EURO 08 MBOLA TSY VITA E
21. Ralay
(
26/06/2008 16:21)
Nampalahelo ny Turque fa nivadika taminy ny faharesena t@ minitra farany fanaony @ adva-ny rehetra :lol: . Mety nandresy ihany ry zareo raha tsy betsaka blessés sy suspendues. Ny gardien de but no tena namorika ny fahitako azy na izany aza.
Dia ho hita indray izay afitsoky ny Espagne sy Russie anio alina e.

22. simplex
(
26/06/2008 21:28)
zay vao tsapako fa izay ekipa tsy tian'i salmo no mandresy? :lol: :lol:
iza less no alain'la @ final :roll: hanao pari manko za :°) ;-)
23. Ralay
(
27/06/2008 15:44)
Fa angaha i salmo tsy maka espagne kle ka tsy ho voa mafy izany fa ny espagnole no hahazo ny amboara :-D
25. endrika01
(
28/06/2008 12:45)
Ralay:
endrika01: Fa angaha tsy italie no nalaindry izay ny fazahoako io lazainjy (12) io :-D
Zah tsy hanao pronostika intsony fa efa lasa ny favori-ko (Pays-bas). Ny Outsider indray no lazaiko ny ahy dia tsy iza fa TURQUIE :P :-D :-D
Ralay>ny ahy anié ekipa telo e,ny Allemagne-Italy-Angleterre!!!!
Resy ny ITALY ,sy ny Angleterre de mbola teo ny
Allemagne :-D :-D :-D
26. endrika01
(
28/06/2008 12:46)
RATOVOARY:
Finale> TURQUIE vs RUSSIE :-D :-D :-D
Aza tomany an,alao njay ny Allemagne,na ny Espagne e!
samy miafara amin'ny "AGNE" ry zareo,hi hi hi :-D :-D :-D
27. endrika01
(
28/06/2008 12:48)
naughtyboy:
endrika,tsisy ekipako akory reo tafakatra fa zao zany ny faniriko
endasindry zorro ny sovy mpitsok'ovy,ary vitainy rainiboto ry kebab
de toy zao ny endriky ny final :lol:
spain vs germany ary za maka andry zorro :wink:
hi hi h hi, :-D :-D :-D
28. endrika01
(
28/06/2008 12:49)
simplex:
zay vao tsapako fa izay ekipa tsy tian'i salmo no mandresy? :lol: :lol:
iza less no alain'la @ final :roll: hanao pari manko za :°) ;-)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
29. endrika01
(
28/06/2008 12:52)
xxx:
ny anay aloha dia espagne ihany hatramin'ny farany.
zany ve ry xxx???? de ao fa tsy maninona mintriny
fa omenay anareo ny amboara é,raha manaiky ny Allemagne.
efa ozizy zah taminjareo we,mbô avilao reh,mba hoan'izay mbola tsy nahazo
e,de ozizy we ,refa vita ny lalao, :-D :-D :-D :-D
30. endrika01
(
29/06/2008 15:30)
homano ny chips,sy ny vandro de ny beek's rariva e,
zay mandresy mandresy,zay resy resy ,hi hi hi=))=))=))=))

32. naughtyboy
(
29/06/2008 17:00)
kitonotono ko tsy azo adino sy tsaky sasany fa mirary fafiny daoly antsika rehetra ,
Miady be io rariva io ka i F.Torres kalo tsy maintsy amono bol 1farafaharatsiny fa tsy voatanany C.Metzelder vodilaharana alema ary miankina @ forme C.fabregas @ fandrindrana ny hafainganany fanafihana espaniola i D.villa mo itaingitseza androany hariva noho ny ratra nahazo azy nefa mbola ao Iniesta sy xabi .Alonso hanome tosika @ lohalaharany spain
tsy azo adinoina ko i M.Klose zay tsy maintsy ataony C. Puyol akama tsy foiny androany ampiany schweinsteger zay ampiny L.Podolsky ao ampovoany @ fanafihana alema ka tsy maintsy hiasa mafy ihany ny vodilaharana espaniola ,fehiny rariny mintsy ra lasany espaniola io kopy io @ ty fa mendrika andry lerony le izy..ra tsy 3-1 mandresy spain de 3-2 :wink:

33. xxx
(
29/06/2008 20:43)
ouééééééé! tsy efa miteny aho fa espagne no mandresy!!!!
viva espana aiza i salmo
ary nny an'i nôty iza???? :wink: :°)
viva espana aiza i salmo
ary nny an'i nôty iza???? :wink: :°)
36. Ralay
(
30/06/2008 06:54)
VITA AMIN'IZAY NY EURO 08
Araky ny efa voalazako tetsy ambony 22 dia lasan'ny Espagne ny amboara ary tena tamin'ny fomba mendrika tokoa fa ni-domine tamin'ny fomba malalaka tsy nisy bedy :-P. 1no0 ny vokatra na dia tokony ho 3 farafakeliny :-D
Mandrapihaona indray iny fa afaka 4taona indray e.
Viva espagna =D> =D> =D> =D>

37. naughtyboy
(
30/06/2008 16:30)
xxx > efa voalaza talohany match io ,espana el nuevo campeone del eropa ole ole ole... vita natavy ny rainiboto :°)
39. endrika01
(
02/07/2008 12:00)
naughtyboy:
kitonotono ko tsy azo adino sy tsaky sasany fa mirary fafiny daoly antsika rehetra ,
Miady be io rariva io ka i F.Torres kalo tsy maintsy amono bol 1farafaharatsiny fa tsy voatanany C.Metzelder vodilaharana alema ary miankina @ forme C.fabregas @ fandrindrana ny hafainganany fanafihana espaniola i D.villa mo itaingitseza androany hariva noho ny ratra nahazo azy nefa mbola ao Iniesta sy xabi .Alonso hanome tosika @ lohalaharany spain
tsy azo adinoina ko i M.Klose zay tsy maintsy ataony C. Puyol akama tsy foiny androany ampiany schweinsteger zay ampiny L.Podolsky ao ampovoany @ fanafihana alema ka tsy maintsy hiasa mafy ihany ny vodilaharana espaniola ,fehiny rariny mintsy ra lasany espaniola io kopy io @ ty fa mendrika andry lerony le izy..ra tsy 3-1 mandresy spain de 3-2 :wink:
wouah,wouawou,tena lasan-dry zareo ESPAGNE ny amboara,
tena mendrika azy mintsy,satria tena fidèle be ry zareo hatran'ny 1/4 iny.
1-0 na zah aza mba nidoboka kely ery ny foko,satria nahoana??????
tiko be lay mahita ny fihezahana hanatratra ny tanjona!!!!!
sy lay faniriana we na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy ho azo ny Amboara!!!!
=D> =D> =D> =D>
40. endrika01
(
02/07/2008 12:06)
Ralay:
VITA AMIN'IZAY NY EURO 08
Araky ny efa voalazako tetsy ambony 22 dia lasan'ny Espagne ny amboara ary tena tamin'ny fomba mendrika tokoa fa ni-domine tamin'ny fomba malalaka tsy nisy bedy :-P. 1no0 ny vokatra na dia tokony ho 3 farafakeliny :-D
Mandrapihaona indray iny fa afaka 4taona indray e.
Viva espagna =D> =D> =D> =D>
Ralay>hé,hé,hé avilao mba hoazy e,efa 40taona be zao kosa ve
no niandrndran-dry zareo azy!!!!tena tiko be mintsy ny filalaon-dry zareo,
fa tsy mba mamely be hoatran-dry zareo Allemagne,zah aza mba lasa
nirona tany t@iny match farany iny,hatramin'ny vernis a ongle avy no natao couleur-ny drapeau ny Espagne!!!hi hi hi angah tsy loza fa bedy ny pokona foana we,ty miova foana, =)) =)) =))