Fivavahana, finoana
lion
(
29/02/2004 13:25)
Ny manankarena lazaina fa tsy miadan-tsaina,ary ny mahantra ve mba miadan-tsaina e?
...
tohiny
novalian'i tia_ery ny 04/03/2004 12:07
fijo
(
28/02/2004 10:20)
azafady indrindra aloha fa nataoko teny frantsay ilay loha hevitra.
ny tiako lazaina dia izao.amin'ny mpivavaka dia tsy mila fiheritreretana be,fa rehefa lazaina fotsiny hoe"izay no voasoratra dia am...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2004 22:45
hendry
(
23/02/2004 12:50)
Tsy ohatran´ny azo ampiarahana ihany ve ireo e? Sady kristianina no mamadika, inona ny olana? Raha efa mari-pototra tsara ny finoanao, tsy tokony hanana olana @ fampiarahana ny fomba amam-panao (izay...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 29/02/2004 17:53
hendry
(
23/02/2004 12:15)
Ahoana ny mba fandraisan´ny tsirairay ny momba ity antokom-pivavahana EURD (Eglise Universelle de Royaume de Dieu) ity? Tsy hoe entina hitsikerena na hidirana lalina @ fiainan´ny EURD akory fa ny ma...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 08/04/2004 08:20
solofo
(
21/02/2004 19:10)
T@ ireo mpitsikera Baiboly dia hitako fa mitombina tsara daholo ny fanontaniany sy ny fisalasalany. Ny mahagaga ahy nefa -tsoriko fa vaka mihitsy aho- dia ireo ampahany ao @ Baiboly izay azo hazavaina...
tohiny
novalian'i tia_ery ny 15/04/2004 14:59
aly
(
19/02/2004 18:18)
Inona no tena marina ny amin'io fiangonana io fa toa be dia be ny resaka mandeha. Secte ve io sa FJKM sa FPVM? Iza no tena mpino katolika, propesta, loterana témons jehova sa ionona?...
tohiny
novalian'i flmlot92 ny 01/12/2012 18:05
solofo
(
19/02/2004 15:00)
Aleoko lavitra mino ny tantaran\'i Le Petit Poucet sy Cendrillon, na Trimobe sy Sohitika. Arakaraka ny andalinana ARA-TSIANSA ny voalazan\'i Darwin no ahitana fa ANGANO DAHOLO (daholo hoy aho fa tsy ...
tohiny
novalian'i solofo ny 06/03/2004 19:37
psykatr
(
18/02/2004 11:53)
Raha toa ka mahavita dingana lehibe ny Fitsaboana(Médecine) ka mandresy ny fahafatesana dia lasa tsy mety maty intsony isika(Immortels). Koa mety mbola hino an'Andriamanitra ihany ve ny olona @ zany ...
tohiny
novalian'i psykatr ny 31/03/2004 18:34
fijo
(
17/02/2004 11:57)
inona marina hoy ianareo mino ity voankazo voarara ity.amiko mantsy dia ny firaisana no tiana lazaina eto....
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 27/04/2013 06:46
jhouhlambout
(
13/02/2004 17:55)
Zay rehetra manana azy, hono, dé ho sambatra.
Inona ny hevitrao @ zany?...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2004 10:47
tambatra
(
13/02/2004 09:17)
novalian'i Aivon ny 10/09/2025 07:55
tambatra
(
07/02/2004 20:48)
Ahoana ny fipetrakin ny ray,zoky, zandry,reny,anabavy eo amin Andriamanitra?...
tohiny
novalian'i tambatra ny 21/02/2004 12:28
lion
(
07/02/2004 14:03)
Misy tanjona ve ny fivavahana?...
tohiny
novalian'i hadasy ny 14/05/2004 12:07
mahaizamifidy
(
07/02/2004 09:53)
raha mahatsapa fa zavabohary tsara ianareo dia @antony inona? ...
tohiny
novalian'i nananie ny 31/03/2004 16:26
psykatr
(
06/02/2004 19:35)
Misy zvtr tsy mety azoko mihintsy t@ fanpahan-kvtr' Andriamanitra:
Izy dia mahalala ny ZV-drehetra, koa maninona ary no mbola napetrany tao anaty Edena ilay hazo misy ny fahalalana ny tsara sy ny rat...
tohiny
novalian'i librepenseur ny 03/03/2004 09:28
psykatr
(
05/02/2004 20:34)
Inona ary no mety hanjo ireo olona
tsy mahalala an'Andriamanitra nefa
mba manao ny tsara ihany?...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2004 10:17
jessicac
(
29/01/2004 10:05)
fa maninona kay no misy olona roa mifankatia be nefa misaraka noho ny tsy fitoviam-pinoana.lasa ady lay izy.nefa ve tsy tokony hifandefitra? sady hoy koa ny baiboly hoe "...fa ny fitiavana no lehibe i...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/03/2004 11:00
jhouhlambout
(
26/01/2004 20:52)
Mila arahina ara-bakiteny ve izany?
Ilaina ve ny fifandeferana?...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2004 10:41
2689
(
24/01/2004 10:06)
Mihetsiketsika ny silamo any Frantsa noho ny fanapahan-kevitra noraisin' ny Governemanta mandrara ny fitafiana maneho ny finoana.
Manahirana ihany ny resaka finoana, indrindra hiresaka finoana izay t...
tohiny
novalian'i peluche ny 01/03/2004 14:24
ravatorano
(
22/01/2004 18:01)
ny"ody gasy" tiako lazaina eto dia tsy lay manasitrana toy ny tambavy fa ilay entina hanimbana na hampitahorana ireny.
Misaotra anareo mandray anjara é...
tohiny
novalian'i rafajeh ny 18/02/2013 02:03
