Resaka fampiadina Malagasy ny an'i kidoropamba

1. penguin ( 23/06/2008 23:24)
Tsy hisy olona faly amin'ny zavatra tsy mety saingy io no tetika hitan'i kidoropamba. Aiza no hisy olona ho faly raha gadraina ny havany. Ny zava-misy dia na tratra mangalatra ambody omby aza mbola manda na mitady hevitra hafa hialana. Noho izany dia tena fahaizana miteny ilay hoe ho tafita isiaka mba ho tezitra izay mahantra. Na izany aza nefa tsy ny fitondrana no mampahantra ny tsirairay ary io no tena loza satria izay te hiakatra dia milaza fa ny fitondrana no ratsy kanjo nony tonga eo amin'ny fitondrana tsy mahavoa ary ny vahoaka no maty antoka. Na mandokandoka na mitsikera mampiditra sakafo na hanome asa anao ve ilay resaka. Tandremo ny lasa fitaovana ka ny fonao no lalaovin'ny fetsifetsy.
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:56
2. rahiratra ( 23/06/2008 23:50)
tsy maintsy hampiasaina ny takktikka rehetra ary tonga koa ratakktikk :-D :-D :-D Jereo daholo ny taona nahaterahany teto amin'ny serasera. paiso manta
3. tsimati ( 24/06/2008 04:34)
Aleo hilamina fa ny tany hidramina ry reto aaaaaa. Tandremo mifanala nify =)) =)) =)) =))
4. kanota ( 24/06/2008 06:46)
MIsy mitady hanala nify anagah? Samy mafy tsisy voa fa ny hafa no marary andoha =)) =)) =))
5. kidoropamba ( 24/06/2008 08:43)
penguin:

Tsy hisy olona faly amin'ny zavatra tsy mety saingy io no tetika hitan'i kidoropamba. Aiza no hisy olona ho faly raha gadraina ny havany. Ny zava-misy dia na tratra mangalatra ambody omby aza mbola manda na mitady hevitra hafa hialana. Noho izany dia tena fahaizana miteny ilay hoe ho tafita isiaka mba ho tezitra izay mahantra. Na izany aza nefa tsy ny fitondrana no mampahantra ny tsirairay ary io no tena loza satria izay te hiakatra dia milaza fa ny fitondrana no ratsy kanjo nony tonga eo amin'ny fitondrana tsy mahavoa ary ny vahoaka no maty antoka. Na mandokandoka na mitsikera mampiditra sakafo na hanome asa anao ve ilay resaka. Tandremo ny lasa fitaovana ka ny fonao no lalaovin'ny fetsifetsy.

Zavatra tsy mety inona? Ianao milaza fa "tsy faly amin'ny zavatra tsy mety", fa mba manAna hazondamosina milaza eto izany "zavatra tsy mety" izany mba ho dinihina fa aza manao kanosa lahy io.
Io tsy resaka hoe tsy "tia havana gadraina". Nanao ratsy ve ilay havana sa nanao tsara? Ny ratsy no mendrika gadra fa tsy noho izy havana. Ka lazao eto hoe nisy ve zavatra ratsy na tsara nataon'ilay olona ka nogadraina izy?

Marina ilay lazainao hoe tsy ny fitondrAna mihitsy no mampahantra ny tsirairay satria tsy misy ny fahantrana ao Madagasikara. Ary raha misy ny fahantrAna dia tokony ireo izay manana fahefana HanAla (na mampitombo) io fahantrana io no tompon'Andraikitra. Ka tsy ny fitondrAna akehitrio velively izany fa ireo izay nitondra teo aloha sy ireo vahoaka kamo be tenda, ka mila hiantsoina vahiny vao mimenomenona.

Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^

6. tsimati ( 24/06/2008 09:02)
MIsotro ronono hono i vakoniadina. Aza be kle fa sirika e =)) =)) =))
7. tsoraka ( 24/06/2008 11:03)
Tsy lasa alavitra fa efa azo sy fantatra ny fikan'io e. Izy samy izy no manao sarimihetsika. Mampiomehy :-D :-D :-D
8. kidoropamba ( 24/06/2008 11:33)
tsoraka:

Tsy lasa alavitra fa efa azo sy fantatra ny fikan'io e. Izy samy izy no manao sarimihetsika. Mampiomehy :-D :-D :-D

Ianareo mpanohitra ihany no mahita fa miady ny malagasy. Mipirina tsara ny vahoaka ao. Miasa, miasa tsara ary miasa mafy ihany no leity motiva.

Tohizo ny lalantsika
Tafita isika Malagasy


^:^
9. penguin ( 24/06/2008 13:08)
Aza variana na mitonaka fa harao ny mpanohitra na izy izy na iza fa sady mitovy saina ireo no mahay miaraka hampiovoatra indray mitopy maso ny firenena.
10. naughtyboy ( 24/06/2008 16:25)
o ry penguin na razanety a nareo lalimanga ao ,tohany tsara ra8manga de
tiany nareo ka omeny valisoa ba vody any dada :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. penguin ( 25/06/2008 01:40)
Kay ve mba mahay izany ihany ilay manakaja naughtyboiy e ? Vetivety kely dia simba sy rakatra ve ny tianao hambara. Ny tolana no voa sa ny rindrina e ? Izay avy tany no nilelaka nahazo mafaitra dia mikaraikona ivelany =)) =)) =))
12. naughtyboy ( 25/06/2008 15:11)
ny tolambody ny zanakao lahy no voa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D razanety lalimanga
13. tsimati ( 26/06/2008 01:37)
Aza variana amin'olo mifanasa vangy ry vahoaka fa ndao hazera faingana ty fitondrana mibahabahana anay ty. Hiadana daholo nareo rehetra rehefa tonga eo fitondrana izahay ka ampio re ry vahoaka ary aleo izahay no hitondra. Ontsooooo ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
14. naughtyboy ( 26/06/2008 23:10)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D U're fucked in head and in your son's arse hi.....razanety fuck offffffff :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. tsimati ( 27/06/2008 04:00)
Ntsoooo naughtyboy moa Chile-maipo sa Frantsa e? Mapalelobe naughty manapahaizana. Dia ahoana efa hay ve ny lesona tany @ Tovolahy sa mbola dodoma ihany e? =)) =)) =))
16. naughtyboy ( 27/06/2008 13:44)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ny fanakaranao resaka razanety defa ita fa tsy any resaka tsisy hainao ny eto na ny tinao na tsy tinao ,ampirisihana de mihombo ny tazon'alikany de asiko oe :-D :-D :-D :-D :-D
17. rahiratra ( 27/06/2008 15:56)
Mihetsika ny tazon'alikan'i naughtyboy fa hitako koa :-D :-D :-D :-D
18. naughtyboy ( 29/06/2008 14:05)
razanety>mbola tsy afaka v ny doziny :@ :@ :@ ...
19. tsimati ( 30/06/2008 02:56)
Simba ny manampahaizana iray naughtyboy ary niparitaka tanteraka satria tsy nampiseho ny fahaizany manazava tsony fa lasa nanaraka fikan'adala. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0431