Sabata
21. rijadolly
(
22/06/2008 05:28)
Nofy a!ty koa no tena matsikaiky ahy,lé neige aty amitsika refa Krismasy dé tsy mety mitsonika mihitsy,no ilay dadabe noely efa mila ho faty ny hafanana migobona be amin'ilay akanjo=)) =)) =)) =)) =)) =))
Zao re no izy a!Omany ny fonao hitsena an'Ilay Mpanjaka ny mpanjaka fa tsy ny fihetsiketsehana sy ny fombafomba samihafa no hitsarana antsika,ataovy zay hitanao entina hanopoana Azy fa kosa tsarovy fa tsy izay no ahavonjy anao.
Zao re no izy a!Omany ny fonao hitsena an'Ilay Mpanjaka ny mpanjaka fa tsy ny fihetsiketsehana sy ny fombafomba samihafa no hitsarana antsika,ataovy zay hitanao entina hanopoana Azy fa kosa tsarovy fa tsy izay no ahavonjy anao.
22. fahamarinana
(
22/06/2008 08:46)
:arrow: za manokana koa aloha ity mikoty andro,manisa andro,mijery calendrier sns...sns...ity dia tsy dia voako sady tsy ho azoko koa fa compliqué.Ampy ahy ny finoako Telo izay Iray dia basy zay. :) (l)
23. nofinofy
(
22/06/2008 18:34)
Misaotra anareo rehetra tamin'izany hevitra rehetra izany. De mazotoa daholo ary e! de ny mihinana aza manaratsy ny tsy mihinana ary ny tsy mihinana aza manenjika ny mihinana fa samy mbola ho tsaraina avokoa isika ireo amin'ny andro farany. De mba misy fiangaviako ity, aza mifanilikilika re isika e! fa Tompo iray no hivavahantsika, de misaotra betsaka.
25. Veloo
(
23/06/2008 19:52)
fahamarinana [ Valio ] 22-06-2008 10:46:48
Lohateny : Re : Sabata
za manokana koa aloha ity mikoty andro,manisa andro,mijery calendrier sns...sns...ity dia tsy dia voako sady tsy ho azoko koa fa compliqué.Ampy ahy ny finoako Telo izay Iray dia basy zay.
fahamarinana a arakilay anaranao mihitsy zao no tena tsara eto. Tsy misy zavatra complique rehefa vonona ianao hanao recherche oe tena inona marina moa ny atao oe Sabata? ary iza no tena andro io? zany ny ahy no ataoko. Rehefa misy zavatra manitikitika ahy dia tsy mijanona mihitsy aho raha tsy fantatro ny tena fahamarinana. :-*
An'i tsirairay anefa ny misafidy :(
26. fahamarinana
(
24/06/2008 09:36)
:arrow: veloo :Ka tena fahamarinana ve ny ahafantarako na alatsinainy iny na zoma na inona ? Amiko manokana ny Finoako ny telo izay iray sy ny Fahasoavana,Fitiavana ,Fiadanantsina, (lany vocabulaire...) azoko no tena mety amiko dia mianatra baiboly ,mamaky.Eny e,misy moa olona efa natokana hiditra lalina kokoa amin'izany :oh pretra,pasitera;mpitory teny...sns...sn...ny ahy dia tsy misy afatsy ny fijoroana vavolombelona amin'ny fiainako.Hatreto aloha io,any aoriana no asa anefa..?Tsy hoe miteny aho hoe misy maharatsy azy fa tsy efako aloha e... fa tsy diso ny tenin'ny veloo akory sanatria.:-* (l)
27. diamondra27
(
24/06/2008 17:44)
ny ahy ity no arahiko
http://www.dailymotion.com/playlist/xfpug_femialarina_jesoa-malala/video/x57756_asabotsy-sa-alahady-groupe-daniel_music
de miorena tsara daholo e
http://www.dailymotion.com/playlist/xfpug_femialarina_jesoa-malala/video/x57756_asabotsy-sa-alahady-groupe-daniel_music
de miorena tsara daholo e
28. fahamarinana
(
24/06/2008 18:02)
:arrow: diam's ka mitovy tsika roa zany eto,ilay fiorenana mihintsy no tena important,ny ambiny moa dia manaraka ihany ho an'izay mahavita.
Misaotra tamin'ny kalokaloa e. :-* (l)
Misaotra tamin'ny kalokaloa e. :-* (l)
29. niryna
(
01/07/2008 04:14)
prime:io misy fanazavana mikasika ny Kristy no Sabata.
. Ny tena mahazava azy tsotra ankoatr'ireo efa voalazan'ny namana ireo dia satria ny "Sabata kristiana" dia i Kristy... tsy andro intsony toa ny tamin'ny testamenta taloha fa Izy mihitsy...
Hoy indrindra ny tenin'Andriamanitra anisan'ny manamarina izany amin'ny anaran'i Jesosy :
"28 Mankanesa aty amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.29 Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo." Matio 11:28-29
mino an'i Kristy ihany avokoa... ka tsy misy hafa finoana fa iray ihany..
izany tokoa angamba !
.
Cyrix:...
no tsy mba manamasina io andro SABATA io?
prime:izany indrindra ,ny fo no mino azy sy midera azy ary mankalaza azy,ao anatintsika izany fa tsy ny zavatra ety ivelany ka raha tsy manaraka ny fampianarana nataon'ny hafa dia hoe tsy ho tonga mahazo ny fanjakan'ny lanitra .
Raha ny fanajàna andro na fanamasinana andro dia marina ny anao... tsy manaja an'io no sady tsy manamasina an'io ny kristiana fa manaja sy manamasina an'i Kristy amin'ny andro sy toerana natokana ho amin'izany... (alahady ny ankamaroany, fa mety sabotsy koa, alatsinainy, talata, izany mety ka mifandrindra amin'ny mpino... ary mety atao ao an-trano fiangonana, an-tempoly, katedraly, eglizy sns...)
Io andro fahafito io no fampianaram-pinoanan'ny sasany sy ny hoe tsy maintsy miangona Sabotsy ary hoe tsy mahazo mihinan-kisoa dia izay tsy manao an'ireo izany dia tsy tokony atao ahagaga anao satria ny tsy fanaovana an'ireo tsy hidika hoe tsy mankany an-danitra na koa izay manao an'ireo ihany no mankany an-danitra
.Ny finona an'i kristy sy ny fametrahana Azy ho Mpamonjy na resaka famonjena no ahatongava any na tsia
prime:mitovy hevitra amin'i prime aho kristy no Sabata dia ireo voalazany eo ambony ireo ,efa naverimberiko koa ireo ka anjaran'ny tsirairay no maka izay mahamety aza,tsy miasa Alahady hianao ? afaka midera Azy,mankalaza Azy,ary misaotra Azy andro fiderana ny fahasoavana nomeNy antsika io.
Ka ny mety indrindra dia tsy ny mifampitsara hoe iza no tena izy fa samy ho an'ny Tompo avokoa izany...
Ny andro rehetra afaka atao amin'izany avokoa rehefa mino isika ,toy izany koa ny sakafo rehetra rehefa nivavahana ka narahana finoana saingy indrisy ... raha ohatra ka hitsaratsara hoe satria tsy miangona sabata hianareo dia mandika ny lalan'Atra ? na dia iray fotsiny aza no dikaina dia mandika ny rehetra isika.Ka raha miteny koa izy hoe mahazo hohanina daholo ny biby rehetra hoy i kristy satria izy no Sabata ary dia ny teniny indray izany no arahina dia tokony ihinana henakisoa daholo izany izay te ihinana fa tsy fady noho ny finoana an'i kristy. oops. mety hoe tsy tiana angamba dia io indray zavatra hafa.Tsy ny fihinana,tsy ny andro ,fa ny fo mino Azy,manolotra azy ho tantanany no tena zava-dehibe. izay no fahafantarako azy.
30. maniry4
(
16/07/2014 21:58)
Hanokatra ny maso_panahinareo anie ny Tompo fa ny Baiboly dia tsy azon'iza n'iza ovaina na soloina ny teny izay voasoratra ao fa loza be hoy Andriamanita ao amin'ny ( Apok _ toko faha 22 ) ka tsy azon'olombelona ovaina izany satria masina ny Tenin'Andriamanitra , ka noho izany dia Sabotsy ny andro fahafito ( SABATA ) , ary ny Fanaovana ny Fandraisana ny fanasan'ny Tompo mandram_piaviny eny amin'ny rahon'ny lanitra no nolazainy fa ataovy ho fahatsiarovana Azy , koa mahereza fa hoavy tsy hoela ny TOMPO ka aoka isika mba ho samy hibebaka sy hiova fo marina tokoa fa izany no tsara indrindra , Amen .
