FANARAHANA TOMBOk ANDRO

61. endrika01 ( 26/07/2008 06:53)
Tsy haiko we inona no antony,fa t@mbolakely zay,tsy avelany Mamanay mandray rano mafana,fa rano mangatsiaka foana refa misasa!
62. haritianah ( 27/07/2008 12:05)
ni81 ; ka izay anie no ilazako miankina @ tsy 1/1 sy ny mahazatra azy io.
63. booboo ( 27/07/2008 19:04)
Ny rano mafana mi-dilater ny lalan-drà kely be dia be dia koa lasa mahazo aina zany ny muscles dia lasa ohatra " malalaka " / " mivelabelatra² " zany aby.

Ny rano mangatsiaka indray, ny contraire-n'io ny effets-ny. Rehefa mafana iny ny andro ka mibontsiny tongotra ( ho an'ny mitondra vohoka indrindra ) dia tena hita/ tsapa ilay effets n'ny rano mangatsiaka rehefa manao bain de pieds...

Dia ohatra zay aby koa ny fandehan'ny rano mafana na mangatsiaka @ taovam-pananahana.

Na izany aza, samy manana ny fahazarany tokoa fa tsisy hoe tokony ho zao na zao...
64. ni81 ( 29/07/2008 08:11)
Asa raha toa mahaliana anareo fa hitako t@ gazety nivoaka omaly izy ity.

Contraception. Comment ne plus tomber dans le piège des grossesses non désirées ? Rien de plus simple, avec un tour de « chapelet » quasi infaillible.

Promotion de la méthode naturelle avec le « vakan’ny tsingerimbolana »
La MJF ou méthode des jours fixes ! C’est la nouvelle gamme de méthodes contraceptives que le pays entend vulgariser davantage en matière de planification familiale. Cette méthode naturelle se base sur l’observation du cycle menstruel de la femme pour déterminer aisément les jours féconds. « Utilisée correctement, la MJF est efficace à 95%. Elle convient aux femmes qui ont des cycles menstruels entre 26 et 32 jours. Pour éviter de tomber enceintes, les femmes doivent éviter les rapports sexuels non protégés du 8e au 19e jour de leur cycle », explique le Dr Bako Nirina Rakotoelina, directrice du Planning Familial, au cours de la réunion technique portant sur « la planification de l’intégration et de la mise à l’échelle de la MJF au niveau décentralisé », vendredi dernier au Colbert à Antaninarenina.

Sans effet secondaire
Pour bien appliquer la MFJ, l’utilisation du « vakan’ny tsingerimbolana » ou collier du cycle est recommandé. Ce collier est formé de perles de code à couleurs permettant à la femme de suivre son cycle à l’aide d’un anneau de repérage qu’elle déplace au jour le jour. La couleur des perles lui indique les jours féconds et les jours sans risques de grossesse.

« Cette méthode des jours fixes est facile, peu coûteux et sans effet secondaire. De plus, étant une méthode naturelle, elle a l’adhésion de différents groupes sociaux et religieux », affirme le Dr Bako Nirina Rakotoelina.

Faible recours
A Madagascar, le taux d’utilisation de la contraception est encore faible. Il est de l’ordre de 27% dont 17% avec les méthodes modernes, 8% ayant recours à l’abstinence périodique et 2% utilisant la MAM (Méthode de l’Allaitement Maternel et Aménorrhée) pendant les six premiers mois suivant l’accouchement. Ce faible recours à la contraception n’est pas sans conséquence sur la santé reproductive de la femme. Sans planification familiale, les femmes courent les risques des grossesses non désirées, des avortements et des complications liées à l’accouchement en raison des naissances non espacées. Ainsi, chaque jour, huit femmes meurent en accouchant et 40% de tous les avortements sont réalisés chez les jeunes femmes de 15 à 24 ans.

v.a.

65. imaitsoanala ( 05/08/2008 22:58)
fantaro tsara alo le cycle oe cycle de 28 sa 30 sa 32
ny fomba famantarana an zany d tsotra
tsy manao mitsy alo pdt 5 a 6 mois eo fa mandray note oe cycle de firy jour le izy. spotané mantsy ny cycle d io no maasarotra azy
noho izany mety ho tonga 28 ny 1er mois 30 ny 2em mois 28 ndray ny 32em mois, fa am io 6 mois io misy miverimberina eo, mety ho 28 io na 30 na 32
izany oe ze cycle miverimberina iny zany no cycle.

ref zay dia manisa andro tsara

vao tonga regle d iny no 1er jour cycle: amle ftn atongavan'ny regle 1 iny no 1er jour du cycle.

ra cycle de 28j izy dia zaraina 2 ny 28, izany oe 28/2=14, 14em jour du cycle zany no pente.

manisa 6jour avan sy 6 jour apres an io daty io dia izay intervalle izay no atao oe zone rouge et zone jaune.

izany oe 14-6=8 sy 14+6=20, entre 8-20em jour zany dia misy posibilité maha bevoka

entre 8-12em sy 18-20em jour d 50% ny sens maha-bevoka
entre 12-18em jour dia 90% ny sens mabevoka

ra tsy t ho bevoka zany d tsy manao mitsy ao anatin' ireo intervalle ireo

mora ny manisa andro, mila fantatra ftsn zany oe cycle de cmbien de jour ftsn, d aveo zaraina roa iny dia ampiana sy analana 6 ftsn.

araka ny maha spotané ny cycle d misy sens mety mahabevoka na dia tsy ao anatin'ireo aza srtt ratoa ka nisy perturbation ny cycle teo aloha.

ny tena mety dia mampiasa kapoty am jour ananana fanahiana

zay fa dia am po mieritreritra am bava homana.

tadidio koa anefa fa plaisir-na 3 min dia hitondrana vohoka 9mois sy hananana tokantrano tsy fidiny.


:*
66. endrika01 ( 08/08/2008 07:54)
imaitsoanala:
fantaro tsara alo le cycle oe cycle de 28 sa 30 sa 32 ny fomba famantarana an zany d tsotra tsy manao mitsy alo pdt 5 a 6 mois eo fa mandray note oe cycle de firy jour le izy. spotané mantsy ny cycle d io no maasarotra azy noho izany mety ho tonga 28 ny 1er mois 30 ny 2em mois 28 ndray ny 32em mois, fa am io 6 mois io misy miverimberina eo, mety ho 28 io na 30 na 32 izany oe ze cycle miverimberina iny zany no cycle. ref zay dia manisa andro tsara vao tonga regle d iny no 1er jour cycle: amle ftn atongavan\'ny regle 1 iny no 1er jour du cycle. ra cycle de 28j izy dia zaraina 2 ny 28, izany oe 28/2=14, 14em jour du cycle zany no pente. manisa 6jour avan sy 6 jour apres an io daty io dia izay intervalle izay no atao oe zone rouge et zone jaune. izany oe 14-6=8 sy 14+6=20, entre 8-20em jour zany dia misy posibilité maha bevoka entre 8-12em sy 18-20em jour d 50% ny sens maha-bevoka entre 12-18em jour dia 90% ny sens mabevoka ra tsy t ho bevoka zany d tsy manao mitsy ao anatin\' ireo intervalle ireo mora ny manisa andro, mila fantatra ftsn zany oe cycle de cmbien de jour ftsn, d aveo zaraina roa iny dia ampiana sy analana 6 ftsn. araka ny maha spotané ny cycle d misy sens mety mahabevoka na dia tsy ao anatin\'ireo aza srtt ratoa ka nisy perturbation ny cycle teo aloha. ny tena mety dia mampiasa kapoty am jour ananana fanahiana zay fa dia am po mieritreritra am bava homana. tadidio koa anefa fa plaisir-na 3 min dia hitondrana vohoka 9mois sy hananana tokantrano tsy fidiny. :*
Misaotra betsaka fa mazava,dia handray naoty ny tenanay,fa i endrika01 tena tsy mahalala anzany akory!Misaotra t@toro-hevitra avy aminy namana rehetra,naneho ny heviny tato. :-*:wink:
67. haritianah ( 08/08/2008 16:49)
ONO owa aky raha cycle 24jrs zan vé de 12jrs zan ny azy de moin 6 io avnt sy arina?
68. tsiambaratelo ( 10/08/2008 09:06)
zah alou ndraindray ny cycle 21 jours,de io zao raha zaraina de lasa misy
0,5 ve sa we 12heurs sy 10jours,de raha 10jours-6 zany de,ny 4jours de lasa we mandritra ny regle zany no mahazo miaraka! :-P :-P :-P
69. Ratoa ( 07/10/2008 14:39)
Mividiana sy mampiasà ny carnet "Knauss et Ogino". Azo hafarana koa. Tadiavo ny ladiresy fa ny ahy tsy hitako intsony "efa ménopause)
70. endrika01 ( 25/10/2008 04:22)
Ratoa:

Mividiana sy mampiasà ny carnet "Knauss et Ogino". Azo hafarana koa. Tadiavo ny ladiresy fa ny ahy tsy hitako intsony "efa ménopause)



Misaotra e! Dia miandry ny namana afaka manomé adiresy zany wé aiza no misy lay toerana hanafarana lay carnet:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084