Raha ny pronostika aloha dia tsy ho tafajanona eo intsony ingahy Domenech na dia mbola sous contrat hatramin'ny 2010 aza. Asa anefa fa ny conseil federale no hanapaka azy.
Raha ho soloina dia i Didider Dechamp no be mpitia aloha hatr@izao fa tsy hay izay fandehany eo.