bedy

21. diamondra27 ( 25/06/2008 08:56)
laotsy: tokony nefa tsy zay le miseho fa saropiaro loatra ny olona ngamba de mibedy
za zao raha mandinika le voalazani yvesantsirabe io de tena saropiaro be ny vadiny ,plus ke bedy, tsy afaka manao inon tsony
ka zay maso mijery tsy mitondra mody , fa raha mijery olona ange tsy midika zany we hiaraka aminy ianao e
de rehefa hande any amin ny kine koa zany tsy vao maika loza
ye niodina indremande ianao de tratra , de tokony omenao toky fotsiny le olona , rassurer-na de tsy nandainga tsony refa tratra zay no mahatonga le tsy fampatokisana tsony manko

22. tess ( 25/06/2008 13:55)
yvesantsirabe:

matoa enao bedy dia misy hors la loi kely zay nataonao e.
za zao bandy bedy tsy mahazo mijery sipa eny an dalana, tsy mahazo miresaka amin'ny sipa, tsy mahazo michat, tsy mahazo mametrka sary am internet zany, tsy manana namana sipa zany, tsy mahazo manapaka volo rery zany fa tsy maintsy miaraka aminy, tsy mahazo mody alina....za efa manambady...Fa maninn ary aho no bedy amin'izany??? satria za niodina dia efa tratra
INONA ARY ZANY NO ATAO REFA BEDY
valiny : aza atao izay mahabedy (aza atao tratra zany)



he he he he! izany mou izy io! aza atao tratra....

:roll: :^) :-D :-D :-D

possilbe izany ilay hoe tsy mahazo manao anzao ianao
:arrow: kanefa ny iray izany tsy manao mba tsy ho tratra fa tohizana ihany :^)
23. diamondra27 ( 26/06/2008 10:26)
tess asiana le we ce n'est pas ce ke tu crois ve :-D :-D :-D
24. ari.malala ( 27/06/2008 08:16)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D cherie, ce n'est pas ce que tu crois :-D :-D :-D :-D :-D
25. RATOVOARY ( 27/06/2008 08:30)
Badiko eo nareo raha mbola manohy resaka eo =)) =)) =)) =)) =)) =))
26. ari.malala ( 27/06/2008 12:59)
Ratovoary, k efa hoece n'est pas ce que tu crois nge e hihihihi! aza bedesina mou e ;):-*
27. RATOVOARY ( 28/06/2008 06:39)
Aza atao tratrako fotsiny ary de @zay de hoe : ce n'est pas ce que je .... :-D :-D :-D
28. diamondra27 ( 28/06/2008 12:09)
:-D :-D :-D
ratovoary kes ke tu kroi
29. karinah ( 30/06/2008 08:01)
bedy!!! koa raha tsy zazakely aho ka hobedesina! f'angaha izy dadako no hanabedy anah, na ataoko oe tam mbola Ado aza ka le lhl ohatra zoky za tsy manaiky bedibedesina izany fa tondé vita hatreo! ieuuuuuuu, zay mintsy nenah!!... :{
30. karinah ( 30/06/2008 08:04)
Bedy= voarara indray de manohy hatrany aho raha fantatro fa Tsara sy Mety ny ataoko. koa raha tsy inn koa hifanabedibedy izany! Ary izy manabedy , mba manao ahoana raha mba misy mibedy? sy mandrara ny ataony? Ataoko fa tsy hazaka izy, donky tokony tsy misy mifandranrarara izany e! tena grrr be izany!!... :-D
31. ari.malala ( 03/07/2008 07:01)
ratovoary, d mila manaraka fonafonafona zany enao d amizay maita tsara nya taoko ko hihihi
32. ainaheri ( 03/07/2008 09:08)
Za zao vao haingana bedin'i aricherie lol d avy teo tsy bediny tsony =))=))=))
33. ari.malala ( 03/07/2008 11:05)
hihihi, ovina ndray ky zany ry ainaheri? :-P
34. RATOVOARY ( 03/07/2008 13:20)
ari.malala> :-D :-D :-D De hanaraka jusqu'aiza ary ahafahako mibedy anao?
35. ari.malala ( 04/07/2008 05:52)
Ratovoary, atov otran le hiran JJG s Celine Dion e, j'irai où tu iras ;) :-D :-D :-D :-D amizay nge itanao ny atoko s ny aleako e :-D :-D :-D :-D
36. RATOVOARY ( 04/07/2008 13:26)
:evil: :evil: :evil: Aoka ihany @ zao fa tena matahotra le cousin-nao ary ambadika ary aho kle! :-D :-D :-D
37. ari.malala ( 04/07/2008 13:35)
hihihi, enao iany io ko! matahotra hanome tampimaso nga enao? :-D :-D :-D :-D :-D
38. RATOVOARY ( 05/07/2008 06:52)
Sao de be adivarotra be ry zareo ko! :-D :-D :-D
Tany aminay manko nisy bandy nangata-bady zay de tonga de nody lery sady tezitra be fa hoe be ady varotra be hono le fianakam's le sipa. Ouzizy lery hoe: f'angah hono amby amidy eny antsena ka rizatina ady varotra be ôtr'zany izy io
39. diamondra27 ( 05/07/2008 13:24)
ka tsy mahay fomba malagasy izy izany fa tonga de te hovavany
domazy, tokony mba nampitandrina kos ale fofombadiny raha izany
we miomana ianao fa ny RAD ange ka mitana ny fomba malagasy etc etc fa mety tsy nampoiziny le izy
40. tess ( 07/07/2008 05:18)
RATOVOARY:

Sao de be adivarotra be ry zareo ko! :-D :-D :-D
Tany aminay manko nisy bandy nangata-bady zay de tonga de nody lery sady tezitra be fa hoe be ady varotra be hono le fianakam's le sipa. Ouzizy lery hoe: f'angah hono amby amidy eny antsena ka rizatina ady varotra be ôtr'zany izy io

marina ny azy

:-D aleo mody raha sarotiny loatra ....kou raha tsy hoe ny RAD no halaina vady sady maro ny tovovavy azo alaina vady...tsy ny fitiavana ve no mikonty e! :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0458