Forum.topic_not_accessible
Hoan'i kanota be konetaka nefa te-hiseho be hatoka
1. kidoropamba
(
23/06/2008 20:20)
Aza manao fisainana "zaza mpandAny" ianao ry rahalahy kanota a. Ialao ny fialonana, ary aza matoky an'ireo Matsilo ireo ianao na i rajemison sy ranjivason aza no ao.
Ravalomanana Ihany, Ravalomanana Hatrany.
Amidio ny fanAnana, fitaho ny havana, fa Ravalomanana Ihany no tandrovina sy hiarovantsika.
MBA ho:
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
Ravalomanana Ihany, Ravalomanana Hatrany.
Amidio ny fanAnana, fitaho ny havana, fa Ravalomanana Ihany no tandrovina sy hiarovantsika.
MBA ho:
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:44
2. ratakktikk
(
23/06/2008 20:40)
=)) :lol: :lol: :lol:
iny ndray ny tsitako :lol: :lol: :lol:
io ndray v ny fanalavana ny T.I.M. amin'izao f'toana? ra-Hery moa sa iza le kidoropamba??
iny ndray ny tsitako :lol: :lol: :lol:
Tafita Isika Malagasy
io ndray v ny fanalavana ny T.I.M. amin'izao f'toana? ra-Hery moa sa iza le kidoropamba??
3. kidoropamba
(
23/06/2008 22:19)
Eny! Tena tafita isika malagasy satria efa mazaka devise maromaro. Mbola nilaza indray ny filoha hajaina tany faradofay fa maso mikipy ny an'ireo izay tsy mahita ny fivoarana: QMM qy ny illmenita, ambatovy sy ny coblat, madagascar oil sy ny solika....Tena tafita e.
Tafita Isika Malagasy
Gode blesse Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
Gode blesse Ravalomanana ^:^
4. penguin
(
23/06/2008 23:18)
Hevitra misongadina be fa fomba vaovao hanalana ny mpitondra ilay fanindraindrana mivilana. Tsy mihaino izany ihany koa ny vahoaka satria miharihary loatra. Io sahalan'ny hoe asio aho ataon'ny mpiady zaza na tompon'ny lalana na vao mikasika dia velesina na ampidirina any @ polisy. Eto dia mody lazaina fa mety ny zavtra jerena mivilana ka io no hanapepoana ny olona ho kivy tanteraka. Ny dikan'io dia hoe miadiva ianareo Malagasy.
5. kanota
(
24/06/2008 06:47)
Iza no mikonetaka sy nitomany tamin'i sesikidoron'i Mamitiana ?
God save sesika?
God save sesika?
6. kidoropamba
(
24/06/2008 08:35)
penguin:
Hevitra misongadina be fa fomba vaovao hanalana ny mpitondra ilay fanindraindrana mivilana. Tsy mihaino izany ihany koa ny vahoaka satria miharihary loatra. Io sahalan'ny hoe asio aho ataon'ny mpiady zaza na tompon'ny lalana na vao mikasika dia velesina na ampidirina any @ polisy. Eto dia mody lazaina fa mety ny zavtra jerena mivilana ka io no hanapepoana ny olona ho kivy tanteraka. Ny dikan'io dia hoe miadiva ianareo Malagasy.
Heverinao fa hevitra no hanalAna ny mpitondra eo? Mba dadany kosa ianareo izany. hin hin hin hin hin! :-D
Ny malagasy izay tianao hiady dia tsy hiady mihitsy e. Ary hiady hoan'iza? Sa ianareo mpanohitra ireo dia ny hiady foana ny tetik'adinareo fa tsy misy tetik'asa mampandroso mihitsy.
Tohizo ny lalantsika e.
God bless Ravalomanana ^:^
8. kidoropamba
(
24/06/2008 11:44)
Ny TIM dia tsy ny filazAna izao sy izao fa ny konviksion aseho sy ny kotizasion aloha no mandrefy azy. Io no mampikambana na tsia ny olona iray ao amin'ny "TIM (Tafita Isika Malagasy).
Ka ireo izay mitomany te hiditra TIM kanefa tsy mahafeno ireo fepetra roa ireo dia mpikambana mavitrika ao amin'ny Matsilo izay tarihin'ny Ranjivason sy Rajemison.
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana
^:^

9. penguin
(
24/06/2008 13:16)
Ny mpanohitra no efa nampivoatra an'i Madagasikara saingy voatsembatsemban'ny tsy mamokatra ka mihazakaza any amin'ny mpanohatra raha tia hiala amin'ny fahantrana
10. kidoropamba
(
24/06/2008 14:45)
Io ary fa vaky vava fa mpanohana an'i Matsilo andry ranjivason sy radavidson. tsssss!
Tohizo notre chemin
God save Ravalomanana
^:^
Tohizo notre chemin
God save Ravalomanana
^:^
11. naughtyboy
(
24/06/2008 15:28)
go and kiss ra8's arse kidoromp..y,efa miandry anao ra8 ry lalimanga oe avia manao ba vody any dada =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. penguin
(
25/06/2008 01:42)
Io fa manopa tena satria miparitaka ny fiadiny. Ny tariny ihany no kidoropamba dia ompainy hono. Tena mangarona tsss =)) =)) =))
13. naughtyboy
(
26/06/2008 21:25)
ny mahabe konetaka any razanety de tsy ampy la..ka ny kidoromp..y :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. tsimati
(
27/06/2008 04:05)
Any izany ka dia hisaorana ianao mandona an'i kidoro. Ho azon-tsiaka aingana anie ny fitondrana ka tsy hilaza hoe any Chile-maipo intsony isiaka fa avy dia hoe avy ao Frantsa. =)) =)) =))
15. naughtyboy
(
27/06/2008 13:30)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D diso de diso tsy de ampy fandinihana loatra noho ny tazon'alika no mahavoa anao ry lalimanga de averiko any
reny ompa fanaonao ny hafa reny ,refa tsisy nangarona enao t@ ty herinandro ty de ampitomboy ny moly ary aza adino ny manao ba vody an ra8 :-D :-D :-D :-D
reny ompa fanaonao ny hafa reny ,refa tsisy nangarona enao t@ ty herinandro ty de ampitomboy ny moly ary aza adino ny manao ba vody an ra8 :-D :-D :-D :-D
16. rahiratra
(
27/06/2008 15:59)
hahaha tena romotry ny tazon'alika ty naughty boyty. :-D :-D :-D :-D
17. naughtyboy
(
27/06/2008 16:09)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tratrany marina njay razanety t@ iny :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D fuck you anyway razanety mpamaky taolambodinjanakalahy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. tsimati
(
28/06/2008 00:51)
fa mamanareo ngah manana fitaovana azo hanaovana izany. Tsy mifamadika ve. Ny tataka tsy afaka mamaky sa efa fanin'ny tazon'alika naughtyboy. :-D :-D :-D
19. naughtyboy
(
28/06/2008 23:25)
ny zanakao vavy no azoko atao anzany =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) alefaso aty amboarina de afaro tsara tsy itondra tazon'alika =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
20. tsimati
(
28/06/2008 23:37)
fa aiza na inona no marina ry naughtyboy eee? Tsy ny efa voan'ny tazon'alika ve no fanina ny masony ary manoratroratra fahatany. tsy ianao ve io manoratra ambony io hoe "fuck you anyway razanety mpamaky taolambodinjanakalahy" koa ahoana no mivadika zanaka vavy indray ? Mahery be ny tazon'alika any izany ka mampiteninteny foana ny manampahaizana. Ngaha tsy hampianatra ny "Carbon Emission" indray handefasako an'i tovolahy007 ? :-D :-D :-D