Sabata
1. Cyrix
(
19/06/2008 09:09)
Ny andro Alahady no andro voalohany amin'ny herinandro, ary ny andro Asabotsy no andro fahafito. voalaza ao amin'ny Soratra Masina izany, ary mbola lazainy ihany koa hoe : mahatsiarova ny andro Sabata. Maro ny tenin'ny Soratra Marina milaza izany andro Sabata sy ny fanamasina azy izany ohatra (Gen 2:2-3, Eks20:8;10-11;13-16). Ka mipetraka àry ny fanontaniana hoe : Fa maninona ny mpino hafa finoana akoatran'ny Advantista Mitandrina no andro Fahafito no tsy mba manamasina io andro SABATA io? misy antony manoka ve,
novalian'i maniry4 ny 16/07/2014 21:58
2. fahamarinana
(
19/06/2008 09:15)
:arrow: amiko manokana aloha tsy dia ilaina ny mahafantatra hoe maninona no tsy asabotsy,maninona no tsy alahady ? sns...sns...rehefa manokana ilay andro iray dia efa tsara sy lafatra.Ohatra taty aminay dia nisy andro natao isaka-zoma alina ny Fotoam-pivavahana satria izay no andro nahazoana ilay Fiangonana : tsy nisy antony particulier fa dia nankinina tamin'ny mpanolotra trano sy ny fifandaminana nisy tamin'izany,zao ndray niverina alahady .Soa fa afaka mivavaka sy midera an'Andriamanitra ... :) (l)
3. hery
(
19/06/2008 09:56)
Cyrix> arakarak'ilay Soratra Masina io :-) Ny kristianina sasany ankoatra ny Advantista izay mametraka ambonin'ny zavatra rehetra ny Filazantsaran'i Jesoa Kristy, na ilay Fifanekena vaovao, dia ny fotoana nitsanganan'i Jesoa Kristy tamin'ny maty no fety lehibe indrindra... dia ankalazaina isaky ny Alahady. Fa misy koa atao Asabotsy, Talata, etc.. io andro fankalazana io, indrindra any ambanivohitra, rehefa tsy tratran'ny mpitondra fivavahana isaky ny alahady.
i Cyrix izany raha sanatria ka isaky ny asabotsy dia tsy maintsy miala alina ao antrano ary mody alina be ao antrano ihany koa satria tena misy aina tsy maintsy vonjena isaky ny asabotsy... dia tsy hivavaka ve alahady na zoma?

4. valikely
(
19/06/2008 10:43)
Cyrix:
Ny andro Alahady no andro voalohany amin'ny herinandro, ary ny andro Asabotsy no andro fahafito. voalaza ao amin'ny Soratra Masina izany, ary mbola lazainy ihany koa hoe : mahatsiarova ny andro Sabata. Maro ny tenin'ny Soratra Marina milaza izany andro Sabata sy ny fanamasina azy izany ohatra (Gen 2:2-3, Eks20:8;10-11;13-16). Ka mipetraka àry ny fanontaniana hoe : Fa maninona ny mpino hafa finoana akoatran'ny Advantista Mitandrina no andro Fahafito no tsy mba manamasina io andro SABATA io? misy antony manoka ve,
Ny fantatro alou de zao: t@ andro alahady Jesosy no nitsangana t@ maty, de io fitsanganan' i Jesosy tamin'ny maty io no fahatanterahan'ny famonjena ny ol satria ra ts nitsangana iz de nandresy ny devoly de very maina teo ny asany. Ka de zay no antony oe lasa alahady no ivavahana, mba ho fahatsiarovana io andron'ny fandresena io. De zay. :)
5. ari.malala
(
19/06/2008 11:25)
ra ts nitsangana iz de nandresy ny devoly de very maina teo ny asany.
azo azavaina v azafad fa otran ts azoko?:oops: :oops:
6. Ilo
(
19/06/2008 11:59)
Ka ao @ Testamenta taloha dia teo ambany lalàna ny olona fa nanomboka tao @ Testamenta vaovao dia efa eo ambany fahasoavana.
Sady raha hidera an'A/tra sy hivavaka ve tsy tokony hoe ny voalohany no atokana ho Azy fa tsy ny farany raha mbola azo atao?
Sady misaotra Azy no mametraka eo ambany fitantanany ny herinandro vaovao izay nomeny! :D

7. fahamarinana
(
19/06/2008 13:49)
ilo:
Sady raha hidera an'A/tra sy hivavaka ve tsy tokony hoe ny voalohany no atokana ho Azy fa tsy ny farany raha mbola azo atao ?
:arrow: dia tena misy importance-ny tokoa ve,mampiova zvtr ve sa mampiova ny fiantraikany amin'Andriamanitra na aloha na farany no hiderana sy hivavahana , Lasa ohatran'ny be fombafomba indray raha ny fahitako azy aloha.Amiko rehefa mivavaka dia efa tsara na andro inona na inona,ny tsy mivavaka no tokony ampanontany tena fa eo no mampalahelo...nefa moa samy manana ny azy io.(l)
8. Ilo
(
19/06/2008 14:17)
Tsy hoe fombafomba fa raha tena misy importance amintsika tokoa A/tra dia hataontsika farany ve fa tsy lohany? Ny kristianina dia tokony hametraka an'A/tra ho lohany @ zavatra rehetra.
Dia toy izay koa isan'andro, vao mifoha isika dia inona no zava-dehibe amintsika, ny fivavahana sy ny famakiana ny Tenin'A/tra hotsakotsakoina mandritra ny andro ve sa tonga dia ilay fiainana ara-nofo? Sa ve rehefa vizana avy miasa na atao ambin-javatra rehefa tsy misy atao vao mitodika @ A/tra? na koa rehefa tonga ny olana?

9. ikaretsaka
(
19/06/2008 14:20)
le fomba fikotiana andro mihitsy no probl koa... isika no nanao heo rehefa izao de alatsinainy.... sy nanamboatra ny kalandrie fa tsy Atra
10. fahamarinana
(
19/06/2008 14:27)
:arrow: ilo :fa ahoana no hitenenanao avy hatrany fa fiainana ara-nofo? azo atao anie ny mitodika amin'Andriamanitra n'importe ou,n'importe quel moment ,fa angamba kosa tsy hovoatery maraina sns...Tsara raha mahavita fa tsy ho fadisoana kosa angambany rahtoa tsy tafa .Ekeko hoe Lohany i Andriamanitra ary tsy mila iadiana hevitra akory aza angamba izay fa lasa lavitra loatra kosa ilay raisonnement...
Amiko aloha zay :mivavaka aho na aiza na aiza,alohan'ny sakafo aza ndraindray tsy vitako fa efa kere,efa reraka b e ,dia diso ve izany ? (l)
Amiko aloha zay :mivavaka aho na aiza na aiza,alohan'ny sakafo aza ndraindray tsy vitako fa efa kere,efa reraka b e ,dia diso ve izany ? (l)
11. ari.malala
(
19/06/2008 14:56)
Ny fianana miaraka amin'Andriamanitra amiko ts tokony his contrainte b we ts maits vao mifou d zao d zao d zao, fa refa mahatsiaro anazy ftsn ao anatin'ny 1andro nomeny iny d efa zay no zava-dehibe! amko alou zay. Afaka ataoko tsara mitsn ny we sad mifou mande mandrehitra afo ikarakarana sakafo maraina ah no mivavaka imsaotra Azy @ iny andro vaovao nomeny iny, no mangataka ny fitahiany @ izay ataok omandritra ny tontolo andro indrinra ny asa izay atomboko satria efa asa io mikarakara sakafo maraina io... sad refa mivavaka ts votery ihs condition b we ts maints mandoalika e, ts maints mitsangana e... tadidio ny tenin'i JEsoa momba ny fomba fivavaka aza mba tia misehoseho oziz fa enao sy ny Rainao maita ny miaafina no aoka hahalala izany... donk amko ts mampanin na refa hatory na vao mifoha na refa eto am serasera no mivavaka du moment we natsiaro an'Andriamanitra aho zay
12. Ilo
(
20/06/2008 09:00)
Izaho anie tsy manao hoe tsy maintsy izao na izao e! Samy manana ny mahazatra azy ny tsirairay. Sady nasiako hoe raha mbola azo atao ! Sady tsy dia tena ilay mivavaka ihany no tena tiako horesahiko t@ io hoe vao mifoha io, fa eo @ ilay sakafo ara-panahy dia ny Tenin'A/tra izany. Amiko aloha dia @ iny maraina iny no frais tsara ny saiko ka mora mandray na dia manimbina kely @ ilay fotoana mbola tokony hatoriana aza! :wink: Fa rehefa tena vizana ka tsy vita dia maka fotoana hafa aho. Tsy fisehosehoana izany, sady tsy misy mahita an'izany afa-tsy ny ao ambony ihany :D fa izay no hitako fa mety amiko ka zaraiko!
Ny mivavaka indray avy eo afaka miresaka @ A/tra foana isika n'aiza n'aiza misy antsika na manao zavatra aza.
Ny mivavaka indray avy eo afaka miresaka @ A/tra foana isika n'aiza n'aiza misy antsika na manao zavatra aza.
13. fahamarinana
(
20/06/2008 09:57)
ilo:
Ny mivavaka indray avy eo afaka miresaka @ A/tra foana isika n'aiza n'aiza misy antsika na manao zavatra aza.
:arrow: iombonako hevitra kah.Fa ilay filazanao hoe raha misy importance no tsy dia tiako tery ambony.Tena misy importance tokoa na amin'ny fotoana inona na inona. :) (l)
14. prime
(
20/06/2008 11:18)
Cyrix:... Ny tena mahazava azy tsotra ankoatr'ireo efa voalazan'ny namana ireo dia satria ny "Sabata kristiana" dia i Kristy... tsy andro intsony toa ny tamin'ny testamenta taloha fa Izy mihitsy...
Ny andro Alahady no andro voalohany amin'ny herinandro, ary ny andro Asabotsy no andro fahafito. voalaza ao amin'ny Soratra Masina izany, ary mbola lazainy ihany koa hoe : mahatsiarova ny andro Sabata. Maro ny tenin'ny Soratra Marina milaza izany andro Sabata sy ny fanamasina azy izany ohatra (Gen 2:2-3, Eks20:8;10-11;13-16).
Hoy indrindra ny tenin'Andriamanitra anisan'ny manamarina izany amin'ny anaran'i Jesosy :
"28 Mankanesa aty amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.29 Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo." Matio 11:28-29
Cyrix:... Tsy dia mazava loatra ilay hoe "hafa finoana"... ireto tianao ametrahana fanontaniana mantsy raha ny fahazoako azy dia ny kristiana, ka raha tsy mino an'i Kristy ny advantista mitandrina ny andro fahafito dia mazava... raha tsy izany dia fampianaram-pinoana angamba no tianao ahatongavana satria samy kristiana, mino an'i Kristy ihany avokoa... ka tsy misy hafa finoana fa iray ihany...
Ka mipetraka àry ny fanontaniana hoe : Fa maninona ny mpino hafa finoana akoatran'ny Advantista Mitandrina no andro Fahafito
Cyrix:... Raha ny fanajàna andro na fanamasinana andro dia marina ny anao... tsy manaja an'io no sady tsy manamasina an'io ny kristiana fa manaja sy manamasina an'i Kristy amin'ny andro sy toerana natokana ho amin'izany... (alahady ny ankamaroany, fa mety sabotsy koa, alatsinainy, talata, izany mety ka mifandrindra amin'ny mpino... ary mety atao ao an-trano fiangonana, an-tempoly, katedraly, eglizy sns...)
no tsy mba manamasina io andro SABATA io?
Tsy lavina kosa nefa fa misy amin'ny kristiana manao ny Sabata ho tena andro masina sy fitsaharana araka ny didin'Andriamanitra... mety ihany koa izany satria nataony ho fanajàna an'Andriamanitra ilay andro iray ka tena masina...
Ka ny mety indrindra dia tsy ny mifampitsara hoe iza no tena izy fa samy ho an'ny Tompo avokoa izany...
Ho an'ny manaja sy manamasina ny andro Sabata kosa nefa dia mila mitandrina tsara satria ny lalàna miaraka amin'izany dia hentitra sy mahitsy ka na ny famaritana ny atao hoe maloto sy madio amin'io andro io aza dia masiaka tsy azo dikaina... (fanamarihana ihany izay)
15. manidina
(
20/06/2008 16:33)
na nitsanganan'ny jesosy t@ maty aza ny andro alahady tsy midika izany hohamasinina hatakalo ny andro alahady,raha tsy hoe misy baiko manokana avy @'ilay nanome baiko hoe manamasina ny andro sabata,raha Izy miteny hoe ovay alahady ny sabata de ekeko! ny andro alahady akory tsy lehibe mihoatra an'i jesosy nefa hoy kristy hoe: tsy izay rehetra manao amiko hoe tompoko tompoko no hiditra @ fanjakan'ny lanitra fa izay manao ny sitrapon'ny raiko izay any an-danitra! matio 7/21 .....de aiza no ilain'A/tra aminao sabata sa alahady! ??? anao ny safidy! ino no havalinao an'A/TRA raha ho avy Izy hanontany anao @ andro farany hoe iza no nibaiko anao hanamasina ny andro alahady? inona no havalinao azy? hoe nitsanganan'i kristyt@ maty? misy baiko maniraka mba hanamasinana ny andro alahady v ny filazana fa nitsangana t@ maty i kristy t@ andro alahady? mifono baiko manokana v io filazana io? avy taiza no nakana io hevitra io?
fa na i kristy tenany aza niala bala raha nolazaina fa tsara izy ka fomba ahoana ny andro nitsanganany no ho tsara mihoatra ny baikon'A/TRA?
fa hoy jesosy taminy:Nahoana Aho no ataonao tsara? tsy misy tsara afa-tsy Iray ihany dia Andriamnitra!
TSARA= A/TRA
FANJAKAN'NY LANITRA = FANAOVANA NY SITRAPON' A/TRA
ALAHADY= SOSOKEVITRA NAROSON'NY OLOMBELONA MPANAMBANY NY BAIKON' A/TRA,MPANAMBONY NY ANDRO NITSANGANAN'I KRISTY T@ MATY HO AMBONY MIHOATRA NY BAIKON'A/TRA!

16. nofinofy
(
20/06/2008 20:49)
manidina:

Ahoana no hevitrao fa hanao kalendrier vaovao ato aneritreritro ato ka ny andro alahady izay nataon'OLOMBELONA io dia ataoko hoe sabata no fiantsoana azy? tsy haiko izay tantaran'ny kalendrier tany, sady tsy haiko ny antotan'isa, tsy fantatro na ny sabata tamin'izany andro izany raha kôtiana ny andro fito isankerinanadro na larobia izy izao na lakamisy.Za manokana dia tsy mahita fambara ivelany amin'ny andro hoe ity no sabata(ohatra miova ho maintso ny lokon'ny rahona dia io no repère). Tsy tokony hiadiana hevitra eto ity, fa perception an'ny olombelona daholo izany.Samia mitana izay sabata reviny, de any andanitra mifankahita.
17. bor2lais
(
21/06/2008 09:44)
prime > iombonako tanteraka ny fanazavanao. Ary tsindriko manokana ilay hoe :
\"Ka ny mety indrindra dia tsy ny mifampitsara hoe iza no tena izy fa samy ho an\'ny Tompo avokoa izany...\"
\"Ka ny mety indrindra dia tsy ny mifampitsara hoe iza no tena izy fa samy ho an\'ny Tompo avokoa izany...\"
18. manidina
(
21/06/2008 14:12)
nofinofy>> tsy misy sabata par repaire @ baiboly ,fa niavaka mazava tsara io ary na kristy t@ fahavelony nahita an'izany,ary na ny antony nakana haingana ny razana teny ambony hazo fijaliana dia nohon'ny mba tsy ho tratran'ny andro sabata ka inn no tsy mazava eo? fa ny anareo dia ny sitraponareo no ataonareo fa tsy an'A/TRA dia odiana tsy fantatra ilay izy...
betsaka ny andro nanana ny tanatarany teo @ jiosy nefa tsy nandravana ny sabata izany fa natokana fotsiny ny anniversaire n'ireny trangan-jvtr ireny toy ny paska oh,
iza moa no milaza fa samy ho any an-danitra daoly? aza mandihy raha mbola tsy nivoaka ny ala,
matio 7/22 maro no hanao amiko @'izany andro izany hoe:tompoko tompoko tsy efa naminany t@ anaranao va izahay?arytsy efa namoaka demonia t@ anaranao va izahay? ary tsy efa nanao asa lehibe maro t@ anaranao va izahay?
23 ary dia hambarako aminy marimarina hoe:tsy fantako akory ianareo hatrizay ,miala amiko ianareo mpanao meloka
24 koa @izany na zovy na zovy no mandre izany teniko izany ka mankato azy dia hoharina @ lehilahy manan-tsaina izy izay nanorina ny tranony teo ambonin'ny vatolampy!!!
ny fankatoavana an'A/TRA NO LEHIBE INDRINDRA FA TSY manompotompo foana par repaire! tsy misy porofo mazava ,matanjaka sns..

19. rijadolly
(
21/06/2008 17:32)
Ahoana no hevitrao fa hanao kalendrier vaovao ato aneritreritro ato ka ny andro alahady izay nataon\'OLOMBELONA io dia ataoko hoe sabata no fiantsoana azy? tsy haiko izay tantaran\'ny kalendrier tany, sady tsy haiko ny antotan\'isa, tsy fantatro na ny sabata tamin\'izany andro izany raha kôtiana ny andro fito isankerinanadro na larobia izy izao na lakamisy.Za manokana dia tsy mahita fambara ivelany amin\'ny andro hoe ity no sabata(ohatra miova ho maintso ny lokon\'ny rahona dia io no repère). Tsy tokony hiadiana hevitra eto ity, fa perception an\'ny olombelona daholo izany.Samia mitana izay sabata reviny, de any andanitra mifankahita.Ohatra ny miobo-kevitra amin\'Nofinofy aho ,satria dia zao,Za milaza aminareo fa tamin\'Andro atoandro Jesoa no teraka fa tsy sasak\'alina izany.ihihihih! ohtra ny mampmé lay izy nefa marina an! dinio tsara.Ary izao ny andro asabotsy?Sao dia efa alahady taty t@zany sa lasa aoriana ny andro tsika ka zoma ihihihihi!Ny ora koa dia ohtra zay ihany,teraka teto an-tany Jesoa tamin\'22h ho an\'sasany,tamin\'02h maraina ny an\'sasany...Tsy misy azo lavina zany,ary azo amarinina daholo.Ny volana koa dia oh zay septembre ny an\'sasany volana faha sivy,ny an\'sasany faha Fito;Octobre faha 10,nefa ny an\'sasany faha valo,Nove mbre,decembre.Noho izany nikorotana tanteraka ny andro sy ny volana na ny ora.Ny any amerika nankalaza ny Krismasy alina nefa taty atoandro lasa aloha sa afara?:wink:
20. nofinofy
(
21/06/2008 18:34)
rijadolly:

De gaga mihintsy aho ry rijadolly fa focaliser-na amin'izay resaka andro foana ny fivavahana, de mampalahelo e! de izany no iadiana hevitra sy hanorenana finoana. Mikasika ilay fahaterahana dia mampieritreritra tokoa fa hoe"nisy mpiandry ondry tany an-tsaha". Iza no adaladala hiandry ondry eny antsaha amin'ny volana decembre any Israel nefa anaty ririnina be izany, mety hisy la neige ary mety tsy misy vilona hohanin'ny biby? Tsy haiko aloha fa izaho mbola tsy tany betlehema tamin'ny volana decembre ka manahirana ahy ny manamarina na mitsipaka io, fa raha amiko dia ilay fankalazana no zavadehibe na dia atao volana juin aza io.