Ho tia anao aho na inona na inona manjo antsika
21. niryna
(
26/06/2008 22:52)
rakaroka:
ikaretsaka:
ny miteny iza moa no tsy mahateny rehefa teren'ny (l) :^) ?
fa ny fanatanterahana no
Odoiiiyyy e
:-D :-D :-D Ary maminn ary no ampivolanina ny tsy ho efany akory ny maro.
Dia toa boloky koa. :-D :-D :-D
-i------------------------------------------
ataony baby daholo izany izay tovovavy miaraka aminy k'ty
:D
22. niryna
(
26/06/2008 22:55)
mirarisoa:
Tsy vita fa naninona ary no nandainga a ? Ho tia anao nefa raha ny lhl gasy dia hoe tia eto @molotro fotsiny fa avelao aho ampirafy na hisotro toaka na hiloka ?
aiza kosa ry mirarisoa a ,lehilahy iray ve no nangalatra akoho tao Alasora dia ny mponin'Alasora rehetra no lazaina fa mpangalatra akoho?
Ry tavaratra aza lehilahy iray manam-bady vehivavy telo,efatra ,dimy,tsy miafina fa miariary hitam-bahoaka eo .oops
23. niryna
(
26/06/2008 22:59)
prime:
Misaotra niryna... sarotra ny hitompo teny fantatra fa sarotra ny hahavita toa izany saingy raha tena manam-pitiavana tokoa... hummmmmm...
ka toy ny lamban'akoho anie prime ny fitiavana e,dia ho adino kosa ve ny voady natao teo ambonin'ny pilipitra,niaraka ireo vavolombelona marrrrobe nijery ny tena? sa sarotra ny manadino fa mora ny mamoifoa ,sa ahoana moa izy izay ? be petsony koa anie isika e .hi,hi
:D
24. prime
(
27/06/2008 11:42)
niryna> =D>
Tsy hoe adino akory sanatria fa miteny fotsiny aho hoe sarotra...
Raha izaho aloha dia mbola miaky hoe sarotra satria mbola tsy tena tanteraka amin'ny fitiavana... mbola mety tezitra kely ihany, mbola mety mihazona am-po kely izay ihany, mamela saingy mbola misy fotoana ihany manadino dia mahavoaka teny na hevitra somary mahatohina vao tonga saina... indrisy , ena tonga amin'ny lazain'ny Apostoly Paoly mihitsy aza indray2 hoe tsy izay sitrako sy tiako no ataoko fa izay tsy sitrako sy tsy tiako... mbola tsy tanteraka e... nefa dia nilokaloka tokoa ary nanao voady fa hitia...

26. prime
(
27/06/2008 12:44)
bor2lais> Tena marina izany fa raha izaho aloha hoy aho tsy dia mbola tsy tanteraka amin'ny fitiavana...
Sambatra ianareo... mba ampianaro hoe rey olona ahoana tsara ny fiainana izany hoe tena fitiavana ao an-tokantrano...

27. Ilo
(
27/06/2008 13:53)
Za koa aloha dia mitovy hevitra @ Prime e!
Amiko koa dia sarotra ny fitiavana na dia tena mifankatia tokoa aza! Mora ny miteny hoe tokony ho tia sy ny tokony hanaiky ny vady fa ny mampihatra aza indraindray tena henjana.
Raha ny misedra olana dia vita ihany ny mikarakara sns... fa ilay fiarahana andavan'andro mihitsy matetika no mampiseho hoe mbola tsy tanteraka ilay fitiavana. Indrindra rehefa misy zavatra tsy mifanaraka @ hevitro izay... :wink:
Mila mitolona am-bavaka foana koa satria ny ratsy tsy kely làlana sady anisan'ny zavatra tena tsy tiany ny fanambadiana ka miezaka izy @ fomba rehetra hanimbana izany.

28. niryna
(
28/06/2008 03:16)
prime:hitovizana daholo io prime a.
niryna> =D>
Tsy hoe adino akory sanatria fa miteny fotsiny aho hoe sarotra...
Raha izaho aloha dia mbola miaky hoe sarotra satria mbola tsy tena tanteraka amin'ny fitiavana... mbola mety tezitra kely ihany, mbola mety mihazona am-po kely izay ihany, mamela saingy mbola misy fotoana ihany manadino dia mahavoaka teny na hevitra somary mahatohina vao tonga saina... indrisy , ena tonga amin'ny lazain'ny Apostoly Paoly mihitsy aza indray2 hoe tsy izay sitrako sy tiako no ataoko fa izay tsy sitrako sy tsy tiako... mbola tsy tanteraka e... nefa dia nilokaloka tokoa ary nanao voady fa hitia...
Arotoroy aho re olona ?
Tadidio fa olon-droa samy manana ny toetrany,ny fomba fitaizana azy,ny fomba nampianaran'ny rar-ny azy no miara-miray trano.
Ny fametrahana an'Atra ho lohan'ny fianakaviana ao an-tokantrano, ny fiarahana mizara ny tenin'ATra,ny fampifantarana ny zanaka ny tenin'Atra atao peta-drindrina ka ho hianarany sy am-piharany izany amin'ny fiainana ary dia miara-miasa amin'ny fitaizana ny zanaka ny rar ka atao fantatry ny ankizy fa ekipa iray ihany dada sy mama io aloha .
Fa ilay fandeferana no teza itako zava-dehibe ao amin'ny fanambadiana.Io fandeferana io anefa no tena fototra iray mahatonga ny tokan-trano mety hi-korontana.Ny voalohany aloha dia ny vola ,ny faharoa dia ny fandeferana ary ny fahatelo dia ny fihezahana mahalala ny tian'ilay olona na tsia,ny zavatra hiarahana manao ,ny fiarahana mivavaka ny fianakaviana na dia ny fampizarana ny tenin'Atra @ fotoana fohy fotsiny aza.Ny fizarana ny vaovao mahafaly sy zavatra mampalahelo.Tsy mora ,eny tena tsy mora fa tsy maintsy misy mandefitra,ny fitenenana ny zavatra mampalahelo anao amin'azy na ny fifonana na fialana tsiny raha nanao teny mandratra na mampalahelo.Ireo ny ahy ry prime raha misy mahasoa anao.Ny fiarahana manao zavatra na mila mifampizara na mifampiresaka rehefa misy zavatra atao.Mifampiera e,mba fantatry ny iray izay mba hetahetakelinao ....Dia rehefa manampotoana miaraka tsara iny dia miara manao zavatra na dia mandeha tongotra fotsiny mamboraka izay nampalahelo na mafinaritra ary dia miafara toy ny zazakely mihitsy aza hoe andao ary tsy hiadiady isika fa faible aho raha ....dia lasa sangisangy ilay izy ...hiombona e,akihikely moa sa lehibe hi,hi...
:D :D
29. bor2lais
(
02/07/2008 13:36)
Ity misy extrait kely \"Sa Parole pour Aujourd\'hui\" tiako zaraina amintsika :
Apprenez à vous détendre !
« Je vous laisse la paix, Je vous donne Ma paix... » Jean 14.27
Ecoutez ce qu\'un auteur chrétien a écrit : « Nous ne pouvons pas vivre en paix si nous refusons de nous adapter aux circonstances et au comportement des autres. Il y a quelques années, alors que je vivais dans un état de stress permanent, à chaque repas que nous prenions en famille, l\'un de mes enfants, immanquablement, renversait quelque chose sur la table ! Et chaque soir je piquais une crise ! Un soir je me suis même retrouvé sous la table à éponger le lait qui coulait par terre suite à l\'un des malencontreux accident. Tous les enfants étaient affolés en raison de ma mauvaise humeur évidente et l\'un d\'eux, rendu nerveux par mon comportement, me cogna le visage de son pied, ce qui ne fit qu\'accroître ma colère ! Je savais très bien que c\'était un accident, mais je ne semblais pas vouloir l\'accepter. C\'est alors que le Saint-Esprit s\'est adressé à moi, là, sous la table et m\'a dit : « Une fois que le verre de lait s\'est renversé, rien ne le fera remonter du sol jusque dans le verre, là-haut sur la table, même pas la pire de tes colères ! Tu as besoin d\'apprendre à accepter les événements ! »
Jésus a dit qu\'Il nous offrait Sa paix, Il nous invite donc à faire des efforts pour contrôler nos réactions. Cessez donc de vous emporter au moindre incident. Lorsque vous rencontrez une situation dont l\'issue vous échappe, apprenez à laisser les choses se dérouler d\'elles-mêmes et gardez votre calme et votre joie ! Demandez à Dieu de vous aider à surmonter rapidement les menus problèmes de la vie de tous les jours, que ce soit un verre de lait renversé sur la table ou une critique acerbe et non méritée ! Lorsque vous mettrez autant d\'énergie à vous distancier des événements qu\'à vous emporter contre eux, vous découvrirez soudain que la paix de Dieu, « qui dépasse tout ce que l\'on peut comprendre » (Philippiens 4.7), commencera à remplir votre cœur et envahir votre famille !
Ho aminao anie ny Fiadanan\'ny Tompo !

30. niryna
(
02/07/2008 17:38)
bor2lais:
Ity misy extrait kely "Sa Parole pour Aujourd'hui" tiako zaraina amintsika :
Apprenez à vous détendre !
« Je vous laisse la paix, Je vous donne Ma paix... » Jean 14.27
Ecoutez ce qu'un auteur chrétien a écrit : « Nous ne pouvons pas vivre en paix si nous refusons de nous adapter aux circonstances et au comportement des autres. Il y a quelques années, alors que je vivais dans un état de stress permanent, à chaque repas que nous prenions en famille, l'un de mes enfants, immanquablement, renversait quelque chose sur la table ! Et chaque soir je piquais une crise ! Un soir je me suis même retrouvé sous la table à éponger le lait qui coulait par terre suite à l'un des malencontreux accident. Tous les enfants étaient affolés en raison de ma mauvaise humeur évidente et l'un d'eux, rendu nerveux par mon comportement, me cogna le visage de son pied, ce qui ne fit qu'accroître ma colère ! Je savais très bien que c'était un accident, mais je ne semblais pas vouloir l'accepter. C'est alors que le Saint-Esprit s'est adressé à moi, là, sous la table et m'a dit : « Une fois que le verre de lait s'est renversé, rien ne le fera remonter du sol jusque dans le verre, là-haut sur la table, même pas la pire de tes colères ! Tu as besoin d'apprendre à accepter les événements ! »
Jésus a dit qu'Il nous offrait Sa paix, Il nous invite donc à faire des efforts pour contrôler nos réactions. Cessez donc de vous emporter au moindre incident. Lorsque vous rencontrez une situation dont l'issue vous échappe, apprenez à laisser les choses se dérouler d'elles-mêmes et gardez votre calme et votre joie ! Demandez à Dieu de vous aider à surmonter rapidement les menus problèmes de la vie de tous les jours, que ce soit un verre de lait renversé sur la table ou une critique acerbe et non méritée ! Lorsque vous mettrez autant d'énergie à vous distancier des événements qu'à vous emporter contre eux, vous découvrirez soudain que la paix de Dieu, « qui dépasse tout ce que l'on peut comprendre » (Philippiens 4.7), commencera à remplir votre cœur et envahir votre famille !
Ho aminao anie ny Fiadanan'ny Tompo !
misaotra nizara e.
izany no antony hiankinantsika amin'Atra lalandava na inona mitranga amin'ny fiainantsika,tsy hifanometsiny lava fa samy hizara izay zavatra nitranga tamin'ny fiainany ka mampiseho ny hafa fa antony iray lehibe nahatonga antsika ny ametraka ny fiainantsika amiNy izany .Na fahoriana na aretina na na zavatra mitranga amintsika na inona na inona izany dia misy antony avokoa eo amin'Atra satria fantany fa ho zakantsika izany rehefa apetrantsika eo am-pelantanany.Ny fametrahantsika ny fahatokisana fa tsy ho tonga lafatra velively ny fiainantsika raha tsy miaraka amiNy isika.Ny fahatsampantsika fa olona manana ny kilemantsika koa isika ka miezaka ny hivoatra hanarina ny lasa ary hano ny toetra ratsy ka ampianatra ny hafa fa tsy misy tonga lafatra isika fa miezaka ny haka ny teny izay zaraina amin'ny foa ka ampianatra izany amin'ny fiainana sy ny mpiara-monina amintsika ary miezaka hatrany ny mizara ny soa ny hafa izay mandray izany.
31. naritsimba
(
03/07/2008 06:00)
hoy cutie
Ny fanambadiana ry cutie ho an'izay natao mariazy tany am-piangonana dia nanao fanekena, ary ao anatin'ny fanekena teneniny no misy hoe: Ho tia sy hamelona anao aho na inona na inona manjo antsika...!
Raha io tantara lazain'i niryna io dia ekeko fa misy raha tena niaina t@ fitiavana ny mpivady, io ange tsy hoe notenenina dia tsy maintsy tanteraka fa miankina @ zavatra betsaka, rehefa mifampatoky ny mpivady dia tanteraka io, ary ilay lehilahy dia nahatsapa fa tena tia azy ny vadiny na t@ mora na t@ sarotra, ary inoako fa nanaiky ny voalaza'ny Tenin'Andriamanitra ilay vehivavy nandritra ny fiainany.
Tena misy tantara voalaza io, ary betsaka no toy izany.
misy mahita tenenina mitsy ato
In ny idiran'zany @ finoana sy fivavahana ry niryna?

32. cutie
(
05/07/2008 14:14)

za ve nahalala e lol
33. cutie
(
05/07/2008 14:32)
Azo ampidirina kah :raha raisintsika ohatra hoe i Kristy sy itsika mpanota no resahana.. .Ho avy eo niryna hampiditra azy sa diso fandray koa aho ??
ary raha tsy finoana xtiana no hampidirana azy de ahona?
34. cutie
(
05/07/2008 14:35)
Tsy hoe adino akory sanatria fa miteny fotsiny aho hoe sarotra...
Raha izaho aloha dia mbola miaky hoe sarotra satria mbola tsy tena tanteraka amin'ny fitiavana... mbola mety tezitra kely ihany, mbola mety mihazona am-po kely izay ihany, mamela saingy mbola misy fotoana ihany manadino dia mahavoaka teny na hevitra somary mahatohina vao tonga saina... indrisy , ena tonga amin'ny lazain'ny Apostoly Paoly mihitsy aza indray2 hoe tsy izay sitrako sy tiako no ataoko fa izay tsy sitrako sy tsy tiako... mbola tsy tanteraka e... nefa dia nilokaloka tokoa ary nanao voady fa hitia...
25. Mpandefa : prime [ Valio ] 27-06-2008 14:44:39
Lohateny : Re : Ho tia anao aho na inona na inona manjo antsika
bor2lais> Tena marina izany fa raha izaho aloha hoy aho tsy dia mbola tsy tanteraka amin'ny fitiavana...
Sambatra ianareo... mba ampianaro hoe rey olona ahoana tsara ny fiainana izany hoe tena fitiavana ao an-tokantrano...
in ny atao we tena fitiavana?
37. niryna
(
07/07/2008 11:42)
naritsimba:
hoy cutie
misy mahita tenenina mitsy ato
In ny idiran'zany @ finoana sy fivavahana ry niryna?
Ny fanambadiana ry cutie ho an'izay natao mariazy tany am-piangonana dia nanao fanekena, ary ao anatin'ny fanekena teneniny no misy hoe: Ho tia sy hamelona anao aho na inona na inona manjo antsika...!
Raha io tantara lazain'i niryna io dia ekeko fa misy raha tena niaina t@ fitiavana ny mpivady, io ange tsy hoe notenenina dia tsy maintsy tanteraka fa miankina @ zavatra betsaka, rehefa mifampatoky ny mpivady dia tanteraka io, ary ilay lehilahy dia nahatsapa fa tena tia azy ny vadiny na t@ mora na t@ sarotra, ary inoako fa nanaiky ny voalaza'ny Tenin'Andriamanitra ilay vehivavy nandritra ny fiainany.
Tena misy tantara voalaza io, ary betsaka no toy izany.
izany no antony izarako azy amintsika,tsy mora ny manantanteraka ny toa intony saingy raha samy mitana ny diana sy ny voadiny avokoa angamba ny rehetra dia efa ety an-tany ny paradisa fa tsy miandry any an-danitra intsony.
38. niryna
(
07/07/2008 11:43)
cutie:
Ny fanambadiana ry cutie ho an'izay natao mariazy tany am-piangonana dia nanao fanekena, ary ao anatin'ny fanekena teneniny no misy hoe: Ho tia sy hamelona anao aho na inona na inona manjo antsika...!
Raha io tantara lazain'i niryna io dia ekeko fa misy raha tena niaina t@ fitiavana ny mpivady, io ange tsy hoe notenenina dia tsy maintsy tanteraka fa miankina @ zavatra betsaka, rehefa mifampatoky ny mpivady dia tanteraka io, ary ilay lehilahy dia nahatsapa fa tena tia azy ny vadiny na t@ mora na t@ sarotra, ary inoako fa nanaiky ny voalaza'ny Tenin'Andriamanitra ilay vehivavy nandritra ny fiainany.
Tena misy tantara voalaza io, ary betsaka no toy izany.
za ve nahalala e lol
:D tonga soa aky cutie a :-*
39. niryna
(
07/07/2008 12:01)
cutie:
Tsy hoe adino akory sanatria fa miteny fotsiny aho hoe sarotra...
Raha izaho aloha dia mbola miaky hoe sarotra satria mbola tsy tena tanteraka amin'ny fitiavana... mbola mety tezitra kely ihany, mbola mety mihazona am-po kely izay ihany, mamela saingy mbola misy fotoana ihany manadino dia mahavoaka teny na hevitra somary mahatohina vao tonga saina... indrisy , ena tonga amin'ny lazain'ny Apostoly Paoly mihitsy aza indray2 hoe tsy izay sitrako sy tiako no ataoko fa izay tsy sitrako sy tsy tiako... mbola tsy tanteraka e... nefa dia nilokaloka tokoa ary nanao voady fa hitia...25. Mpandefa : prime [ Valio ] 27-06-2008 14:44:39
Lohateny : Re : Ho tia anao aho na inona na inona manjo antsika
bor2lais> Tena marina izany fa raha izaho aloha hoy aho tsy dia mbola tsy tanteraka amin'ny fitiavana...
Sambatra ianareo... mba ampianaro hoe rey olona ahoana tsara ny fiainana izany hoe tena fitiavana ao an-tokantrano...
in ny atao we tena fitiavana?
Raha araka ny soratra masina no ilazako azy an,ny tena atao hoe fitiavana dia mamonjy ny olona ,manolotra ny ainy hamonjy ny olona.Io no fitiavana nasehon'Atra antsika dia ny nanomezaNy,nanoloraNy ny Zanany hamonjy ny olona rehetra
16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay. Jaona 3:16
Koa amintsika koa izany raha resaka fitiavana dia mamonjy ain'olona ,mampiseho amin'izany amin'ny fanambarana azy ireo ny fitiavan'ilay kristy maty teo ambon'ny hazofijaliana ka raha mino sy manaiky an'izany koa isika dia ho voavonjy ary raha manaiky sy mino izany koa ireo olona nozaraintsika izany fitiavana lehibe izany dia voavonjy koa izy ireo :arrow: io ilay atao hoe fitiavana aloha.Mamonjy ny ain'ny olona
Ary io no voalohany indrindra
Dia manaraka amin'izay ny Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.
Fialana amin'ny fitiavantena? dia tsy ho tiako izany ny tenako?
Tiavina ny tenantsika fa esorina ilay hoe moi,moi,me,my myself ?
Izany hoe izay zavatra tiantsika ataon'ny olona amintsika dia iny koa no atao aminy .Izay tsy tianatsika izany dia tsy tokony ataontsika amin'ny olona koa.
dia mandeha aminizay ny fampisehoana izany fitiavana izany:ny toetra ,ny fihetsika,ny fiteny,ny fanoratra.... Fantatra amin'ireo ny olona hoe tia antsika na tsia.
Dia mandeha ny fihainona ny olona amin'ny olona manana olana ka ny fiarahana mizara ny mangidy amin'ny olona sy ny fampaherezana azy ary ny fandaniana fotoana hihainoana azy dia eo koa no ahitana fa mi-care ilay olona na hoe tia koa satria miara-mizaka izany aminy isika.
Fitiavana avokoa izany.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=IKORINTIANA&toko=13&andininy=1-13&dika=
Dia ity no mahafoaka ny atao hoe fitiavana
40. prime
(
08/07/2008 10:22)
cutie:
in ny atao we tena fitiavana?
"Izao no fitiavana: tsy ny nitiavantsika an'Andriamanitra fa ny nitiavany antsika, ka nirahiny ny Zanany ho avotra noho ny fahotantsika." I Jaona 4:10
"Ry malala, aoka hifankatia isika; fa avy amin'Andriamanitra ny fitiavana, ary Izay rehetra tia no naterak'Andriamanitra sady mahalala an'Andriamanitra." I Jaona 4:7
"Ary izao no fitiavana, dia ny handehanantsika araka ny didiny. Izany no didy, tahaka ny efa renareo hatramin'ny taloha ihany, dia ny handehananareo aminy." II Jaona 6
"Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo tahaka ny anekena ny Tompo." Efesiana 5:22
"Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, dia tahaka ny nitiavan'i Kristy ny fiangonana* ka nanolorany ny tenany hamonjy azy, [* Gr. eklesia]" Efesiana 5:25
"18 Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo araka izay mety hatao ao amin'ny Tompo. 19 Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo. ary aza sosotra* aminy. [* Gr. mangidy]" Kolosiana 3:18-19
"Na dia izany aza, samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo lehilahy rehetra, ary aoka kosa ny vavy hanaja* ny lahy. *[ Gr. hatahotra]" Efesiana 5:33