bedy

1. diamondra27 ( 23/06/2008 22:32)
refa misy manabedy nareo de aona ny ataonareo
novalian'i RATOVOARY ny 10/07/2008 08:03
2. melody ( 23/06/2008 22:35)
manabedy @ inona akia aloha? :wink:
3. Belami ( 23/06/2008 22:45)
diamondra27:

refa misy manabedy nareo de aona ny ataonareo



@ resaka fitiavana ve ?
4. diamondra27 ( 23/06/2008 22:45)
bedy am resaka fitiavana e
be de be ny tranga

1. ohatra we bedy tsy mahazo miaraka amin iny olona iny

2 .bedy fa tsy avelan ny sipan dry mitsaty tsony na manao msn sy yahoo tsony

3 .bedy satria mijerijery ol sexe oppose anao

4. bedy satria miresaka am bandy hafa,

5. bedy satrai tara fodiana

6. bedy satria nanao sipa de kobo

etc
5. Belami ( 23/06/2008 22:54)
diamondra27:

refa misy manabedy nareo de aona ny ataonareo



ka arakarakile tranga tsongaina no fihetsika mety hiseho.



:-D :wink:
6. diamondra27 ( 23/06/2008 23:01)
de reo le tranga koa
fanampiny ohatra tsy tiko enao manao mini jupe refa tsy miaraka amiko ( tranga henoko io an fa tsy za )
7. melody ( 23/06/2008 23:02)
refa manao ny tsy mety sy ny tsy rariny kosa ve akia tsy ho bedy a fa kosa misy limitiny ilay fibedesana fa tsy izao rehetra izao :°)
8. Belami ( 23/06/2008 23:11)
melody : tena marina izany =D> =D>
9. diamondra27 ( 23/06/2008 23:12)
mijery bandy ve zao de tsy azo atao e na miresaka am bande hafa
10. diamondra27 ( 23/06/2008 23:40)
teto am forum teto zao vao haingana nisy le resaka we bedy le sipa fa tsy tokony hametraka sary ato am serasera tsony

zany ve de mety de aona no tokony atao am zany ohatra
de inon no tokony avalin le sipa
11. tess ( 24/06/2008 05:34)
ny ahy indray alou ry diamondra raha vo sarotiny izany hatreny amboalohany dia tsy miady amiko, donko fantako ny olona tokony hiarahako
ny tiako lazaina , raha fantatrao ny olona tiana hiarahanao dia tsy hisy io tranga rehetra mibedy bedy io raha amin'ny cas-ko manokana :wink:
tsy ny fibedesana na ny fahasiahina na ny hankasarotana ho an'ny ilay olona miaraka amiano no midika fa mamitaka anao izy ohatra na hoe ahoana
12. ari.malala ( 24/06/2008 06:23)
tess:
rehefa misy tsy mety na tsy azoazoanao dia miresaka tsotra ampilaminan fa tsy maintsy misy mi comprendre foana ilay zvtr ao dia miezaka ny tsy hanao izay hampalahelo an'ilay iray


miombonkevitra tanteraka!

Mialoha ny hanatanterahako izay zavatra tadiaviny d mangataka arguments matanjaka tsara alou za ohatra ilay ts anao mini jupe refa ts miaraka aminy, fa inona no antony, momba ilay ts mahazo mametraka sary, fa inona no antony, ts mahazo michat sy miresaka am msn tsony, fa inona no antony fa tsy hoe ts mahazo manao izao d point final... didy jadona izany ary tsy ao anatin'ny fitiavana! ny olona miaraka aminao anie ts fanananao e! manana ny mahaolona azy izy! ra za no atao anizany d vao maika ataoko soamantsara :°)
13. sakaizakely ( 24/06/2008 07:41)
tess> dakodak à 200%

efa samy olondehibe dia samy à égalité zay fa tsy misy we bedibedy zany. Raha za am zao taonako zao no misy mibedibedy ana zany de draiss, mahatatesa :-D Fa soa ihany fa tsy am zany intsony

tess:
raha fantatrao ny olona tiana hiarahanao dia tsy hisy io tranga rehetra mibedy bedy io


izay manko

ny ahy alou efa hatram vo kely tena vo maika manao mafy loha be refa bedy, miresaka ihany ny ahy no tiako, rehefa alaina mora aho dia voavaha tsara kokoa ilay olana

marina fa na dia efa dada sy neny aza dia mbola fifampitaizana foana ny fiainana. Mifampiresaka ihany no vahaolana, miara mijery ze tsy mety dia miaramandinika ny tokony atao mba hialana am zany.

Raha ireo ohatra omenjy reo de amiko zany de tsy tafiditra am ka-ko manokana mits :°) :°)
14. fahamarinana ( 24/06/2008 09:05)
diamondra:
refa misy manabedy nareo de aona ny ataonareo
(l)
:arrow: Bedy angaha toi aloha ? Ilay mibedy dia itovizako hevitra amin'ny melody koa :raha misy tranga tafahoatra dia ekena fa raha zvtr tsy dia misy antony kosa dia tafahoatra.
15. diamondra27 ( 24/06/2008 16:35)
fahamarinana: za akia tsy misy manabedy zany a, sady otran i tess tsy mila bedesina fa mahalala ny atao sy mi assume
tsy za nge no resahana refa manao forum fa ny fiainana amin ny ankapobeny e. zay le we FORUM sao de tsy mazava aminareo
raha resaka perso de any amin ny antson ny fo no atao ny dinika


hita eto zany fa tsy de tia bedesina isika vehivavy e

de efa misy valiny zany io we: miresaka no atao sy manontany ny antony
merci akia tess a
16. laotsy ( 24/06/2008 22:24)
bedy zany anie tokon tsisy e! satri tokon fantatry ny 1 zay mahatezitra ny 1. nef ny 1 ko tokon hahafantatra ny moban'ny 1. noho izany tokon hifandefitra sy samy mahatsapa tena ny 1/1.
17. yvesantsirabe ( 25/06/2008 04:50)
matoa enao bedy dia misy hors la loi kely zay nataonao e.
za zao bandy bedy tsy mahazo mijery sipa eny an dalana, tsy mahazo miresaka amin'ny sipa, tsy mahazo michat, tsy mahazo mametrka sary am internet zany, tsy manana namana sipa zany, tsy mahazo manapaka volo rery zany fa tsy maintsy miaraka aminy, tsy mahazo mody alina....za efa manambady...Fa maninn ary aho no bedy amin'izany??? satria za niodina dia efa tratra
INONA ARY ZANY NO ATAO REFA BEDY
valiny : aza atao izay mahabedy (aza atao tratra zany)
18. tess ( 25/06/2008 04:57)
fa maninona no tsy mahazo be dia be ry yves????
tsy bedy anie izany fa vao maika pire e! tsy mahazo tsy mahazo hihihi
tsy izahoi aloha izany e! angamba de asa fotsiny.....
na dia nataoko aza hoe niodina ianao dia tratra
ilay hoe tsy mahazo mihintsy dia manimba zvtr be dia be
ny bedy aloha tsara ianao izany nobedesina fa rehefa nifampiresaka tsara ve ianareo ka nilamina tokony hahatoky izy. sa?????
19. kala ( 25/06/2008 05:44)
diamondra27:

refa misy manabedy nareo de aona ny ataonareo

tena zà aza mba gaga fa tsy misy mibedy tsony dé malahelo hoe tsy misy miraharaha ve sa diso mafiloha loatra de kamo ny ol mibedy...
Mitady mpibedy zà io, tena marina ê!
:wink:
20. ari.malala ( 25/06/2008 07:17)
tena lasa otran'ny fiainan-gadra indray kosa izany fiain'i yves izany kle :roll: ts zakako izany ra za! marina mafy!! ary tonga ah d mitsoapahana ra za no atao anizany! ekena hoe ts netyilay niodina, efa nahazo fibedesana d mbola miampy tsy mahazo bedabe koa! ts afaka manana fiainana manokana mitns zany..... :roll: farany kou ngamba hoany am wc av d eo ambaravarana i ramatoa miambina :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1581