bedy
41. RATOVOARY
(
07/07/2008 05:34)
ka tsy mahay fomba malagasy izy izany fa tonga de te hovavanyIlaina le fomba mahagasy ary tsy ratsy ny fampiharana azy na @ vanin'andro iainantsika zao aza fa kosa raha atao fanararaotra hitadiavan-karena le izy tsy tsara e!
42. ari.malala
(
07/07/2008 06:43)
Ratovoary, hihihi, miresaka klou nareo d ita eo ny tohiny :-D :-D :-D
Nisy cousin ako zay kou nagataham-bdy fa nainka rava le izy! tena sarotiny be lotra le fianakavian-le zaobaviko!
Nisy cousin ako zay kou nagataham-bdy fa nainka rava le izy! tena sarotiny be lotra le fianakavian-le zaobaviko!
43. RATOVOARY
(
07/07/2008 06:51)
De aza mamaly faty aty aminay ary, teneno dieny zao ry zalah :-D :-D :-D
44. ari.malala
(
07/07/2008 11:41)
:-D :-D :-D :-D zay nga mamaly faty kosa e! zany cousin zany tany am côté an dadanay fa ireo avaty am côté an mamanay ;) (taonga d atao ny presentation :-P)
45. brado
(
07/07/2008 12:49)
slt! tsy misy tsy vitan'ny resaka e! ra tsy oe efa zavatra tiana ravaina angaha sady, tsy tokony efa ho fantatra dieny mialoha ve ny fianakams ra tsy oe enao anga no efa tsy tiana dieny mialoha ianao hiaraka ami zanany.
46. RATOVOARY
(
07/07/2008 13:55)
ari.malala:
:-D :-D :-D :-D zay nga mamaly faty kosa e! zany cousin zany tany am côté an dadanay fa ireo avaty am côté an mamanay ;) (taonga d atao ny presentation :-P)
M'sôtra nampahafantatra, de rôvina zany no haroso ny dinika?
:* :* :* :-D
48. RATOVOARY
(
08/07/2008 07:01)
Asehoy ary aloha sy sarintavanao ho jerena sao manova endrika eo ty izy (l) (l) (l)
50. diamondra27
(
08/07/2008 11:30)
arimalala : iza ndray zao no mibedy andry tsy mety manala voaly ao tssssssss
bedesiko eo zany an, i ainaheri ndray zao zay
bedesiko eo zany an, i ainaheri ndray zao zay
51. RATOVOARY
(
08/07/2008 12:13)
Fa voaly inn loatra ary zany, Sao de sanatria ka voaly mainty e! :-D :-D :-D
52. brado
(
08/07/2008 12:30)
mba asio lohahevitra vao2 indray fa za ko vao2 de tsy maazo resak mintsy
53. ari.malala
(
09/07/2008 06:13)
diamondra, hihihi, tsis mibedy ky za fa mbola virja d mbola ts te hanala voaly a :^) :^) =)) =)) =)) =)) =))
ratovo, miandry anao hanala anilay voaly nge za io e! :-D :-D :-D -D
ratovo, miandry anao hanala anilay voaly nge za io e! :-D :-D :-D -D
55. RATOVOARY
(
09/07/2008 11:33)
ari> ndao atao zao sady i brado koa anie hanao namako hono. Tonga de double attak zany. :-D :-D :-D :-D :-D
56. ari.malala
(
09/07/2008 12:13)
:-D :-D :-D aleo le voaly ao iany ra olona 2 b zoa no hanala ilay iz kle :-D :-D :-D :-D hifandroritanareo eo le iz d sod marary b eo za :-D :-D :-D :-D :-D
58. ari.malala
(
10/07/2008 06:15)
:-D :-D :-D :-D :-D eny ambohimanarna v no atao sa any am doany? ;) :-D :-D :-D :-D
