misasaka ny taona 2008
1. LazaDaddy
(
23/06/2008 23:02)
Misasaka sahady ity ny taona 2008. Mahatsapa ve isika fa nisy fiovana ny fiainantsika ara-pinoana? Raha oharina tamin'ny volana Janoary, akaiky kokoa an'Andriamanitra ve isika ankehitriny sa niha alavitra kokoa?
Raha alavitra, iza no niataka?
Raha alavitra, iza no niataka?
novalian'i cutie ny 19/07/2008 18:59
2. prime
(
24/06/2008 11:06)
Misaotra LD... raha izaho manokana dia tena nisy fiovana betsaka ary mbola misy fiovana mandrakariva... raha izaho manokana dia mihaakaiky saingy arakaraka ny mahaakaiky ahy no mampibaribary ny fahafatesako... :)
3. fahamarinana
(
24/06/2008 11:13)
:arrow: Za manokana misy fotoana mahatsapa tena miha-akaiky,misy fotoana mahatsapa tafaisaka be ary alavitra ary....mbola tsy ampy ny fiambenan-tena ,mbola tsy ampy ny Fampianarana fa tsy mitsahatra miezaka sy mangataka ny Famindra-pony hatrany e....
[quoteLD]Raha alavitra, iza no niataka? [/quote]
:arrow: Raha ny mikasika ahy dia za no niataka fa ny Tompo eo akaikiko mandrakariva na tsy mendrika aza aho... ,soa ihany!!!!!:) (l)

4. fijo
(
24/06/2008 20:26)
lery moa tsy mbola niresaka na niseho tamiko,ka dia tsy mbola hiaon amihintsy izany izahay raha misy tokoa lery
5. LazaDaddy
(
25/06/2008 00:02)
Ny hitako tao anatin'izay enim-bolana izay dia hoe "janga" aho ka mila ny famonjen'i Jesosy sy ny fanamasinany (sanctification) mba tsy ho very.
Janga aho rehefa:
- mijery film izay mahamenatra ahy ny mijery azy eo anatrehany
- manao fihetsika mahamenatra ahy ny manao azy eo anatrehany
- mihaino hira izay mahamenatra ahy ny mihaino azy eo anatrehany
- mamaky hatsikana izay mahamenatra ahy ny mamaky azy eo anatrehany
- mividy zavatra izay mahamenatra ahy ny mividy azy eo anatrehany
- mamoaka teny izay mahamenatra ahy ny milaza azy eo anatrehany
- mi-surf site web izay mahamenatra ahy ny mijery azy eo anatrehany
- mihinankanina izay mahamenatra ahy ny mihinana azy eo anatrehany
- misotro zavatra izay mahamenatra ahy ny misotro azy eo anatrehany
- mandeha amin'ny toerana izay mahamenatra ahy ny mandeha any miaraka aminy
sns....
Soa fa mbola niantso Izy hoe "avia manaraka ahy!"

7. Mandefitra
(
25/06/2008 05:58)
Zaho koa nahatsapa hoe nihanakaiky, raha tena lavitra dia lavitra taloha.
Tiako ny mihira, saingy ny hoe hanao chorale dia hivory sy hianatra hira isaky ny asabotsy hariva tsy voako mihitsy. Mpandray ny fanasan i Tompo, saingy spectateur (mpanatrika) fotsiny ao ampiangonana fa tsy mpikambana @ sampana zatsy na zaroa.
Ankehitriny nefa taomiNy tsikelikely hanompo Azy, hidera Azy, hampandroso ny fanjakaNy ... toa tsy nampaninona indray ny mianatra hira, ny mivory hanomana ny fanompoam-pivavahana iraisana, ny mamaky ny hevitra maro isan-karazany eto @ fivavahana sy finoana, ny mianatra ny Teniny sy ny sitrapoNy ...
Ary mangataka mafy mba hahatojo h@ farany hahatratra ny fahasambarana mandrakizay. Izay iriako ho an'ny namana rehetra koa.

8. LazaDaddy
(
25/06/2008 06:33)
Mandefitra> mahafinaritra tokoa izany ka sady mirary anao hitombo fahalalana Azy no misaotra nizara.
Karazan-kira toy inona no ataonareo sao dia afaka mifampizara?

9. Veloo
(
25/06/2008 16:53)
Ankehitriny nefa taomiNy tsikelikely hanompo Azy, hidera Azy, hampandroso ny fanjakaNy ... toa tsy nampaninona indray ny mianatra hira, ny mivory hanomana ny fanompoam-pivavahana iraisana, ny mamaky ny hevitra maro isan-karazany eto @ fivavahana sy finoana, ny mianatra ny Teniny sy ny sitrapoNy ...^:^ ^:^ ^:^
Ary mangataka mafy mba hahatojo h@ farany hahatratra ny fahasambarana mandrakizay. Izay iriako ho an'ny namana rehetra koa.
dia mahereza lesy a
10. fijo
(
25/06/2008 21:34)
tsy hirevy mihintsy izany ralaza?????aza hadino fa mbola eto an tany isika,ary natao hoantsika ny soa eto an.
12. ikaretsaka
(
26/06/2008 02:13)
ho lasa fariseo ny hiafaran'ny sasany ato... ho tafintohina rehefa "nirevy" i jesoa
13. fijo
(
26/06/2008 18:41)
ka reveo manja hoy any an tanana izay e.izao anie no fotoan afanaovana azy e
14. Mandefitra
(
27/06/2008 04:56)
Lazadaddy:
Karazan-kira toy inona no ataonareo sao dia afaka mifampizara?
rehefa hira fiderana fotsiny ka. in - 1 isamb-bolana ange ilay fiaraha-movavaka aloha hatreto.
Veloo:
dia mahereza lesy a
Misaotra :)