Fivavahana, finoana

psykatr ( 30/04/2004 11:46)
Izao no tsapako t@ fandinihina ny forum tato: Ny mpino dia miandrandra fa misy Andriamanitra kanefa tsy afaka manome porofo mazava, ny Tsy mpino kosa indray dia manizingizina fa tsy misy Andriamanitra... tohiny
hery ( 29/04/2004 13:27)
(...) Izaho indray dia raisiko amin'ilay resaka pratika mihitsy ilay izy... ary raisiko amin'ilay filazan'i Marx sa i Lenine mou hoe "Le Christianisme est l'opium du peuple" saingy raisiko amin'ny la... tohiny
novalian'i xxx ny 02/01/2005 17:11
ravatorano ( 29/04/2004 11:15)
Ny sorona dia fanaon ny zanak ' Israely raha nitalahoi na nanao fivavahana na nila fibebahana tamin Izy Tompo ry zareo.Voalaza ao amin ny Levitikaosssy koa fa tsy ny biby rehetra dia azo atao sorona a... tohiny
novalian'i hendry ny 30/04/2004 18:30
librepenseur ( 26/04/2004 07:37)
Fa naninona no tsy nanana ilay famantarana ny ho avy intsony i Jesosy (sens de la divination) ?... tohiny
novalian'i fatou ny 07/06/2004 20:13
hendry ( 20/04/2004 14:59)
Tsy tadidiko ry reto ny anaran´ilay fivavahana fa nalaza fotsiny izy talohaloha teo noho ny tsangan- javatra hafahafa nisy zay namoizana ain´olona vitsivitsy na maromaro. Mandeha mitory @ faritra... tohiny
novalian'i gandy ny 02/07/2004 09:23
alz ( 16/04/2004 07:01)
Mety tsy ho marina ty fomba fijeriko ty, ary miala-tsiny dieny mialoha raha misy tohina. Vao nahita an'ilay titre fotsiny aho, dia ôtran'ny mamofona SECTE ilay "apocalypse.mg". Tsetratsetra tsy aritr... tohiny
novalian'i tia_ery ny 29/04/2004 14:58
xxx ( 14/04/2004 10:43)
fa maninona kay rehefa hoe groupe hanao hirampivavahana dia tsy misy mpanohana mihintsy?... tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2005 16:30
noemy ( 11/04/2004 06:11)
mba dinidinio ao fa dia mahafinaritra!!!!!!!!!!!... tohiny
novalian'i noemy ny 20/04/2004 11:10
sanjana ( 10/04/2004 18:04)
mba tiako ho jerentsika sy hiaraha mijery hoa ity site iray ity fa misy zava mahaliana ato... tohiny
novalian'i noemy ny 28/04/2004 13:55
ravatorano ( 07/04/2004 08:48)
Misy namana nilaza fa Andriamanitra no inoany fa tsy Jehovah izany.Iza no afaka nanavaka na manome valiny mahafapo momba izany satria sao dia iray ihany ireo? Mazotoa ary !... tohiny
imailaka ( 06/04/2004 08:25)
Saika mba hanontany aho sao de misy afaka ny hanazava amiko ireo foto-pinoana ireo... tohiny
novalian'i flmlot92 ny 27/11/2012 08:52
joda ( 05/04/2004 13:40)
hono ho aho 1 io ihany ve no fiangonana katolika eto paris 171 boulevard brune 75014 sa misy hafa merci..... tohiny
novalian'i hendry ny 20/04/2004 15:01
alz ( 31/03/2004 14:27)
Ny silamo ve mba manana "Didy folo" ?... tohiny
fijo ( 30/03/2004 22:54)
izay liana te ahafantatra bebe kokoa,dia mijereva ARTE manomboka amin'ny 03 avril izao.resaka sy doc mlahaliana no hita ao.... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2004 00:40
librepenseur ( 18/03/2004 20:05)
Rahoviana isika malagasy vao hankalaza ny fetin'ny malagsy ?... tohiny
novalian'i fijo ny 16/06/2004 22:45
jhouhlambout ( 17/03/2004 19:47)
Fait scientifique: Rehefa maty hono ny olona dia mihena 21 grammes foana ny lanjany, -Le poids de l'âme?!? -Lanjan'ny fanahy vé?... tohiny
xxx ( 15/03/2004 17:27)
Mba manontany anareo aho hoe manimba ny fiaraha-monina ve ny maha kristianina ? ... tohiny
novalian'i rhaj ny 22/03/2004 17:51
tia_ery ( 11/03/2004 11:40)
Zay tena liana sy vonona no rariana indrindra. Tsy manakana ny sosokevitra anefa izany. Azo atao tsara ny mikaraka ny antsoina hoe SALON DE LA BIBLE ary hita tokoa fa fomba iray hametrahana ny lanj... tohiny
xxx ( 11/03/2004 09:21)
Nalahelo mihitsy aho tamty fiainako indray mitoraka ity nefa tsy foiko ihany ilay izy rehefa nataoko ny fandinihana, tsy safidiko akory anefa ilay izy,dia ho sanatria marina ve de ity fotsiny ny fiain... tohiny
isrine ( 10/03/2004 13:26)
inona ry zareo no tena hevitry ny karemy raha toa ka tsy hanaraka be fahatany ny voalazan'ny baiboly?... tohiny
novalian'i ramaso ny 14/04/2004 04:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.0955