Fivavahana, finoana

RBNIR ( 16/07/2024 15:31)
Salama daholo, Mandeha Dia mandeha izany fotoana izany 2024 sahady nefa otran n'y vaovao vetivery no nifampiserasera teto, aiza ry rhajo, bordelais gasy1zay sns....?... suite
répondu par hery le il y a 29 jours
rasera ( 01/04/2024 14:01)
 Saika nampiditra ilay baiboly diem aho fa tsy mety amin'ny version  android ko ilay izy fa mila ilay taloha hono  Samsung s8 ny findaiko  Mirary Alatsinain'ny Paka feno fifaliana any am-pitsa... suite
répondu par maruusa0106 le 30/09/2024 02:47
RBNIR ( 28/03/2024 09:58)
Faly misera amin'ny namana rehetra indray, Mirary Soa sy fanambinana ary fahasoavana ho an'ny rehetra Inona no fantatrao momba ny paska fa ho avy indray ity fety manandaza eran-tany ity? Misoka... suite
répondu par maruusa0106 le 30/09/2024 02:46
HaryNome ( 05/09/2023 08:03)
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/09/05/m/54032-copia-de-womens-day-quotes.jpeg[/img] ... suite
répondu par jojo-bebe le il y a 13 heures
RBNIR ( 17/04/2023 23:09)
Araka ny fampianara mivantana avy amin'i Jesosy... « Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; » (Kolosi... suite
RBNIR ( 27/03/2023 08:19)
https://www.youtube.com/watch?v=FFHzbOV-Y7M... suite
répondu par sarausa le 30/09/2024 02:29
RBNIR ( 24/02/2023 16:52)
Ahoana no hahafantarana fa fampianarana avy any an danitra ny fampianarana iray?... suite
répondu par jojo-bebe le 03/06/2024 17:57
bor2lais ( 23/12/2022 09:08)
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra ô ! (na ny magy na ny heroda na ny lohan'ny mpisorona na ny mpanora-dalàna na ny mpiandry ondry) :-) ... suite
répondu par bor2lais le 18/04/2023 15:52
RBNIR ( 12/12/2022 13:49)
« Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra*, ka hodorana avokoa ny tany s... suite
répondu par RBNIR le 13/12/2022 09:46
gasy1zay ( 29/11/2022 18:34)
Ny fiangonana dia tsy synagoga, tsy tempoly toy ny tempolin'ny Jerosalema, tsy katedraly ary tsy ilay trano fandehanan'ny mpino rehefa alahady (na sabotsy hoan'ny sasany). Ny fiangonana araka ny baib... suite
gasy1zay ( 24/11/2022 19:00)
Miarahaba antsika mpamaky, fa maninona ny Kristiana Malagasy no miovaova fiangonana ary misy natao batisa in-2, in-3 nefa tsy mety afa-po? Ny kristiana malagasy dia maro no tsy mahalala ny hevitry ny... suite
répondu par RBNIR le 05/05/2023 08:46
RBNIR ( 08/11/2022 09:21)
Gen.2:21-23 21Ka nataon'ny Tompo Andriamanitra renoky ny torimaso ralehilahy, dia natory; ary nalainy ny taolan-tehezany anankiray fa nofo no nakombony ho solony 22Ny taolan-tehezana nalain'ny Tompo A... suite
répondu par RBNIR le 01/12/2022 03:33
midrou ( 09/08/2022 06:54)
Elaela tsy hita2 fa zao ndray vao mba mandalo de manontany vaova..:-)... suite
répondu par midrou le 31/03/2024 19:49
gasy1zay ( 19/04/2022 15:33)
Efa ela zay tsy nahatazana anareo sy nahita anareo nametraka lohahevitra vaovao eto... Mbola salama aby ve?... suite
répondu par midrou le 31/03/2024 19:53
randyrandy ( 19/05/2021 13:32)
Rehefa miresaka famonjena izao tontolo izao amin'ny fahotana dia tsy afaka mandalo fotsiny an'i Jesosy Kristy. Ahoana no tsy hiraharahianao an'Ilay nanolotra ny ainy teo amin'ny Hazofijaliana nefa Izy... suite
répondu par RBNIR le 19/05/2021 15:41
randyrandy ( 09/05/2021 04:06)
PASKA Jiosy, Misy diso fandray Nisy lohahevitra iray izay efa nandeha teto hoe: TELO ANDRO SY TELO ALINA. Rehefa manaraka tsara io ady hevitra io anefa aho dia hitako fa miorina amin'ny tsy fahazoana... suite
répondu par RBNIR le 11/05/2021 11:57
RUZ9 ( 25/02/2021 08:02)
Tontosa ihany ity sarimiaina long métrage malagasy ity, rehefa nampian'ilay ao ambony, hoa nao orinasan-tserasera sy ny fikambanana miankina sy tsy miankina indrindra ity : [url=http://]cyrius.unblog... suite
midrou ( 17/01/2021 10:01)
Ry namako isany! Mba efa fantatrao ve hoe tombo-kase faha4 isika izao. [u]FANONTANIANA[/u] 1- Inona no zavatra tena manamarika ny tombo-kase faha4? 2- Inona no tokony ho hataonao? ... suite
répondu par RBNIR le 29/06/2021 11:40
fiderranaa ( 03/11/2020 09:33)
Bonjour! Que pensez-vous de cet article? : Le jeûne - https://topmessages.topchretien.com/texte/le-jeune/... suite
RBNIR ( 15/09/2020 12:32)
Aleo angamba hotohizana eto indray izy ity.... https://forum.serasera.org/forum/message/m5f3fb770e9c4a Inona indray kosa ny zavatra hitranga rehefa vita ny asan'ireo anjely telo ao amin'ny bokin'ny ... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3433