Euro2008: Italia resy, ny marina

1. hery ( 23/06/2008 07:32)
Angamba tsy dia tena ny marina rehetra fa mba eritreritra fohifohy fotsiny taorian'ny naharesen'i Italia alina.

Azo atao hoe tsy ao intsony ireo mpilalao italiana ireo fa tsy tahaka ny tamin'ny mondialy farany teo. Io no tena hadisoan'ny mpanazatra... satria izy no mpifidy mpilalao. Kanefa iza moa no mpilalao hofidina eo raha tsy misy?

Vokatr'izany dia namotoka daholo
- Toni dia tsy namokatra mihitsy kanefa izy foana no ezahina ampidirina sy omena baolina. Izao manjary ankahalain'ny mpitia baolina fandaka fotsiny.
- Di Natale tsy manana hery hitifirana penalty izany. Jereo fa mora kely ny daka nataony.
- De Rossi Efa nolazaina hoe misy tsy mety mbola nasaina nandaka penalty ihany.
- i Del Piero tsy nampidirina raha tsy tamin'ny faramparany kanefa hita tamin'ireo lalao fifanintsanana fa manana traikefa
- i Materazzi tsy nanao intsony taty aoriana kanefa izy no mahavoa coup-de-tete kokoa noho i Toni rehefa misy corner

Mangina tanteraka ny tanàna amin'izao (sady efa tafakatra 35° sahady ny hafanana) kanefa hoy aho hoe t@ mondialy 2006 dia nanaiky fa nandresy tamin'ny tirs-au-but ka rariny koa raha manaiky resy amin'ny tirs-au-but tamin'ity indray mitoraka ity.

Toa haverina indray hono i Lippi tsss
répondu par enric le 24/06/2008 18:23
2. rabingogilabanga ( 23/06/2008 07:51)
fanampim-panazavana avy amiko:

-resy ny ekipa iray, satria matanjaka ny adversera (lojika io); ka na iza na iza ny mpilalao italianina teo, dia tsy miankina foana @-nao le izy, fa miankina koa @ adversera-nao.

-La meilluer defense c'est l'attaque, ireo ekipa tafakatra rehetra (allemagne, turquie, russie, espagnol...) dia attaque ny azy no priorité, fa tsy defense(porofo ny but maty, sy système offensif (2-3-4, na 3-2-4 ohatra)..., fara-faharatsiny

-cohesion, sy fifankahazaran'ny joueurs; mifankahalala tsara ny ankamaroan'nireo joueur ao @ ireo ekipa tafakatra ireo, satria vitsy @ izy ireo no milalao any ivelany

90% ny ekipa russe sy turque, milalao ao russie sy turquie;
70 à 80% ny ekipa allemagne sy espagnol milalao aao antaniny

mba hevitra ny ahy, fa tsy dia misy rara haiko loatra...
3. MimiSimply ( 23/06/2008 09:05)
Marina fa tsy nisy any joueurs du coupe du monde comme Nesta Cannavaro Totti...fa mba misy zvtr tokony azavain'i Donadoni any rehetra: fa maninona no mbola milalao any iny Toni tsy mahafaty baolina iny na de efa inimpiry arany no tokiny nahafaty? 2: inona zao no antony nampidirana an'i del piero @minute 89? Ka aveo zany tonga ihany ny penalty de iza ndray moa no nalefany? Tsy mba del piero, toni, zay attaquants an'italie, no nalefany fa de rossi!! zay efa fatatra fa tsy hafaty bôl mints! défenseurs v!! Del Piero tsy mandiso pénalty mints v rangah de tsy nalefa volohany! Za aloa mievitra fa l'espagne no nimérite victoire fa na izany aza: mbay tany Donadoni!!



4. endrika01 ( 23/06/2008 09:12)
Hery>tsy ny mandresy foana koa anié no tohanana hatrany é,fa ireo mba miezaka ny hahatratra io tanjona io,raha ny Turquie na Russie ve no hiakatra @famaranana dia alahelo daholo ny mpanohana ekipa mahery rehetra?:-P hoatranah zao maka ITALY fonafona,fa omaly kosa vao vita ny hiram-pirenena de zah niteny t@rehetra we haka ESPAGNE=))=))=))de vao nifoha zah t@ maraina dia nahazo anarana vaovao MATA VAVA! Hoatrany we nandraman-dry zareo éry ny vavako :-D:-D:-D
5. vale ( 23/06/2008 09:39)
hoy i rabingogilabanga:
fanampim-panazavana avy amiko:

-resy ny ekipa iray, satria matanjaka ny adversera (lojika io); ka na iza na iza ny mpilalao italianina teo, dia tsy miankina foana @-nao le izy, fa miankina koa @ adversera-nao.

-La meilluer defense c'est l'attaque, ireo ekipa tafakatra rehetra (allemagne, turquie, russie, espagnol...) dia attaque ny azy no priorité, fa tsy defense(porofo ny but maty, sy système offensif (2-3-4, na 3-2-4 ohatra)..., fara-faharatsiny

-cohesion, sy fifankahazaran'ny joueurs; mifankahalala tsara ny ankamaroan'nireo joueur ao @ ireo ekipa tafakatra ireo, satria vitsy @ izy ireo no milalao any ivelany

90% ny ekipa russe sy turque, milalao ao russie sy turquie;
70 à 80% ny ekipa allemagne sy espagnol milalao aao antaniny

mba hevitra ny ahy, fa tsy dia misy rara haiko loatra...
--------------------------------------------------------------------------------------
rabingobilabanga: izaho indray miombon-kevitra @ Hery, ary tsy misy valaka @ analyse ataony io koa ny fomba fahitàko ilay hadisoan'ny Ekipa Italiana!! Hanampiko kely azy, ny oul be milaza fa efa antitra ny mpilalao talou, izaho mahita anefa fa ireo manana traikefa kokoa!!


6. vale ( 23/06/2008 09:40)
Mimmy: niandry an'i Totti angah njy!! hihihihihhi :wink: :wink:
7. sakaizakely ( 23/06/2008 12:17)
za ndrai aloha raha vao resapoot-foot zany de tsy dia mahita lazaina lotra fa de mihainohaino anareo fotsiny :°)
8. MimiSimply ( 23/06/2008 12:23)
vale:

Mimmy: niandry an'i Totti angah njy!! hihihihihhi :wink: :wink:



Tsy tia an'i totti ah!!
Miveréna ry Lippi fa mbay tery' donadoni!!
:x
9. natiora ( 23/06/2008 18:14)
tsy nisy joker i Italy fa naratra cannavaro
10. endrika01 ( 23/06/2008 20:19)
Amin\'ny Mondiale ndray reh miandrandra ITALY e:-P
11. enric ( 24/06/2008 18:23)
1/4 d final lol =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5972