euro 2008 Rusiie : May endimboanjo ny eropeana tandrefana

1. ronaldo09 ( 23/06/2008 10:04)
Russie: Tompondakan'i Eoropa amin Basket ,Mpanjakan'izao tontolo izao amin'ny Tennis,Tsy azo atao ninoninona amin'ny Hockey ,andohalehana amin'ny athletisma , tsy ho lazaiko intsony moa ny volley sy hand ball ary izao indray manome lesona ny rehetra amin'ny baolina !!!
Vao avy nahazo filoha vaovao manko ny aty amin'ny tanana ka lasa mpanjakan'i Eoropa i la Russie ,Petrole sy gaz mbola mandohalika ny Eropeana ( ry Sarko sy ry merkel) !
Betsaka ny nilaza fa i Hollande no favoris nefa noporofoin-dry Pavliuchenko sy Arshavin fa mahay ry zareo ary mangovitra ny rehetra amizao! Mbola ho aiza ny hanjo anareo ry Eropeana tandrefana !
Allez y La russie !!!
répondu par ronaldo09 le 30/06/2008 18:59
2. ronaldo09 ( 23/06/2008 10:10)
Tia manambany Russe manko ny tandrefana ka izay no anoratana ity lahatsoratra ity !Ataonay mihinana ny Taaaaaaaavany sy ny amaaaaaaaalona izay sendra anay !
3. rabingogilabanga ( 23/06/2008 13:23)
ronaldo:
Betsaka ny nilaza fa i Hollande no favoris nefa noporofoin-dry Pavliuchenko sy Arshavin fa mahay ry zareo ary mangovitra ny rehetra amizao! Mbola ho aiza ny hanjo anareo ry Eropeana tandrefana !
Allez y La russie !!!


atsy ambadika i ronaldo milaza ty ny euro nahafinaritra indrindra:
Nahafinaritra satria tsy nandray anjara ny Anglisy,nahafinaritra satria nihinana ny anganony ny frantsay ,nahafinaritra satria nangoron-damba ny portigey ary mahafinaritra satria hody tsy ho ela koa ny Espaniola,nahafinaritra satria tafaka 1/4 de final ny rosiana na dia ny Holandey aza no hifandona aminy!!!
Final Allemand-Hollande na Hollande- Italia


efa zatra mamadika palita i toi an!?

ka aiza ny marina ry zandry,
4. lemenakely ( 23/06/2008 14:18)
ronaldo09:

Russie: Tompondakan'i Eoropa amin Basket ,Mpanjakan'izao tontolo izao amin'ny Tennis,Tsy azo atao ninoninona amin'ny Hockey ,andohalehana amin'ny athletisma , tsy ho lazaiko intsony moa ny volley sy hand ball ary izao indray manome lesona ny rehetra amin'ny baolina !!!
Vao avy nahazo filoha vaovao manko ny aty amin'ny tanana ka lasa mpanjakan'i Eoropa i la Russie ,Petrole sy gaz mbola mandohalika ny Eropeana ( ry Sarko sy ry merkel) !
Betsaka ny nilaza fa i Hollande no favoris nefa noporofoin-dry Pavliuchenko sy Arshavin fa mahay ry zareo ary mangovitra ny rehetra amizao! Mbola ho aiza ny hanjo anareo ry Eropeana tandrefana !
Allez y La russie !!!


ny rosianina anie tsy tokony ambaniana mihintsy e na dia efa rava aza ny bloc socialiste! jereo fa ny olona 25 manan-karena indrindra eto EUROPE dia ny 10 @ ireo dia rosianina avokoa! ka tsy hitako loatra izay atao ahagàga @ izany
5. zandikely ( 23/06/2008 20:44)
Marina zany Lemenakely:
- Ny tandrefana rehetra efa mihemotra fa ry zareo tena misondrotra, ny harena moa misy ( Petrol ve sa Gaz sy ny hafa), ny fahaizamanao koa misy.
Tena manao izay tiany atao mihitsy Poutine, satria manana ny Gazprom, rehefa manadala azy dia tapahiny kely amin'ny volana décembre iny aloha ny Gaz tahaka ny nataony tamin'i Georgie sy Ukraine.
Resaka Sport dia efa malaza fa hoe atao any Russie daholo ny karazana Sport rehetra, manomboka miroborobo ny Foot any amin'izao, Zenit teo nahazo ny Coupe UEFA...
Fa ny Euro ity mety iray amin'ny Allemagne sy Espagne mety mahazo azy araka ny hevitro, nefa tena tsy haiko fa toa diso daholo hatramin'izao ny Pronostic nataoko tsy nisy marina mihitsy.
6. ronaldo09 ( 24/06/2008 13:19)
Tsara aloha rehefa tafakatra 1/2 final , ny taty amin'ny ville misy anay ange ka ny gratuit ny labiera minitra vitsy taorian'iny lalao Russie - Hollande iny e!
7. mangidy ( 24/06/2008 13:49)
ronaldo09 humm aiza izany any aminareo izany? fa maty ny hetaheta mintsy za ato :-P de misy THB ve any? :-D :-D
8. xxx ( 24/06/2008 14:19)
mahay baolina lez russie fa tsy midika hoe ry zareo no tena zavatra,mbola tsy sendra ny tena rosianina ry ronaldo09 dia mbola mandoka be aloha jusqu'a maintenant,mandehana metro irery dia ho hitanao ry ronaldo fa mbola tsara ny eto eropa andrefana.Mba mahita @ tele ny mahazo ny vahiny any ihany hanaovany ry lerony azy
9. rabingogilabanga ( 24/06/2008 15:30)
Tsy hoe mahay baolina ny rosiana, fa ny tena avantage ny russie dia tokana:
-manana aina ry zareo, tena mbola frais tsara (raha nandinika ny matrch contre ny pays-bas ianareo),
ny antony?:
-ny eoropeaana tandrefana vao vita ny 40 semaine de champion national dia tonga ny euro.
-Ny rosiana, vao 12 semaine ny champion national izao.

donc: -40 semaine dans le jambe (eoropeana)
-sy 12 semaine dans le jambe (russie)

tsy hitovy mihintsy

fa na izany aza dia ho resin'ny espagne ry zareo, satria ny defense russe faible, ka tsy olona iray toa an-'i van nistelroy no handrasany, fa i torres, villa, sns...

viva espana, hasta la triunfo; viva españa, y'a basta la russia, hasta jueves


10. naughtyboy ( 25/06/2008 15:19)
marina zany rabingo :wink:
11. simplex ( 26/06/2008 21:32)

@ 2012 mbola misy eee :(
12. Mandefitra ( 27/06/2008 05:32)
7 sy 1 be zao ve Mr Ronaldo? (4 - 1 match de gr, 3 - 0 1/2 finale) miondreha fa kely e ...
alefaso hiofana any barca aloha le 10 russiana iny ... hehehe mbola tsy ampy fetsyfetsen i xavi sy iniesta, ary tsy afaka @ puyol.
13. ronaldo09 ( 30/06/2008 18:59)
Ny aty ange ry akama ny olona na maka Russe aza matahotra satria na ny niakaran-dry lerony 1/2 final efa surpr ka na resy aza efa nampoizina zany !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1477