Ny sary....Fafao? Fafao daholo.....:?:-p

1. xxx ( 19/06/2008 19:14)
Fa ny ankabeazan'ny bandy ato amin'ny serasera ho aho rehefa mifikotra sy manam-pitiavana amin'ny sipa indrindra ny manana sary ato amin'ny namana serasera dia hoe fafao fafao daholo amin'izay ilay sary......!
tsy hitako loatra ny maharatsy ny hametrahana ilay sary ao, sa matahotra ny hoe hanao otran'ny hataony any hono :-D :-D :-D :-D
novalian'i tess ny 21/06/2008 10:24
2. rastafarai ( 20/06/2008 02:51)
:-D :-D :-D
3. ari.malala ( 20/06/2008 07:41)
saropiro iz zany ko hihihi
4. endrika01 ( 20/06/2008 13:41)
Reveo manja amzao e,
5. RATOVOARY ( 20/06/2008 14:13)
Efa nampamafa zany ianao na koa nasain'ny namana namafa matoa milaza nzany. De mifototra any aminao reo fomba fijerinao @ hevitrao reo.
sa matahotra ny hoe hanao otran'ny hataony any hono :-D :-D :-D

saropiro iz zany ko hihihi
De mbola tsy afaka min'io koa enao
6. tess ( 20/06/2008 18:49)
asainy fafàna ilay sary anefa izy ve mijery sady mankafy? :-D
7. karinah ( 20/06/2008 19:29)
:-D :-D fahasarotam-piaro dol zany ry xxx!! sady tsy itako mintsy oe sary angah azo oanina, sa matahoatra ralery oe hisy anao bisous am écran any ny sarin'ny ankiziny?! :-D :-D :-D
8. tess ( 20/06/2008 19:36)
ny tena mahagaga anie dia izy ireny saro-piaro be ireny no tena manao ny ataony e! :-D :-D :-D marina mihitsy io :^)
9. yonikafopl ( 20/06/2008 20:06)
ka mahana am ataony izy de heveriny manao otranazy ny sasany kouuu :evil:
10. ikaretsaka ( 20/06/2008 20:13)
tess:

ny tena mahagaga anie dia izy ireny saro-piaro be ireny no tena manao ny ataony e! :-D :-D :-D marina mihitsy io :^)

toa ohatran'ny marina tokotrany io an

11. tess ( 20/06/2008 21:13)
ika: hummmm! marina ka! :-p

12. ainaheri ( 21/06/2008 05:23)
Ny ahy ny sipa tiaviko le sipa tsisy sary ireny @ zay tsisy hadivarotra ankamafa =))=))=))

Mba mailo kosa lery kou..teto @ sera² sy t@ sary nahazoany azy , sao d azon'ny sasany eo ny entana kou :-D :-D :-D ,misy hiteny mitsy aza we,ahenao ni vitesy-nao ao @ sera² :-D :-D :-D D fidio ny namana valinao refa mandefa hftr aminao :lol: :lol: :-D :-P :-*
13. tess ( 21/06/2008 06:08)
:-D :-D :-D :-D marina mitsy ilay hoe ahenao ny vitesy fa misy zvtr tsara hafa ankoatra ny miditra ao azo hatao :-D :-D :-D
14. yonikafopl ( 21/06/2008 08:05)
misy aza le we omeo ana ny tenaimiafinanao de itsofohany fona hitsikilovany anao ao kouu, izy kou manome ny azy, saingy manana ps bedabe izy ampiasainy ambadika :-D :-D :-D
15. xxx ( 21/06/2008 09:22)
yonikafopl: izahi ihany ilay xxx nampiditra dinika..*

ka izay indrindra.....nomena azy ny teny miafina dia ny azy koa mba nalaiko...fa izay no nahitako hoe izay hay no manoratra amin'ireo sipa mpandefa sary hafa rehetra ireo....
i tess efa hitako nanoratany fa tsy novalin'i tess mihintsy hono izy :-D :-D :-D
izy hono manoratra fotsiny fa rien de plus .... ^^ ekena mba tsy hifandirana....
16. yonikafopl ( 21/06/2008 09:40)
hitan' i xxx aaaa, torohevitra kely, aza tonga de latsapitia amin'ny fitoriana fitiavana antsoratra sy sary zany, na inn na inn ataony de de manorata aminy , fa aza ampidirina am-po mandrapifankahitanareo, ary aza tonga de manaiky tsindritsindriany we alao ny sary ee fafao ny sary eee, tonga de teneno we reo sary reo efa teo talohan'ny niresahantsika, ka tsy miala eo reo, na we tsy mahazo m anoratra amindranona ee na zao eee.
nena zao an, i rams tsy misy zavatra hainy ny resaka ato am serasera ato, saropiaro ihany izy tam volou , fa aveo rehefa nazavaiko azy ny antony hifaneraserako ato, de tsy nampaninona azy, izy ndray aza no miteny ana fona rehefa mivoaka zahay we nga enao tsy haka sary apetraka ao am serasera hihihihihihih, de nena ny namako kalou na ny efa hitany na ny tsy mbola hitany de mahafinaritra azy doly na tsy misy azony aza ny resaka eeeee.
17. tess ( 21/06/2008 10:24)
xxx: oadrayyyy!!!! izanyiiiii??
zà ndray aloha tsy mamaly hafatra mitsiny raha tsy fantako , izay mpisera amiko ato amin'ny forum sy ao amin'ny sary ihany no valiko raha misy fotoana aho hamaliana azy :-P :°) tsy hoe miavona fa tena tsy misy fotoana hamaliana sady kamo mamalY...

yonika, ka na efa nifakahita aza anie ka miverina mifanoratra sur net indray rehefa hanao ny hataony ilay olona tsy voaskana e! :-D
io ilay hoe aleo mangery antanàna ihany hihihihih
na io voalazanjy io hoe tandremo ny mi tomber amoureux na amoureuse.....
raha tia dia atovy kely fotsiny fa aza atao bdb mba hialàna am deception hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2059