EURO 08 MBOLA TSY VITA E

1. endrika01 ( 19/06/2008 18:14)
Raha raraka ny France,andrandrao kosa ny ekipa hafa e.Zah zao mbola miandrandra ny ITALY sy ALLEMAGNE efa resy ny ANGLETERRE=))=))=))
novalian'i endrika01 ny 02/07/2008 12:08
2. endrika01 ( 20/06/2008 09:15)
hi hi hi,tafita alou ny ALLEMAGNE e .=))
3. endrika01 ( 20/06/2008 09:23)
Tsy very fanantenana mintsy!Dia miandrandra ny aminy Alahady ndray,zany we miandrandra mafy ITALY mba tsy ho resin ny ESPAGNE,HI Hi hi aza malahelo zay maka Espagne fa avilao mou mba hoan-dry zareo Italy:-D:-D:-D
4. endrika01 ( 20/06/2008 09:25)
Tsy very fanantenana mintsy!Dia miandrandra ny aminy Alahady ndray,zany we miandrandra mafy ITALY mba tsy ho resin ny ESPAGNE,HI Hi hi aza malahelo zay maka Espagne fa avilao mou mba hoan-dry zareo Italy:-D:-D:-D
5. endrika01 ( 20/06/2008 09:29)
Nefa mou lay pronostic ao ambony ao,toa tena mampangotsoka sahady!=))=))=))
6. naughtyboy ( 20/06/2008 13:46)
holland na croatia @ zao no favo ry endrika a aza maka anreny mpanao vitamboka reny ;-)
7. endrika01 ( 20/06/2008 19:39)
naughtyboy>ny Croatie anié no tafakatra é,aï,aï,aï,manahy mafy aho manam
8. endrika01 ( 21/06/2008 04:07)
naughtyboy:

holland na croatia @ zao no favo ry endrika a aza maka anreny mpanao vitamboka reny ;-)



naughtyboy>:snif::snif::snif: tsa tafakatra le Crotie e,ouufff lasan-dry zalahy Turique ny fiakarana!Hoatrany misy fanantenana kely ndray kah=D=D=D
9. endrika01 ( 21/06/2008 15:13)
Ny Rus ve ho ambaka ny Holld?Ao fa ho hita eo ndray zay hapoakany e:-D:-
10. Ralay ( 22/06/2008 07:02)
Mangoron'entana indray ny favori anakiray iny dia ho iza indray ny manaraka eo Espagne sa Italie?. Rahalina ny tohiny :lol:
11. endrika01 ( 22/06/2008 08:20)
Ralay:

Mangoron'entana indray ny favori anakiray iny dia ho iza indray ny manaraka eo Espagne sa Italie?. Rahalina ny tohiny :lol:




hai,hai.hai,manindrona be lay tsilo,
:-D :-D :-D aiza misy mitomany zay naka Hollandais a,
lasan-dry zareo Russie ndray ny amboara fiakarana,
zah aloha tsy hitomany ,fa zah mbola miandry 2 e,
Allemagne sy Italy,hi hi hi :-* :-* :-*
12. endrika01 ( 22/06/2008 08:24)
naughtyboy:

holland na croatia @ zao no favo ry endrika a aza maka anreny mpanao vitamboka reny ;-)



naughtyboy> etsy aloha omena mosoara a, :-D :-D :-D
de aza tomany tsony, :cry: :cry: :cry:
fa andao hiaraka aminy ekipa tiko e,mbola ao ny Allemand,sy ny Italy.
raha resy ny Turc sy ny Russie reo de tsy mba haka an zareo tsony tsony zah @ mondiale =)) =)) =))
13. endrika01 ( 22/06/2008 18:54)
Manomboka ny lalao;ESPAGNE-ITALY.Zah angamba hiandry valiny rapitso maraina,fa toa en pil 1 forme be ry zareo avy ao Espagne:-P so de resy eo ny Italy ka zah vao tsy ahita tory=))=))=))
14. Ralay ( 23/06/2008 05:37)
Marina ny anjy ry endrika01 fa soa ihany izany fa natory fa vita hatreo koa ny an'ny Italie tamin'iny. :P Eto indray isika izao:
ALLEMAGNE # TURQUIE
RUSSIE # ESPAGNE
Iza no ekipa roa hiatrika ny famaranana?
15. endrika01 ( 23/06/2008 08:42)
Ralay>tena marina e,vao nanomboka ny hiram-pirenena de ozizy aho t@pokona we zah maka Espagne,hi hi hi(tezitra be daholo ry zareo fa we zah irery no maningana=))=))=)) )hay vao nifoha zah t@maraina de voabetroka we:MATA VAVA!=)) hoatrany we efa nohanin-dry zareo éry ny vavako,kou we mata a wé,masaka a wé tonga dia hita taratra be we tsy poinsy,de lasa zah niova lalana,nefa ry zareo milanjalanja ny drapeau ny Italy eran ny trano,hi hi hi:-D:-D:-D
16. endrika01 ( 23/06/2008 08:53)
Ralay:
Eto indray isika izao: ALLEMAGNE # TURQUIE RUSSIE # ESPAGNE Iza no ekipa roa hiatrika ny famaranana?
raha mbola mamely adversaires,sy manositosika be hoatr\'ireny ihany ry zalahy Allemand de vita hatreo koa fa tsy tafakatra any @final=))=))=
17. endrika01 ( 23/06/2008 08:54)
Ralay:

Eto indray isika izao:
ALLEMAGNE # TURQUIE
RUSSIE # ESPAGNE
Iza no ekipa roa hiatrika ny famaranana?


raha mbola mamely adversaires,sy manositosika be hoatr'ireny ihany ry zalahy Allemand de vita hatreo koa fa tsy tafakatra any @final=))=))=
18. Ralay ( 24/06/2008 14:27)
endrika01: Fa angaha tsy italie no nalaindry izay ny fazahoako io lazainjy (12) io :-D
Zah tsy hanao pronostika intsony fa efa lasa ny favori-ko (Pays-bas). Ny Outsider indray no lazaiko ny ahy dia tsy iza fa TURQUIE :P :-D :-D
19. RATOVOARY ( 24/06/2008 14:42)
Finale> TURQUIE vs RUSSIE :-D :-D :-D
20. naughtyboy ( 24/06/2008 16:58)
endrika,tsisy ekipako akory reo tafakatra fa zao zany ny faniriko
endasindry zorro ny sovy mpitsok'ovy,ary vitainy rainiboto ry kebab
de toy zao ny endriky ny final :lol:
spain vs germany ary za maka andry zorro :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3099