Hoan'i kanota be konetaka nefa te-hiseho be hatoka

21. naughtyboy ( 29/06/2008 10:52)
io tazon'alikanao no tsy azahonao resaka isaky zay mande vakio @ kanota ny taolambodinjanakao lahy de alefaso aty amiko ny zanakao vavy ,aza idirana lalina ny carbon emission fa tsisy hainao akory :-$ =)) =)) =)) =)) =))
22. rahiratra ( 29/06/2008 11:29)
Sao hampianatra an'i Jeffrey Sachs ve ? Ho avy tovolahy007 raha miseho manazavabe eo ianao ry Carbon emission kay ny tazon'alika nivoaka karbonetra
23. naughtyboy ( 29/06/2008 11:59)
:-D inn no idirany ampianatra any J. sachs @ zany,misy fantatrao nga ny momba an'io carbon emission de azavao ra tsisy de fantatrao tsara fa isaky ny misokatra ny vavanao nefa tsisy ambara de mantsina :-$ ^:^ ny hany valiny refa sendra an'io de ny manompa =D> =D> avy atrany fa efa mihasitrana ny aretina ampio kely tonga de tafa :@ :@ =))
24. penguin ( 29/06/2008 12:37)
Sokafy ndray ny loha-hevitra masaka ra-naughty hianaran'ny tsisy maso sy sofina rehetra aaaa =)) =)) =))
25. naughtyboy ( 29/06/2008 12:48)
hay ve anaiky ihany oe tsisy alahatra fa vavany mpitaty rakena fotsiny,tsisy andoavambola marina eto ny ompa nefa za mihevitra ihany ny ahy oe mety tsy ratsy le fikandrazanety azahony toerany minisitry ny marary saina =)) =)) =))
26. tsimati ( 29/06/2008 13:23)
Fa tsy manompa ngah ilay hoe zanaka vavy ry naughty radonaka? Tsy fidiny an'ny naughty ny arahan'ny lalimanga fa midonaka loatra. OK radonaka =)) =)) =))
27. naughtyboy ( 29/06/2008 13:50)
ra resaka ompa de diso adiresy foana lalimanga refa mitapo @ naughty efa nisy niteny tany aloha oe ....ny atao no miverina... =)) =)) =)) ny zanaka vavy alefaso de tataraiko enao avy eo =)) :-$
28. naughtyboy ( 29/06/2008 13:59)
ary ko aza be manao lalimanga bekonetaka fotsiny refa tratra =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-$
29. tsimati ( 30/06/2008 02:58)
tratra taiza sao tany ambadika no nahita kalendra koa aty no mitapitapy. ianao aloha nanaraka fikan'adala ka mba misaina ihany. tratran'ny rehetra ireo ny soratrao dadakoto a :-D :-D :-D
30. kidoropamba ( 02/07/2008 14:43)
naughtyboy:

ny mahabe konetaka any razanety de tsy ampy la..ka ny kidoromp..y :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

aie aie aie, marary mihitsy ny masoko mahita io ompa variraraka itsy. Efa lehibebe ihany mantsy ny tena ka efa tsy mahatanty kiritika.
kanefa raha soloiko "filoha hajaina" ny voatsipika voalohany, ary "Ravalomanana" ny voatsipika faharoa dia miombonkevitra @ naofybaoy aho.

Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana^:^

31. tsimati ( 02/07/2008 23:31)
mafy ianao ra-naughtyboy fa mahavoa olona roa sady samihafa vatana no samihafa fijery. na ianao mihintsy koa no marary saina satria ny olona mifandona hevitra no lazaina iray ihany.
32. kidoropamba ( 03/07/2008 10:45)
Tsy manambady ianao ity ry tsimati a. Aiza ve rangahy @ 1 ora maraina dia mbola manafosafo kilaviE foana. Tsy misy vady mahatanty an'izany ka. Sao dia prisoner enao io fa any ivelany any ka afaka milalao kilaviE?

Lazaiko ny filoha hajaina Ravalomanana hanafaka anao sahala amin'ny Ingrid Betancourt.

Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
33. kanota ( 03/07/2008 11:45)
Mikonetaka ve ry mpanamoly aaaa? =)) =)) =)) . tsy aleo asaina mandoa vola ve izy e? efa mampidi-bola izy isaky ny manokatra serasera. ^:^
34. kidoropamba ( 03/07/2008 12:16)
Izahay aloha vonona ny handoa vola(tsy ny vola no tsy misy fa ny atao azy no manahirana hoy ny filoha hajaina Ravalomanana) raha hampiakatra ny deran'i filoha hajaina Ravalomanana.

Tafita Isika Malagasy. ^:^
35. tsimati ( 03/07/2008 14:44)
Izay teny azo tsongolohana rehetra no avadiky razoky.
Tena marina io. Jereo ny Ministera rehetra fa tsy lany hatrany ny vola taloha ary tsy haiko izay amin'izao fotoana. tsy hainao ve ny vola nozaraina t@'ny mpiasan'ny finance sy ny namany @ resaka "reliquat".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0851