recette paella

21. tess ( 23/06/2008 12:41)
fahamarinana: izaho alohja mbola tsy nanandrana au chorizo mitsy e!
fatako fa matavy be iny saucice iny raha atao tsaky tsy de manin aloha kosa fa le fait hoe handrahoina miaraka am vary hihihihih
fa mety dool aky refa hena ah! misy manao henakisoa kou nge e! fa hafa ihany ilay tena paella special espagnole iny no tena paella aminy.....
fa zà refa mahandro an'io dia tsy mety mihitsy hoe quantité kely fa lasa bdb foana hany ka raha manao paella zà de refa manana invités ihany no manao an'io sinon mihinana paella ihany 3 - 4 jours! de hisy sorena ny ato antrano hoe mbola paella ndray ve??,efa hivoaka any amin'ny sofina izy ity :wink: :-D :-D :-D
22. Samoana ( 23/06/2008 13:17)
tess/ tsy mila asiana sira intsony izany ve ilay akoho na bitro endasindasna iny fa vitan'ny bouillon cube avy eo ? Indraindray koa ny ail rehefa endasina miaraka dia mangidy tsiro avy eo. Inona no vaha-olana azo atao ?
Refa misy vahiny dia mahafinaritra tokoa raha be am-bilany. Raha olona vitsy indray dia azo atao koa anefa ny mi-triche kely @ efa vita surgelé eny @ mpivarotra: arahina ny torohevitra lazainy saingy rehefa manomboka mafana iny izy dia ampiana ambim-bary maina tsy lany (manamaivana ny sira be loatra sady manala ny vary modaky ny hatsiaka). Dia azo ampiana akoho nendasina à part sy krevety vaventiventy koa fa bitika tsy ren'ny lanilany akory ilay anaty sachet surgelé :-D
ari.malala/ za allergique fruits de mer tany dago saingy sitran'ny paella. Na hivoaka any @ sofina sy ny orona aza tsy mampihemotra ahy intsony :-D
23. fahamarinana ( 23/06/2008 13:58)
tess:
fa zà refa mahandro an'io dia tsy mety mihitsy hoe quantité kely fa lasa bdb foana
.
:arrow: Hatraty io,toa ilay manao riz cantonnais ,mi-sao sy manao hors d'oeuvre ihany e,atoandro,gouter,hariva dia eo foana ,toa tsy mahatratra ny ampitso intsony aza fa misy manao latsaka alina... :-D :-D (l)
24. faniry ( 23/06/2008 14:52)
14. Mpandefa : tess [ Valio ] 22-06-2008 21:20:26
Lohateny : Re : recette paella
hummm matsiro io ka! fa mankatavy an! hihihih
izy ketsaketsa tsy maina be no tsara, de bonuit zany raha mihinana paella ao am nofy de baonap


ka izay mankatavy zay mintsy no tsara ka.ny tenanay mantsy mbola lavitry ny nofo.

22. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 23-06-2008 15:58:05
Lohateny : Re : recette paella
Hoy i tess:
fa zà refa mahandro an'io dia tsy mety mihitsy hoe quantité kely fa lasa bdb foana
.
Hatraty io,toa ilay manao riz cantonnais ,mi-sao sy manao hors d'oeuvre ihany e,atoandro,gouter,hariva dia eo foana ,toa tsy mahatratra ny ampitso intsony aza fa misy manao latsaka alina...



lol ilay latsak'alina,mampime mintsy njy ry fahamarinana an.

andao hanao latsak'alina any am tess amin'ny annif aza :D
25. fahamarinana ( 23/06/2008 15:23)
:arrow: ka marina anie zany,misy noana amin'ny alina zany mihintsy,rien que mieritreritra ilay motika be miandry... :-D (l)
26. ari.malala ( 24/06/2008 07:59)
inona klou ilay chorizo fa ts arako e! :oops:

samoana, tena mifona ah fa ts minana fruit de mer izany kle! HS kely fa miala tsiny, ndremande za invitée tamina fety zay d ts nahalala we mis krevety nge le salady d tonga d nirafarafa ninana fa vo tafihinana kely ftsn tonga d nivonto tery ny molotro :-( sou ian fa nis citron tao amle oul fa ra ts zany ngamba d ts haiko!
27. tess ( 24/06/2008 10:51)
ari. chorizo aky saucisse espagnole ah!
saucisson izany e! matavy beuh fa matsiro hihihihih

misy namako izay rehefa any amin'ny cote izy mihinana poisson sy crustacés ireny dia tsy alerjika
fa rehefa miverina ampovoantany izy mihinana io dia mihetsika ny alerjika hafahafa hihihi
28. fahamarinana ( 24/06/2008 11:53)
:arrow: ari. :mitandrema ihany an...misy cousine-ko zay na ny fofony fontsiny aza fa tsy mihinana dia efa mibontsina,ary tsy aty ivelany fa ao anaty tendany ao,angamba ilay efa grave..Tsy lairan'ny citron sy polaramine tsony e...Mahafaty hono... fa dia mila mitandri-tena tokoa,ny vady aman-janany lasa any am resto vao mihinana crevettes,asa fontsiny hoe mila mi-brousse nify be a fond ve avy eo sao koa dia mibontsiana foana..?? :) (l)
29. pseudo38 ( 16/07/2008 09:46)
Ny paella dia sakafo be am-bilany hoy isika gasy.
Raha maro be (> 8 olona) ianareo dia tsara daholo ireo recettes voalaza etsy ambony. Raha tsy izany manana safidy ianao :
1 - Misy Paella surgelée tena tsara any grande surface.
2 - Raha ianao no te hanao azy dia misy "ingrédients pour paella" surgelé eny @ grande surface fa ianao no manao ny vary.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3232