Ny antoko mpihira FIDERANA dia faly manasa anao hanatrika ny antsam-panahy Fisaorana izay hataony ho famaranana ny taona 2007-2008ny alahady 29 jiona 2008 amin’ny 11 ora sy sasany (aorian’ny fotoam-pivavahana izay hanomboka amin’ny 9 ora sy sasany)
miaraka amin’i Luk sy Mahery
Tsy misy vidim-pidirana
TEMPLE DE LA REDEMPTION
16, rue Chauchat
75009 PARIS