FANARAHANA TOMBOk ANDRO
21. nikah
(
07/07/2008 08:05)
Torohevitra ny ahy,ho an'izay afaka mandray aloha e!Satria hitako nahasoa ahy dia mba lazaiko @ namana eto.
Fa raha isika vevavy ,izay efa manambady na koa efa mahay lelahy no tsy misikotra refa misasa,hafahafa ihany!!!!! :o :o :o

22. nikah
(
07/07/2008 09:04)
endrika01 ,rehefa vhv efa niray t@ lhl izany hoe raha tsoriko dia efa tsy vierge itsony dia afaka manao io daholo!
Fa tsy ho an'ny vhv mbola vierge kosa aloha e! :) :)

23. booboo
(
07/07/2008 09:43)
zà ry zareo mba miteny hoe aza misikosikotra ny any anaty fivaviana zany rehefa misasa a ! toy izany koa lé hoe sasana @ savony rehefa misikotra² any, na vierge na tsy vierge na manambady na kisipa² fotsiny !
Manimba flore vaginale zany : rehefa tsy ao intsony reo raha @ flore dia tsisy an'ireo trucs kely efa naturels intsony ao anaty ao miady @ loto isan-karazany dia mora be mihitsy ny ahazoana MST sy zao karazana mycoses rehetra zao ; miha-maina ihany koa ny any anaty fivaviana any ( mando² foana ny any anaty any fa rehefa lonaka vao tena hita sy tsapa ilay fahamandoana bebe kokoa ) dia lasa manana olana lé vhv rehefa hanao rapport sexuel avy teo satria tsy mety mando intsony sns.
Tokony manao fihazana ny taova ara-pananahana in-dray isa-taona ny vhv, dia rehefa mba manatona gynéco nareo na dokotera dia anontanio ny fomba fanasana ny fivaviana fa tsisy hiteny anareo an'izany hoe sokirina zany fa ny hoe fadio ny fisokirana no hatoron-dry zareo dia rano madio tsara sy tsy mila savony dia mety ( manimba ny ph ny vagin ny savony ).

24. ni81
(
07/07/2008 10:09)
Torohevitra ny ahy,ho an'izay afaka mandray aloha e!Satria hitako nahasoa ahy dia mba lazaiko @ namana eto.Tsy mitombina io lazainao io. Araka io lazain'ny namana booboo eo ambony io dia tsy tsara ny misikotsikotra any anaty fivaviana any. Anisan'ny nahazo io teneninao t@ namana iray aho hoe hafahafa izany tsy misikotra izany satria izaho dia lava hoho :) dia niteny izy hoe ahoana no ataon-dry rehefa misasa ? :roll: Dia novaliako hoe fa ahoana? an an indry toa lava hoho dia ahoana no ataon-dry?
Fa raha isika vevavy ,izay efa manambady na koa efa mahay lelahy no tsy misikotra refa misasa,hafahafa ihany!!!!!
AZAFADY RAHA TOA KA HORS SUJET ity manaraka ity
http://www.doctissimo.fr/html/sexualite/hygiene-feminine/articles/11807-toilette-intime.htm
25. nikah
(
08/07/2008 05:39)
ni81,misaotra @ lay site fa na hors sujet araka ny voalazanao aza interessant ihany, :) :) ahalalana zavatra marobe ko!
26. kalointsika
(
09/07/2008 12:34)
[/quote]
Hono ho aho tsy misy fiatraikany @zaza ao an-kibo ve ny fihinana pillule,rehefa mitondra vohoka lay olona aty aoriana na dia efa nanajanona ilay pillule aza?
[/quote]
orey olona e! ef bevohok ve vao ihinana pillule. ajanony tany f tsis ilàna zan tsony. iarovana tsy ho bevohok anie no ilàna an'io zvt io e. d ho anzay mitady fika tsy ho bevohoka, raha tsy hanao contraception d aleo ts manao mihits f btsk ny efa voa. mahaiz ftsn misafidy izay contraceps ampiasaina. mis ko anie ny pillule du lendemain ref tena ts sur e! ok
27. xxx
(
10/07/2008 10:28)
kalointsika < tsy zany kosa angamba no tiany lazaina fa hoe raha nihinana pillule izy talou, d tsy manimba zaza ve ny fihinanany talou iny rehefa tapakevitra ny hiteraka izy aty aoriana.
28. kalointsika
(
11/07/2008 07:06)
azafad ar e! disodiso kely za t@iny fa izao, ts tokony hisy fiantraikany @ zaza manaraka iny satria: 1- tsy afak ny hiterak ianao raha ts manajanona an'iny, ary raha ts nihinana an'iny ianao
2- dia miverina @ le resak tombokandro izay ts tena fiabl amiko.
3- de tte manière ny dokotera ef manarak anao ref bevohoka.
4- sad ny ankamaroan'ny vehivavy eto dago aloha toa pillule daol no ampiasainy dia avy eo izy miterak ihany e!
5- dia mbol ts naheno aho hoe marary le zaza na mis fiantraikany hafa.
zay zan le iz!!!

29. tsiambaratelo
(
11/07/2008 16:32)
Mba inona kay no anarany ilay pillule?De azo hohaniny rehetra ve ilay izy sa misy contre indication,zah mba vhv ihany fa tsy mahalala zay atsimo sy avaratra.De raha tsy te hanohy lay fihinana pillule,de marina ve fa we bevohoka hono le vhv na tsy nanao firaisana tsony aza taty aoriana!Aza memezana zah @lay fanontaniana fa tena tsy mahalala na kely aza.Mcei a
30. ari.malala
(
14/07/2008 09:36)
De raha tsy te hanohy lay fihinana pillule,de marina ve fa we bevohoka hono le vhv na tsy nanao firaisana tsony aza taty aoriana!ts logique mintsy zany fanontanian'i tsiambaratelo izany! aiza koa no hisy olona bevoka tsy manao firaisana? nga izy ity Masina Maria aky a! hihihi!
32. Ratoa
(
18/07/2008 14:26)
hay ny sasany aminareo vehivavy voretra. Izaho vao hanambady dia notoro ny fomba fisasan'ny vehivavy, fa raha vierge tsy ilaina io satria tsy misy corps étranger miditra any. Rano madio, mangatsiaka na mafana no raisinao. Na koa raha tsy tiano ny misiokotra dia misy poire vaginale na intime eny @ pharmacie sy grande surface. tsy misy atahorana mihitsy ny misasa, au contraire.
Raha tsy voasasa ny avy amin'ny lehilahy dia manjary hotrikaretina ary maimbo be. Izay no ilazako hoe voretra ny sasany. Rehefa mandeha gynéco aho dia hoy foana ny dokotera hoe: que vous êtes propre madame. dia Gaga foana aho hay ve...ka...
Raha salama tsara ianao ka mbola anisan'ny féconde, dia mivoaka ho azy iny tsiranoka iny. Mialoha ny ovulation iny dia mihakely mpahatongan'ny fotoana. raha tia hiteraka dia kendrena iny fotoana iny, raha tsy tia hitoe-jaza, dia ialana iny.
Misy boky kely fanarahana andro, Knauss et Ogino no anarany. Omeko anareo ny références rehetra amin'ny manaraka fa sty hitako ny nampirimako ny ahy. Efficace io. rehefa tonga ny période de fécondation dia mahaiza miala bala.
Fahalalana ankapo beny ny mombamoba ny toetenan'ny vehivavy. Mety ho fantatry ny lehilahy izany.
Ny mitranga amin'ny vehivavy tsiraray kosa dia secret an'ny tsirairay izany. Tsy voatery alaza amin'ny vady. Tsy voatery ho hitan'ny vady koe tonga fotoana! Vie intime-nao izany fa tsy tsena be ka ahahaka. Dia ianao irery no mi-gérer azy na roa aza ianareo.
Mahafantatra aho olona. Momba angamba ralehilahy fa tsy mahalala. Niteraka efatra izy. Tsy ny vadiny no rainjanany. Nony hitany fa tsy niteraka ry zareo 4 taona taoriaan'ny mariage, lasy izy nanao izay iterahany mba tsy horava ny tokatranony.
Eo anatrehan'ny tontolo dia isika vehivay ihany no momba.

33. endrika01
(
19/07/2008 07:40)
Ratoa>tena misy tokoa zany ny lhl momba,t@zay nanao Siansa t@3eme de tadidiko tsara fa niresaka anio ny prof-nay,t@zay navadika Frantsay tampoka ny fampianarana,de zara raha mba nisy azo!Ny hany tadidiko toa nisy resaka hypothalamus(ialana tsiny raha diso ny fanoratako azy)ao @loha ao,de raha voadona lava io we de momba le lhl,sa le vhv kou fa tsy tadidiko.(efa tsisy tadidy doly hi hi hi) :-P
34. haritianah
(
19/07/2008 16:11)
namaky lé lazainao ao ry Ratoa; asa aloa ny Gyneco vé samy manana ny nianarany fa anisany annanarany gyneco ko anah mitsy io fisokisokirana io, mapiditra mikroba avy aty ivelany makany anatiny oy izy satria ny tananao ny hohotananao na fohy aza dia mitondra mikroba miditra any anaty ary raha vao mahazo ny muqueuse ao anaty ny mikroba kely tafiditra dia vety2 dia mivoatra.
Madio tsara doly refa vehivavy misasa fa ts voatery oé ny misikotra ihany no madio.
Betsaka ny karazana mikroba tsy miala @ tanantsika na dia misasa tanana tsara aza isika.
Laviko tanteraka ny filazanao fa masiso maibo bé ny vehivavy efa manao firaisana raha vao misasa ka ts misikotra.
Ny infection any anaty no maha maimbo fa tsy oé ny misasa tsy misikotra zany mitsy.(mety misy microba tafiditra,staphylocoque,gonocoque,champignon sns..) reo anefa betsaka no antony ahahzoana azy fa tsy zany fisasana tsy misikotra zanya.
Au contraire ny tananao avy aty ively iny no atahorana apiditra mikroba any satria ny mikroba anie ka manidisidina eny rehetra eny é! tsy voatery firaisana no ahazoana azy(rano isasana, slip mihaha,savony mi traine androana sns... dia efa mitondra mikroba ao anatintsika vehivavy.
Fehiny; Tsy dakoro ao oé raha vao tsy misikotra ny vehivavy dia maibo bé zany.

35. haritianah
(
19/07/2008 16:23)
Adinoko koa fa nilaza Ratoa fa VORETRA NY VEHIVAVY TSY MISIKOTRA fa izy talohany hanambady dia natoro.
Fomba nahazatra ny RAD nareo zany misikotsikotra zany dia normale raha azavainy anao koa raha vao hanambady ianao fa maro ny mahazatra ny olona TSY misikotra fa madio bé tahakanao koa ary derainy gyneco ny koa.
Samy @ fahazarany io fa tsy oé Voretra zany mits.
Ny tsy misasa tanteraka no MAIBO sy Masiso zany.
Ny tsiranoka avy @ lehilahy dia tsy mijanona ao anaty io fa mivoaka aty ivelany afaha quelques minitra na segonde aoriany firaisana(misy ihany anefa tena matanjaka be ny tsiranokan'ny lehilahy no maharitra 1 andro fa refa dila io dia miporitsaka mivoaka ao foana io), zé ilany ovule ihany raha sendra azy no mijanona any fa tsy oé iny dé ijanona ao foana de oé iny lasa maibobé raha ts sokirina zany.
Matetika koa ny vehivavy mataotra ny ho behovoka no misikotra azy ireny aingana aorina'ny firaisana sao tafaona @ ovule tampoka ao fa tsy miandry ny fivoahany.Zay indray alou efa enoko fa ts fantatro na mitombika alou.

36. endrika01
(
20/07/2008 11:23)

De aona kay raha ohatra ka le vevavy,mihohoka ireny ny cole-ny
nisy sipa tafaraka nanao visite taminay de ozizy le mpitsabo tao we,mihohoka ny colle-nao,
de le sipa io zany tsy afaka misikotsikotra,zah alou tsy mba sahy mi.... zany e,
fa misasa tsotra de zay,
nefa toa tsy misy fofona zany,sa ve we le olona efa miaraka @lhl.
37. haritianah
(
20/07/2008 20:19)
mbola ts naheno zany mihohoka cole zany indray ao ry Endrika01, ay ve misy zany é?
Tsy misy zany maimbo sy masiso zany alou raha misasa tsara, tsy voatery isikotra mitsy fa arakaraka ny nahazarana anao sy izay mahazatra anao ihany io.
Système fisasana fotsiny zan fisokirana zany fa mila misasa tsara madio ny vehivavay na mbola tsy misy firaisana @ lehl na efa misy firaisana @ lehl.

38. ni81
(
20/07/2008 21:06)
hay ny sasany aminareo vehivavy voretra. Izaho vao hanambady dia notoro ny fomba fisasan'ny vehivavy, fa raha vierge tsy ilaina io satria tsy misy corps étranger miditra any. Rano madio, mangatsiaka na mafana no raisinao. Na koa raha tsy tiano ny misiokotra dia misy poire vaginale na intime eny @ pharmacie sy grande surface. tsy misy atahorana mihitsy ny misasa, au contraire.:roll: :roll: Tsy hoe vao taty aho akory no nahazo ny fitenenana t@ gynéco hoe aza misikotra any anaty fivaviana fa na dia mbola tany dago aza dia teneniny hoe manimba ny flore vaginale io fisokisokirana rehefa misasa io; tao @ radio feon'ny fahasalamana koa mbola naverimberiny. Raha voretra izany ve tsy hitangorona ny lalimanga satria masiso! Sady ny fofona avy ao ambany ao mora re mihitsy raha vao misy tsy dia milamina!
39. ni81
(
20/07/2008 21:20)
Tohin'ilay tery ambony
Ity no voalaza:
Depuis plus de 25 ans que j'exerce la gynécologie et la sexologie, j'ai constaté que beaucoup de femmes et d'hommes se posaient des questions sur leur hygiène intime : fréquence de l'hygiène intime, nécessité ou non d'une toilette intime avant et après les rapports sexuels, produits à utiliser ?
Il est en effet important d'avoir une bonne hygiène génitale, par respect pour le partenaire et afin que l'acte sexuel et l'épanouissement sexuel ne soient pas freinés par le dégoût de l'un des deux partenaires.
Il est impossible de normaliser une "bonne" hygiène intime, mais disons qu'elle doit se situer entre deux extrêmes : une hygiène insuffisante et une hygiène excessive. Dans le contexte social actuel, l'hygiène féminine est souvent trop fréquente, alors qu'au contraire, l'hygiène intime masculine serait plutôt insuffisante !
Il y a vingt-cinq ans beaucoup de jeunes femmes, sur les conseils de leurs mères, faisaient des injections intra vaginales pour nettoyer l'intérieur du vagin. Actuellement, ces injections intra vaginales sont déconseillées car elles peuvent détruire la flore normale du vagin, flore nécessaire à la bonne fonctionnalité vaginale. En effet, la destruction de la flore vaginale peut être responsable d'infections mycosiques ou bactériennes. D'autre part la destruction de cette flore peut provoquer une sécheresse vaginale, nuisible au bon déroulement du rapport sexuel. L'hygiène intime de la femme doit donc se limiter à la vulve, en excluant l'intérieur du vagin.

40. haritianah
(
20/07/2008 22:05)
Manohana anao @ hevitra mitsy ao ry ni81, marina mits zan fa ny Gyneco gasy nandehanako aty dago alou dé tena mandrara mits ary milaza io lazainao eo ambony io mits.
De plus ko ny nitaizan'ny RAD nay anay dia zay mitsy, diovina tsara araka ny lazainao io fa aza ampidimpidirina any ny tanana fa mitondra mikroba no manimba ny flore vaginale.
Ary tsy voatery koa oé ts maintsy mampiasa reny produits fanasana azy reny koa fa na dia rano tsotra na rano mafana zé zaka fotsiny fa diovina tsara dia efa madio .Afaka mampiasa ireny produits ireny mou dia tsy maninona.
Ny tsara atao koa alou dia isany avy misy firaisana dia tokony hisasa madio foana.