recette paella
1. faniry
(
21/06/2008 14:42)
mba omeo recette paella indray ho anareo izay mahay.
misaotra mialoha
misaotra mialoha
novalian'i pseudo38 ny 16/07/2008 09:46
2. fahamarinana
(
21/06/2008 15:58)
:arrow: ity misy iray (l)
PAELLA AUX FRUITS DE MER
INGREDIENTS PREPARATION
Pour 6 personne(s)
500 g de riz
1,2 l de fumet de poisson
12 langoustines
600 g de Lotte en morceaux ou de cabillaud ou de congre
600 g de seiche, encornet ou similaires
3 litres de moules
1 kg environ de crabes verts
6 crevettes
10 cuillères à soupe dhuile dolive
2 gousses dail (hachées)
4 tomates mures ( concassées)
quelques branches de persil
1 poivron rouge
100 g de petits pois
200 g de haricots verts
½ sachet dépices ( safran)
- Mettre la poêle sur le feu avec lhuile dolive et un peu de sel. Quand elle est chaude, y placer les langoustines. Faîtes les revenir quelques minutes, retirez les et gardez-les dans une assiette.
- Mettez la seiche dans la poêle, faites la sauter puis ajouter la Lotte ou le Cabillaud en morceaux, les moules, les crabes, lail hache et les poivrons découpés en lamelles. Faites revenir le tout, puis incorporez le ½ sachet dépice, la tomate concassée, les petits pois et les haricots verts.
- Ajouter le riz et faites-le revenir un peu, jusquà ce quil devienne translucide.
- Ajouter enfin le fumet de poisson et placer les fruits de mer de façon décorative.
- Laissez cuire à feux doux jusquà ce que le bouillon sévapore (environ 20 minutes)

3. tess
(
21/06/2008 17:24)
taletako io paella io
ny zavatra ilaina:
- vary long grain ( calculer-o hoe une tasse de café normale pour 2 personnes)
- Poulet entier
- calamar (anneaux , na entiers (dia tetehina)
- gambas na crevettes be efa masaka no ampesaina
- ails, poivron rouges , tomates, petit pois
- huile d'olive...
- cube de bouillon de poulet (bouillon de poulet)
- moules
- saffran (epice jaunes)
- endaso ho mendimendy ny akoho voatetika ,
- arotsahy ny l'ails plus betsaka ny l'ails plus manome saveur sy tsironn'ny paella, avelao ho mendy miaraka am poulet ny l'ails
- arotsahy ny tomates, sy ny poivron rouges, avelao ho masamasaka tsara ireo
- arotsahy ny calamar voatetika, aroharoina matetika ny nahandro
- rehefa manomboka mi fondre ny poivron sy ny voatabia dia rotsahy ny vary
- ny rano bouillon de poulet no hanondrahanao azy tsikelikely , haroina matetika fa tsy avela hoatra ny mahandro vary satria mora miraikitra...
- rehefa manomboka mandray rano iny ilay vary fa mbola tsy masaka tsara dia harotsahy ny petit pois sy ny gambas.... ary ny saffran
- aza hadino ny manondraka matetika azy amini'lay bouillon
- rehefa akaiky ho masaka iny dia apetaho ho haingony amizay ny moules efa nomasahana.... ny ranona moules koa azo hanondrahana ilay paelle hahamasaaka ny vary....
- farany tsy hatao ritra be hoy aho ny paella hoatra ny mahandro vary fa atao ketsaketsa
- alohan'ny handrosoana azy dia saromana klk mn amin'ny papier allu na essuie vesaille ....
- rehefa handroso azy dia asio tranche de citron eny amù vilia fa tsara raha misy citron
- andramo ihany ny epices fa plus relevé plus matsiro ny paelle
afaka asina poivre na epice masika toa ny chili ohatra
tsara koakoa raha mi pratika no manoro azy toy izay theorie
bonnap
:wink:

4. faniry
(
21/06/2008 20:13)
efa hitako eto fa matsiro be daholo izy zany,misaotra namaly ny antso.
hiezaka ny hanao ny pratika dia lazaiko eto ny valiny.
fanamarihina kely fotsiny amin'ilay recette nomen'i fahamarinana(3 litres de moules)ranona moules v io sa kosa moules?d raha moules d sao d am kilao?
andramako ampifamenoina reo re7 roa ireo.
mazava be ilay recette ka,azoko sary an tsaina ihany fa ilay ingredients sy ny fanaovana azy fotsiny no tiako fantarina.
merci fa tena miandry ny ftoana hanaovana azy sisa.
fanontaniana farany :mampaninona azy ilay citron?ny poivre sy ny epices indray aloha dia ataoko betsaka ka.enga anie mba tsy hiady am mosoara refa b loatra ny sakay. =D> =D>

5. tess
(
21/06/2008 20:26)
way! hadinoko ny nanao hoe rehefa mandrotsaka ny bouillon na ranona moules iny de alefaso koa ilay saffran epices jaune iny manome couleur azy...
ny citron aky mi accompagné tsara ny sakafo misy poisson na crustacés ah!
manome tsiro hafa azy!
specialité espagnole mantsy io dia ny espagnole zàtra mampiasa citron refa mihinana paella na poisson crustacés
zà zao hanao refa am anniverserako atsy ho atsy! sady rehefa manao an'io lasa casserole be foana fa tsy mety ilay quantités kely fotsiny amini'lay ingrediens vidiana,
afaka hasolo henam-bitro koa ilay hena akoho fa matsiro koa an!

6. tess
(
21/06/2008 20:30)
hadinolo! ilay citron izany hararaka eo ambony plat nao ilay ranony iny fa tsy hatao bdb misy tsy manao alou fa ny ahy tsy tiko raha tsy asiana ranona citron kely ny plat de paella :°)
ny paella vidianao eny am magazay congelé ireny tsy mitovy mitsy amin'ny hataonao ao antrano, samy hafa be ny gout! matsiro lavitra be ny fait maison :-P

7. fahamarinana
(
22/06/2008 09:08)
:arrow:faniry : tsy haiko ny mesure fa rehefa mividy moules moa aty aminay dia mitondra ny re7 dia miteny eo hoe zao litre,toa ny mividy legumes ihany hoe zao livre ,sns...sns...sinon tonga dia mividy 1 sachet surgelé aho rehefa kamo mahandro ilay moules.....
Sinon en general tsy dia manaraka ny ingrédients voalaza fa izay misy ato an-trano dia ampiana tsikelikely eo.
Raha fruit de mer dia asiako citron ny ahy fa raha paella tsotsotra dia tsy asiako..(l)

8. tess
(
22/06/2008 13:27)
ny moules anie ka juste atao décor en finale eo ambony e! sinon potipotika malemy be raha preparer na miaraka am paella,
zà rehefa mividy moules pour paella 12 à 16 personnes dia moules eo am 400 g eo dia efa ampy, de diovina hadio handrahoina ho masaka ary ny ranony nandraoina azy no harotsaka tsikelikely eo amin'ilay paella hahamasahana ny vary .....
ny b
gambas sy ny calamar no atao betsaka,
ohatra ny ahy ny gambas maka eo am 800g eo aho pour 16 personnes io, dia ny calamars eo amin'ny 800g na 1kg amin'ny sachets ireny....na afaka mividy frais kou tsy maninona de tetehina....

9. tess
(
22/06/2008 13:37)
faniry: otran'io am sary io izany ilay moules justes hatao decor am finale lay izy....
10. tess
(
22/06/2008 13:39)
afaka asiana coquillage otran'io sary io koa fa tsy misy ho hanina akory ilay coquillages de vola lany fotsiny fa amiko ny moules dia efa ampy....
11. faniry
(
22/06/2008 18:50)
merci am re7 sy ny fanazavana fa dia mahafa-po tokoa.misaotra anareo mirahavavy fa dia hazoto homana tokoa na dia mamaky ny re7 fotsiny aza,vao maika miampy an'ity sary ity dia tena milela-molotra fotsiny.
dia efa bon anif mialoha aza dia mazotoa homana.
mampalahelo idray mahita an'ireto crevettes bdb tsy nanana chance ivelona anaty ranomasina.
zà zao hanao refa am anniverserako atsy ho atsy! sady rehefa manao an'io lasa casserole be foana fa tsy mety ilay quantités kely fotsiny amini'lay ingrediens vidiana,
dia efa bon anif mialoha aza dia mazotoa homana.
mampalahelo idray mahita an'ireto crevettes bdb tsy nanana chance ivelona anaty ranomasina.
12. tess
(
22/06/2008 18:57)
misaotra e! :wink:
hihihihi! ny vrevettes misy foana fa aroroty alou raha efa tonga ao ambilany hihihihi

13. faniry
(
22/06/2008 19:00)
marina izany ry tess.vao mahita an'ilay sary aho dia tena noana nefa vao teo no nametra-tsotro.
ary aleo amin'izay hande hatory aloha sao manofy mihinana paella eo :-*

14. yonikafopl
(
22/06/2008 19:19)
hummmm , mampilendalenda be kou nareo ato zany annn :miam: :miam: :miam:
15. tess
(
22/06/2008 19:20)
hummm matsiro io ka! fa mankatavy an! hihihih
izy ketsaketsa tsy maina be no tsara, de bonuit zany raha mihinana paella ao am nofy de baonap :-D

16. ari.malala
(
23/06/2008 11:25)
mazotoa homana ianareo fa tsy mety amiko io zavatra misy fruit de mer anareo io!
17. fahamarinana
(
23/06/2008 11:40)
:arrow: ari :afaka manao paella koa ndry fa sans fruits de mer akia .. (l)
18. fahamarinana
(
23/06/2008 11:43)
:arrow: ity misy iray hitako fa tsy haiko zay tsirony na manakory na manakory an.. (l)
Pour une paëlla sans fruits de mer: -
-2 gousses d'ail (je rajoute un oignon aussi)
- 3 tomates
- 200 g de lardons
- du chorizo
- 1 poivron rouge
- 500 g de blanc de poulet - 20 cl de vin blanc
- safran
- 250 g de riz
Préparation pour 3 personnes
- couper le poivron, l'oignon et l'ail.
- faire revenir les lardons sans matières grasses et ajoute dessus oignon et ail. laisser ; fondre doucement...
Ensuite, verser le riz, mélanger. mettre les tomates grossièrement coupées, le poivron et arroser de vin blanc. terminer avec le chorizo coupé en rondelles et le poulet. Puis complèter avec de l'eau (2 bols).
Baisser le feu quand l'eau arrive à ébullition.
Mélanger le tout de façon à ce que le poulet reste au fond pour cuire, et vérifier aussi la cuisson du riz et le niveau de l'eau.
Environ une heure plus tard, l'eau s'est évaporée!
La dernière touche: safran, un peu de sel et poivre.

19. tess
(
23/06/2008 12:00)
io an'i fahamarinana io aky ry ari..paella karazany hafa koa ah!
fa ilay chorizo sy lardons tsy de voako ny tsirony sady matavy be
fa na de ataoko aza hoe poulet fotsiny na lapin ts yasiana fruits mer anie ry ari. de efa paella e! aza hadino fotsiny ny epices pour paella sy ny legioma pitipoà poivron rouge fa misy manisy vert ...;

20. fahamarinana
(
23/06/2008 12:29)
:arrow: tess :za koa tsy tia loatra chorizo,aleoko aza asiana saucisson be zao,ny ahy moa ndraindray dia mifangaro ao daholo zay misy sy hita... zay no tsy hametahako recette fait fahamarinana fa angamba mitsoaka daholo ny namana eto...:-D (l)