Ho tia anao aho na inona na inona manjo antsika
1. niryna
(
24/06/2008 04:59)
Nisy rangahy lehiben'ny toeram-piasana izany nangataka ny ametra-pialana.
Rehefa nanontanian'ireo mpiara-miasa aminy izy ny antony hialany dia niteny izy fa marary ny vadiny ary tsy mahafantatra azy intsony ka vonona ny hikarakara azy izy.
Dia samy nanome tsiny azy avokoa ny olona rehetra fa vady efa tsy mahafantatra azy intsony ve dia anariany ny asany.
Dia niteny mora sady malefaka izy hoe:marina tokoa ny teninareo fa tsy mahafantatra ahy intsony izy saingy izaho kosa mahafantatra azy ary dimam-polo taona no nahalalako azy.
Ho tia anao aho na inona na inona manjo antsika
Vitanao ve izany ?
(l) niryna

novalian'i niryna ny 01/08/2008 19:45
2. LazaDaddy
(
24/06/2008 05:19)
niryna:
Ho tia anao aho na inona na inona manjo antsika
Vitanao ve izany ?
Vitako ny miteny an'io amin'i zanak'i maman'i manja :) fa ny mampihatra azy no tsy fantatra...
Ny tena tiako dia hoe: Tia ahy ianao Jesosy ka nanao sorona ny ainao ary nitsangana tamin'ny maty, mamboatra toerana ho ahy ary ho avy faingana (l)
4. cutie
(
24/06/2008 09:40)
misy mahita tenenina mitsy ato
In ny idiran'zany @ finoana sy fivavahana ry niryna?

6. fahamarinana
(
24/06/2008 09:58)
cutie:
In ny idiran'zany @ finoana sy fivavahana ry niryna?
:arrow: Azo ampidirina kah :raha raisintsika ohatra hoe i Kristy sy itsika mpanota no resahana.. :) .Ho avy eo niryna hampiditra azy :) sa diso fandray koa aho ??(l)
7. prime
(
24/06/2008 11:15)
Misaotra niryna... sarotra ny hitompo teny fantatra fa sarotra ny hahavita toa izany saingy raha tena manam-pitiavana tokoa... hummmmmm...
11. rakaroka
(
24/06/2008 14:39)
ikaretsaka:
ny miteny iza moa no tsy mahateny rehefa teren'ny (l) :^) ?
fa ny fanatanterahana no
Odoiiiyyy e
:-D :-D :-D Ary maminn ary no ampivolanina ny tsy ho efany akory ny maro.
Dia toa boloky koa. :-D :-D :-D
13. mirarisoa
(
24/06/2008 18:57)
Tsy vita fa naninona ary no nandainga a ? Ho tia anao nefa raha ny lhl gasy dia hoe tia eto @molotro fotsiny fa avelao aho ampirafy na hisotro toaka na hiloka ?
14. diamondra27
(
24/06/2008 19:12)
LazaDaddy:
ikaretsaka> misy tsy mahateny rehefa tena "jamba" ka. hahaha
-------------------------------------
tsy ny moana ve no tsy mahateny fa ny jamba e
16. LazaDaddy
(
24/06/2008 22:23)
niryna:fomba filaza an'io rehefa @ mariazy ireny dia hoe:
Ho tia anao aho na inona na inona manjo antsika
"ho tia anao aho na amin'ny ankamorana na amin'ny ankasarotana" :-D
17. niryna
(
25/06/2008 22:27)
LazaDaddy:
niryna:
Ho tia anao aho na inona na inona manjo antsika
Vitanao ve izany ?
Vitako ny miteny an'io amin'i zanak'i maman'i manja :) fa ny mampihatra azy no tsy fantatra...
Ny tena tiako dia hoe: Tia ahy ianao Jesosy ka nanao sorona ny ainao ary nitsangana tamin'ny maty, mamboatra toerana ho ahy ary ho avy faingana (l)
fa ahoana ?
ka na isika aza anie dia manao sorona ny olona e,misy ankizy marary izao,ny tena koa marary.Dia manao sorona mandeha na tiana na tsy tiana
18. niryna
(
25/06/2008 22:28)
ari.malala:
vita aky zany refa tena misy ny fitiavana a!
sady natao ery ny tsianjery teo ambonin'ny pilipitra e,nianarana mafy ery,ny ahy noho adinoko :D hoy ny rams, saika rano an-javona izy hi,hi'
io olona notantaraik io izao dia tena nanao sorona ny fitiavany mihitsy izy ary nitazona ny teny nomena
19. niryna
(
25/06/2008 22:29)
cutie:
misy mahita tenenina mitsy ato
In ny idiran'zany @ finoana sy fivavahana ry niryna?
ny amin'ny inona no tiandry fantarina ?
20. niryna
(
25/06/2008 22:40)
fahamarinana:

ie
:D