuce ( 21/06/2008 10:58)
maninona raha mihinana pillule satria tsy de fiable lotra io miankina @ toe-batan'ny tsirairay
za manokana de efa voa ary tena saika rava tokatrano noho io zavatra io
ny vadiko tsy teo mihintsy fa efa t@24èm jour izy voa tonga nefa nipetraka ihany le zaza tsy nanaiky izy raha tsy nipassé test de paternité
fehiny ho ahy zany de hevitra mampidi-doza io indraindray

3. Noue ( 21/06/2008 12:01)
[quote=xxx]
Faly miarahaba ny namana!Zah ry reto mbô tsipazo sopapakely aminy fomba fanarahana andro,raha tsy tina hipetraka ilay zaza a,na we tsy mbola te ho bevoka! Misaotra mialoha.
[/quote@
http://www.maison-facile.com/012-calculatrice-date-ovulation.asp


4. lemenakely ( 21/06/2008 20:59)
misy patch zavatra kely ohatran ny sparadrap izay EVRA no anarany tena efficace koa io
5. yonikafopl ( 22/06/2008 15:12)
rehefa sady tsy te hampiasa kapoty no tsy te hihinana pillule no tsy te ho bevohoka de aza manao, tsotra kely. :) fa io tombotombokandro io mampididoza.
6. ni81 ( 22/06/2008 15:25)
Rehefa tsy te hihinana pilule indray koa ny vavy dia mba asaivo mihinana ny lahy fa efa misy io e! Misy koa kapôty natokana ho an'ny vavy raha toa tsy tiana ilay an'ny lehilahy.
7. xxx ( 23/06/2008 05:12)
pupuce:

maninona raha mihinana pillule satria tsy de fiable lotra io miankina @ toe-batan'ny tsirairay
za manokana de efa voa ary tena saika rava tokatrano noho io zavatra io
ny vadiko tsy teo mihintsy fa efa t@24èm jour izy voa tonga nefa nipetraka ihany le zaza tsy nanaiky izy raha tsy nipassé test de paternité
fehiny ho ahy zany de hevitra mampidi-doza io indraindray





Hono ho aho tsy misy fiatraikany @zaza ao an-kibo ve ny fihinana pillule,rehefa mitondra vohoka lay olona aty aoriana na dia efa nanajanona ilay pillule aza?
8. xxx ( 23/06/2008 05:24)
Noue:
[quote=xxx] Faly miarahaba ny namana!Zah ry reto mbô tsipazo sopapakely aminy fomba fanarahana andro,raha tsy tina hipetraka ilay zaza a,na we tsy mbola te ho bevoka! Misaotra mialoha. [/quote@ http://www.maison-facile.com/012-calculatrice-date-ovulation.asp
Nena zany ny fadim-bolana tsy mba stable na normaly fa lay izy miovaova be mihintsy.Ndraindray vao 21jours de tonga,in-1 in-1 30jours-32jours,ndraindray 4 volana!Ny tenako anefa mavitrika,tsy mba fararirary izany!:D
9. xxx ( 23/06/2008 05:30)
lemenakely:
misy patch zavatra kely ohatran ny sparadrap izay EVRA no anarany tena efficace koa io
Atao ahoana kay ny fampiasa azy?:D
10. xxx ( 23/06/2008 05:31)
lemenakely:

misy patch zavatra kely ohatran ny sparadrap izay EVRA no anarany tena efficace koa io



Atao ahoana kay ny fampiasa azy?:D
11. xxx ( 23/06/2008 05:37)
yonikafopl:
rehefa sady tsy te hampiasa kapoty no tsy te hihinana pillule no tsy te ho bevohoka de aza manao, tsotra kely. :) fa io tombotombokandro io mampididoza.
Yonika>hi hi hi,marina zany,fa ramose angaha hanaiky an zany,sa mampiasa fomba malalaka!:D
12. xxx ( 23/06/2008 05:46)
xxx:
[quote=Noue] Faly miarahaba ny namana!Zah ry reto mbô tsipazo sopapakely aminy fomba fanarahana andro,raha tsy tina hipetraka ilay zaza a,na we tsy mbola te ho bevoka! Misaotra mialoha. [/quote@ http://www.maison-facile.com/012-calculatrice-date-ovulation.asp
ndraindray 4volana tsy tonga mihintsy:D
13. endrika01 ( 28/06/2008 13:07)
zah tsy mba mahalala ihany koa!!!! :D
14. mabloo ( 30/06/2008 07:11)
mandehana any am pharmacie de anotanio fa tsy sarotra ny mampiasa io EVRA io ! eo am 15 € eo ny vidiny raha tsy diso aho, de manomboka ny jour de regle de mametaka le patch enao de dans une semaine ndray, le meme jour, de la semaine d'apres pareil, de semaine farany ahatongany reglenao tsy minao patch tsony enao , de tonga ny regle de mametraka indray e!
zay raha tsy diso aho fa jereo fa voasoratra ao daholo reo raha toa ka diso izay voalazako fa ialana tsiny mialoha !!
ao anatiny ilay boite marihiko fa efa misy ireo patch 3 ireo !! c a d boite iray isambolana zany no ilainao e! 15€ isambolana mazava ho azy , fa zao anefa mila ordonnance ilay izy , tokony mandalo any dokotera zany enao maka ordonnance !!
zay ary fa mazotoa e!
de aza mitsapatsapa e!
aleo ihany ny vohoka iriny ary alaviro hatrany ny fanalanjaza noho ny tsy fitandremana
mazotoa !
15. booboo ( 30/06/2008 15:11)
Lay fanisana andro no fika isan'ny azo antenaina indrindra fa hampipetraka zazakely ! @ iny tsinona fantatra hoe zao andro ny cycles dia ato ho ato zany ny ovulation dia manodidina eto zany ny période d'ovulation... Ndraindray nefa rehefa akaiky ovulation iny indrindra no tena ambony ny libido n'ny vhv donky...
dia sady raha tonga dia mamaritra hoe aleo tondé tsy manao crac crac mihitsy mandritra ny 10 andro ohatra ( 5 jours avant ovulation et 5 jours après ovulation au cacs où niova ny daty fivoahan'ny ovule ), dia mahatoky ny vatanao sy ny zizin'ilay lhl ve ianao hoe tena tsy hisy pénétration mitsy mitsy nefa samy excités à mort sy tsy mahatanty " mihafy " 10 andro ?

Ny tsara kokoa dia aleo manao préservatifs sy/na manaraka meth. contraceptives zay mety @ toe-batan'ny tena ( efa feno isa-karazany zao fa manontania ny doko )
16. nikah ( 01/07/2008 15:24)
Izaho in-1 dia tsy manisa andro izany fa in-1-1 io mamitaka!
Izao no mba natoron'ny dokotera ahy ary tsy mbola hitako zay naharatsy azy hatr@ zao.Isaky ny misasa @ maraina iny,dia misikotra iny,misy fotoana ao anatiny ao maina(izany hoe tsy misy tsiranoka )raha olona salama tsara ianao an!.Misy fotoana in-1 io manomboka misy ilay tsiranoka malitalita iny.Raha vao manomboka misy iny dia aza manandrakandrana mihitsy,fa @ iny fotoana iny no misy ny risque .Surtout @ lay izy efa mitsiranoka be ,dia tena aoka itsy!Fa @ lay fotoana maha maina iny no manao rapport dia tsy maninona.
17. xxx ( 02/07/2008 05:07)
Dia raha mitsiranoka foana satria excitee foana dia ahoana ry nikah?
Ilay misikotsikotra ve tsy mampatahotra b?
18. nikah ( 02/07/2008 11:19)
Tsy normal zany mitsiranoka foana zany,raha salama tsara ilay olona.Juste @ periode d'ovulation iny ihany no ivoahan'io tsiranoka io.
19. booboo ( 02/07/2008 12:14)
fadio zany misikosikotra ny anatin'ny fivaviana zany rehefa hisasa ! manimba ny flore vaginale zany !! Efa manana ny raha manokana ny any anaty any hanadiovana iny faritra rehetra iny.
20. endrika01 ( 04/07/2008 18:00)
Matahotra an zany sikotsikotra zany i endrika01,vhv mbola tsy niteraka ve no manao an\'io sa refa vhv rehetra!Na ny mampiasa tampon aza mapatahotra anah kou,mahafinaritra ny manaraka ny toro-hevitrin\'ny namana ato zany!Tena be raha tsy mbola fantatro mintsy;ampio foana foana raha mbola misy e:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7492