Ho tia anao aho na inona na inona manjo antsika
41. cutie
(
09/07/2008 23:49)
Sambatra ianareo... mba ampianaro hoe rey olona ahoana tsara ny fiainana izany hoe tena fitiavana ao an-tokantrano
Izao no fitiavana: tsy ny nitiavantsika an'Andriamanitra fa ny nitiavany antsika, ka nirahiny ny Zanany ho avotra noho ny fahotantsika." I Jaona 4:10
"Ry malala, aoka hifankatia isika; fa avy amin'Andriamanitra ny fitiavana, ary Izay rehetra tia no naterak'Andriamanitra sady mahalala an'Andriamanitra." I Jaona 4:7
"Ary izao no fitiavana, dia ny handehanantsika araka ny didiny. Izany no didy, tahaka ny efa renareo hatramin'ny taloha ihany, dia ny handehananareo aminy." II Jaona 6
"Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo tahaka ny anekena ny Tompo." Efesiana 5:22
"Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, dia tahaka ny nitiavan'i Kristy ny fiangonana* ka nanolorany ny tenany hamonjy azy, [* Gr. eklesia]" Efesiana 5:25
"18 Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo araka izay mety hatao ao amin'ny Tompo. 19 Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo. ary aza sosotra* aminy. [* Gr. mangidy]" Kolosiana 3:18-19
"Na dia izany aza, samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo lehilahy rehetra, ary aoka kosa ny vavy hanaja* ny lahy. *[ Gr. hatahotra]" Efesiana 5:33
42. prime
(
10/07/2008 06:57)
Izay indrindra, tsy mora ny fiainana izany atao hoe fitiavana "lavorary sy tanteraka"... ary sambatra izay efa manana izany ka anasàna ny namana hoe ahoana ny anareo ny fomba fiainana izany...
45. cutie
(
11/07/2008 12:42)
ka i prime manontany ary ambony ary we ahona no tena iainana an'le tena fitiavana, de za manontany we in ny atao we tena fitiavana, ka tanisa baiboly njay no nampidiriny, ka naveriko @ prime le tanisa baiboly ka fakafakao @ zay voalaza ao @ baiboly ao zany we ahona ny tena ny fianana an'le fitiavana fa i prime efa mahay ze voalaza ao anaty baiboly ao :-D
PS: tsy finoana ny fitiavana :lol:
PS: tsy finoana ny fitiavana :lol:
47. prime
(
14/07/2008 12:41)
cutie> marina izany... tsy finoana ny fitiavana...
Ahitsiko kely ilay ambaranao, tsy hoe fitanisana baiboly no zava-dehibe fa ny famaritana "marina", tena izy ny atao hoe fitiavana, izay tsy misy mahafaritra azy afatsy Izy irery ihany... ny anarany rahateo aza moa dia hoe "Andriamanitra fitiavana"... ka raha nanontany ianao hoe inoa no atao hoe fitiavana dia aleo Izy Tompony no manambara ny tena Izy ka anomezana ny famaritana feno...
Ny fiainana izany dia zavatra hafa mihitsy indray, ka sasanangy samihafa fa tsy hoe izay mahay na mahalala ny atao hoe fitiavana dia tanteraka ho azy...
Ka ny ambarako dia hoe zarao hoe ny fahatanterahan'ny fitiavana ao amin'ny fiainanareo izay tena velona amin'izany satria maromaro ihany ireo ambony ireo no manambara fa mora ny miaina izany...

48. cutie
(
15/07/2008 18:12)
ka eto nge ry prime de efa tsy mety ny hamaliana ny fanontanian'i prime satria we sasanangy samihafa zany hono lol
Ka zay no nandraisako azy fa za tsy mahay raha entina aram-pinoana le we fahatanterahan'ny fitiavana eo @ fiainana. Zay no nanontaniako an'i Nirina any ambonimbony any we in ny idiran'zany eto @ finoana sy fivavahana:)

52. cutie
(
16/07/2008 13:57)
ka manin no mbola manontany we ahoana ny fahantanterahan'ny fitiavana eo @ fiainana ry prime ?
53. prime
(
17/07/2008 12:21)
cutie> tsy azonao ve ny mahasamihafa izany?
Na i Paoly Apostoly aza mbola nahateny toa izao, nefa izy no Apostoly anisan'ny nanana ny nahaizy azy indrindra raha teo amin'ny fanarahana dia an'i Kristy :
"Fa fantatro fa tsy misy zavatra tsara mitoetra ato amiko, dia ato amin'ny nofoko; fa ato anatiko ihany ny fikasana, saingy ny hahatanteraka ny tsara no tsy ato.19 Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko; fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko." Romana 7:18-19
Sa cutie efa tanteraka amin'ny fitiavana? raha izany mantsy dia izay indrindra ilay anasako hoe mba zarao hoe ahoana ny fiainana izany amin'ny fahafenoany?
niryna> lalina tokoa aloha ny herin'ny fitiavana, toa ity ohatra notsongainao ity... fa misy fanamarihana kely ity, anisan'ny fitiavana ihany koa ny tokony tsy nialan'ilay Rangahy tamin'ny asany satria mbola andraikitra ihany koa ny fitiavana dia ny famelomana ny ankohonana... sa ahoana hoy ianao?

54. cutie
(
17/07/2008 13:44)
prime tsy azoko we manin no manontany fa manin tsy ampiharina le voalaza ao @ baiboly e :-D :-D :-D :-D
55. cutie
(
17/07/2008 15:37)
cutie> tsy azonao ve ny mahasamihafa izany?
Na i Paoly Apostoly aza mbola nahateny toa izao, nefa izy no Apostoly anisan'ny nanana ny nahaizy azy indrindra raha teo amin'ny fanarahana dia an'i Kristy :
"Fa fantatro fa tsy misy zavatra tsara mitoetra ato amiko, dia ato amin'ny nofoko; fa ato anatiko ihany ny fikasana, saingy ny hahatanteraka ny tsara no tsy ato.19 Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko; fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko." Romana 7:18-19
Sa cutie efa tanteraka amin'ny fitiavana? raha izany mantsy dia izay indrindra ilay anasako hoe mba zarao hoe ahoana ny fiainana izany amin'ny fahafenoany?
Mbola tsy nilaza mitsy za we tanteraka @ fitiavana. Nobody is perfect. Na raha le tantara io ambony lazain'i niryna io aza, tsy midika mitsy we tanteraka @ fitiavana ny oul iray raha mahavita an'io. Fa io moa samy manana ny famaritany azy fa amiko tsy ny filazana we tia anao foana aho akory de we tanteraka @ fitiavana zay.
Raha ny fanontanian'i prime misisika ny te hahafantatra ny fahantanterahan'ny fitiavana de i prime de efa mahavita mamaly an'zany, tsy misy recipes aty akory we zao sy zao no atao :-D
57. prime
(
18/07/2008 11:15)
Traikefa ihany koa no tiana ho fantatra sy ny fijoroana vavolombelona...