FANARAHANA TOMBOk ANDRO
41. ni81
(
21/07/2008 05:48)
hoy endrika01
http://www.aly-abbara.com/livre_gyn_obs/termes/uterus_position.html
De aona kay raha ohatra ka le vevavy,mihohoka ireny ny cole-nyNy renibeko taloha no efa voa toa io lazainao io. Tsy fantany izay antony nahatonga azy nihohoka fa nitady zaza fanampiny izy dia tsy nety nanana intsony dia nanatona Dr, ary nambara azy tamin'izay fa ny tranonjaza mivadika no nahatonga izany. Misy famoaboasana eto manazava izany rehetra izany ary mazava tsara tokoa @ sary ao aminy.
nisy sipa tafaraka nanao visite taminay de ozizy le mpitsabo tao we,mihohoka ny colle-nao,
de le sipa io zany tsy afaka misikotsikotra,zah alou tsy mba sahy mi.... zany e,
fa misasa tsotra de zay,
nefa toa tsy misy fofona zany,sa ve we le olona efa miaraka @lhl.
http://www.aly-abbara.com/livre_gyn_obs/termes/uterus_position.html
43. nikah
(
21/07/2008 15:19)
Non kosa ee!Ny ahy tsy dia raisiko loatra @ lay hoe voretra kosa e!Samy manana ny fahazarany sy ny nampianarina azy io.Fa ny ahy dia ny RAD ko mihitsy no nampianatra ahy ny misikotra refa misasa.fa tsy voatery hampiasa savony na produit hafa.Ary taty aoriana dia Gyneco,raha nampianatra ahy ny fanisana andro izy,satria ny ahy ny cycle tsy dia milamina loatra,dia izy no nampianatra ahy io misikotra io.Ary @ io no ahafahako mamantatra ny periode d'ovulation ko ary tsy mbola namitaka ahy hatr@ zao. Eny fa na dia tany @ fanaovana laretirety aza dia mbola io ihany ny resaka nandeha.
Ilay hoe manimba ny flore vaginal tsy dia haiko loatra fa refa nahita ilay voalaza tery @ site nalefan'i ni81 za dia anjarako in-1 zany no mandray conclusion hoe zao zany na izao no ndeha in-1 hatao.sao dia marina tokoa!Dia lasa misikotra ihany fa tsy atao matetika toy ny teo aloha itsony.
Zay ange no ilana ty serasera ty e!Mba ifanoroana e!

44. ni81
(
21/07/2008 16:44)
Non kosa ee!Ny ahy tsy dia raisiko loatra @ lay hoe voretra kosa e!Samy manana ny fahazarany sy ny nampianarina azy io.Fa ny ahy dia ny RAD ko mihitsy no nampianatra ahy ny misikotra refa misasa.fa tsy voatery hampiasa savony na produit hafa.Ary taty aoriana dia Gyneco,raha nampianatra ahy ny fanisana andro izy,satria ny ahy ny cycle tsy dia milamina loatra,dia izy no nampianatra ahy io misikotra io.Ary @ io no ahafahako mamantatra ny periode d'ovulation ko ary tsy mbola namitaka ahy hatr@ zao. Eny fa na dia tany @ fanaovana laretirety aza dia mbola io ihany ny resaka nandeha.Efa nanazava taminao ny momba ilay misikotra iny aho tery ambony tery (n°23) :) fa naka hevitra hafa indray aho nanazava t@ Ratoa fa nolazainy fa vehivavy voretra izahay satria tsy manaraka ny fomba fanaony fahiny.
Ilay hoe manimba ny flore vaginal tsy dia haiko loatra fa refa nahita ilay voalaza tery @ site nalefan'i ni81 za dia anjarako in-1 zany no mandray conclusion hoe zao zany na izao no ndeha in-1 hatao.sao dia marina tokoa!Dia lasa misikotra ihany fa tsy atao matetika toy ny teo aloha itsony.
Zay ange no ilana ty serasera ty e!Mba ifanoroana e!
45. haritianah
(
21/07/2008 16:53)
raha ny lazainy nikah alou dia marina io, nizara fony mbola kely de izao,ny gyneco dia izao fa samy madio daolo.
Raha oé ahafahana manaraka ovulation koa dia azoko ekena.

46. booboo
(
21/07/2008 17:28)
Rehefa période d'ovulation dia tsy mila ary tsy misy ilaina azy ny misikotra ny any anaty vagin any mihitsy vao hahatsapa hoe betsaka ny glaire na tsia ! Na tsy manao protège-slip aza dia mahatsapa foana hoe mando be kokoa noho ny mahazatra ny culotte/slip/string !
Averiko indray : fadio ry zareo ny misikotra² ny vagin rehefa misasa a ! manimba ny flore vaginale izany ( mahatonga secheresse vaginale, tsisy miady @ microbes isa-karazany intsony dia mora mahazo izao karazana aretina aby aby izao momba ny taovam-pananahana entre autres ) ! dia re-re-re-re-re-re- cf fanazavana nalefan'i ni81

48. nikah
(
22/07/2008 05:57)
Zaho ange tsy contre ry booboo e!Fa mba manazava ny hevitro kosa aho @ lay filazana hoe "VORETRA",angamba kosa tsy mety e!.
Miankina @ fahazaran'ny tsirairay io.Fa tsy voatery hoe voretra akory.Raha mamaky tsara ny nolazaiko ianao dia hoy aho hoe ,"novakiko ilay site ary anjarako ny mandray conclusion" c'est tout!
Tsy mamporisika mihitsy aho hoe manaova toa ahy,fa maneho ny hevitro manokana aho.

50. Ratoa
(
22/07/2008 18:16)
Izaho anie tsy milaza hoe misiokotra isanandro ê! Rehefa @ ny maraina manaraka ny firaisana no lazaiko. Ary betsaka ny olona fantatro fa manao izany. Ny ntaolo no tena mpanao izany. Fidiovana io fa tsy fitaovana enti-mamantatra hoe rahoviana ny fécondation.
Ny glaire avy amin'ny vehivavy mivoaka ho azy ary misy maharitra andro vitsivitsy vao tapitra. fa ny tsiranoky ny lehilahy kosa na dia tonga dia mivoaka aza, misy tafajanona ihany. Izay no ilana ilay fisokirana. Rano madio no raisina, tsy misy fangarony, mangatsiaka na mafana, izay tianao. Mazava ho azy fa tànana madio, voasasa savony ary rantsana iray no manasa paha afaka ilay malamalama. Aodina ny rantsana dia sintonina hivoaka dia manaraka daholo ny tsiranoka. Tsy sarotra izany ny rapport, ny vagin no sasana fa tsy ny any anaty col. raha rano mafana no raisinao dia malalaka ny vagin, raha rano mangatiaka dia teritery. Iza no tianao?

51. ni81
(
22/07/2008 19:00)
Fa tsy hoe VORETRA akory rehefa tsy manaraka ny fomban'ny ntaolo :roll: ?
52. haritianah
(
22/07/2008 20:43)
Ratoa; milaza fa ts misikotra isanandro, fa refa maraina manaraka ny firaisana; ka ny firaisana io samy manana ny mety aminy ao ny matetitetika ao ny mielanelana dia ho an'ny matitetika miray zan anie dia isikotra matetika ihany zany.
Betsaka ny manao fa betsaka lavitra koa ny tsy manao izany fa Madio MITOVY @ misikotra koa.
Tsy dakoro à lé lazainao ao oé Ntaolo taloa no mpanao io misiokotra io tsy au contraire ve ny Ntaolo mataotra ny mikitikitika taovampananahana zany mits.
Milaza koa enao oé tanana madio ary voasasa savony , Maro ny mikroba tsy maty na sasana @ savony aza ny tanana vao isikotra.Misy mikroba mila rano mangotraka 90degré vao maty dia ahoana no anazavanao an'izany @ ity tanana ampidirina any?
Fehiny raha amiko:
MADIO DOLY NY VEHIVAVY NA MISIKOTRA NA MISASA TSARA FOTSINY, fomba fisasana samy manana ny azy fa tsis zany VORETRA zany refa tsy mitovy amin'ny nahazatra ny tena.
Za alou miombokevitra @ booboo é, nisy nilaza ay io fomba fisasana io mits talou fa ts dakoro ao mou ny gyneco ko alou nandrara ay mafy é.

53. Fleurie
(
23/07/2008 13:33)
Mbola le resaka \"sikotra\" ihany no tiako hamafisina. Tena manimba io f\'aza midi kizo nareo! Ra mbola misy tsy mety mino ihany dé tsy mahamenatra fa za efa saika nahazo aretina t@ io misikotra io satria tsy fantako taloha! Refa somary hafahafa za ka nankany @ Gynéco vao nahalala fa kay tsy mahazo sasana any anatiny fa madio ho azy ny any. A partir an\'izay aloha za de naleoko tsy nisikotra intsony fa narahako tsara ny tenin\'ny gynéco dia salama tsara refa avy eo!
Ka ra te ho be loha tsy mino raha tsy mahita ianareo dia andramo! Itako mintsy zany fahoriana lasa maina lava izany, ary na rangahy aza sûr mintsy fa mba leo refa misy envie zay satria ny tena maina be :lol:
Zao aza za tsy de sahy milaza hoe tena niverina ohatran\'ny taloha fa mety lasa \"moyen\" mbola sarotra mahazo envie des fois! Au secours!!! :)

54. ni81
(
23/07/2008 16:24)
Atoro ny hevitra fa izay mandray moa tsara, ary izay tsy mandray dia ilay ohabolana manao hoe: rafotsibe kendam-bomanga hono ka kendan'ny nasesiky ny tanany e. :)
55. Fleurie
(
24/07/2008 07:15)
Atoro ny hevitra fa izay mandray moa tsara, ary izay tsy mandray dia ilay ohabolana manao hoe: rafotsibe kendam-bomanga hono ka kendan'ny nasesiky ny tanany e.
:lol: =))
57. xxx
(
25/07/2008 12:40)
Ajanony ndray alou le sikotsikotra,fa ranomafana sa ranomangatsiaka,:-D:-D:-D
58. ni81
(
25/07/2008 13:07)
Ajanony ndray alou le sikotsikotra,fa ranomafana sa ranomangatsiaka,Arakaraka ny toetr'andro angamba io e! sa raha misy mahita hevitra hafa tsy fantatro!
59. haritianah
(
25/07/2008 16:10)
ranomafana sa rano mangatsiaka;
Io indray amiko dia miankina @ toe-batan'ny vhv sy ny mahazatra azy.
Misy vhv na any @ tany mafana na @ andro mafana dia efa zatra misasa @ rano mafana(rano mafampana kely anefa fa sao isy iteny eo indray fa rano mamamy bé indray).
Misy indray na any @ tany mangatsiaka na à fotoana mangatsiaka dia ny mety aminy dé rano mangatsika foan.
Misy indray dia ampanarahany toetr'adro,refa mafana dia rano mangatsiaka,refa mangatsiaka dia rano mafana.
Mahagaga ay koa ny filazan i Ratoa owé raha misasa @ rano mafana de malaka ny vagin?

60. ni81
(
26/07/2008 05:53)
ranomafana sa rano mangatsiaka;Tsy afaka ny hisasa rano mangatsiaka kosa aloha aho raha aty Frantsa @ andro tena ririnina e! :lol: :lol:
Io indray amiko dia miankina @ toe-batan'ny vhv sy ny mahazatra azy.
Misy vhv na any @ tany mafana na @ andro mafana dia efa zatra misasa @ rano mafana(rano mafampana kely anefa fa sao isy iteny eo indray fa rano mamamy bé indray).
Misy indray na any @ tany mangatsiaka na à fotoana mangatsiaka dia ny mety aminy dé rano mangatsika foan.
Misy indray dia ampanarahany toetr'adro,refa mafana dia rano mangatsiaka,refa mangatsiaka dia rano mafana.
Mahagaga ay koa ny filazan i Ratoa owé raha misasa @ rano mafana de malalaka ny vagin?