Fivavahana, finoana

rhaj0 ( 12/03/2020 17:34)
Rahefa misy krizy toa itony, dia fotoanan'ny hamadibadihana izay azo halalinina izao, ary itaratarafana ny zava-misy... Ka mikezaka mafy, tsy mandry andro tsy mandry alina, ny Siantista mitady vaha... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/07/2020 14:54
endriny ( 01/03/2020 07:19)
Mahavariana ahy fa samy manana ny fandikany ny izany hoe fanambadiana Kristianina izany ny sekta tsirairay. Ao ny hoe izay natambatr’Atra tsy azo sarahin’olombelona. Misy anefa ny hafa afaka misol... tohiny
novalian'i RBNIR ny 03/04/2020 21:47
RBNIR ( 28/02/2020 00:02)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=gvjT_tU_w0w[/youtube]... tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/03/2020 08:54
rhaj0 ( 27/02/2020 14:32)
Akisako eto ity fa tena zava-dehibe loatra [quote=gasy1zay]Tadidio fa lasa zanak'Andriamanitra ianao... [/quote] [quote=RBNIR]Ny tian'i gasy1zay lazaina v izany dia hoe ianareo ilay mirehareha eo ana... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/03/2020 18:30
rhaj0 ( 25/02/2020 13:20)
Tena mbo tsy mety azoko mihintsy ho'a hoe, fa maninona nareo efa olondehibe ao io, ohatra ry Gasy1zay sy RBNIR, mba efa secure @ fi(s)ainana ihany, nefa dia roboka @ finoa(noam-poa)na. Ny olona misy... tohiny
novalian'i RBNIR ny 01/03/2020 11:57
RBNIR ( 19/02/2020 07:54)
Mahabe resaka ny mpino kristiana ihany koa ity resaka andro nahafatesan'i Jesosy ity ankehitriny, Misy mihitsy aza mpitondra fivavahana mampianatra ny mpino ao aminy hoe isika mivavaka amin'Ilay Jeso... tohiny
RBNIR ( 06/02/2020 23:18)
Maro ireo olona no maneho ny heviny mikasika ny atao hoe HARA-MAGEDONA ao amin'ny bokin'ny apokalipsy tokoa faha 16 moa no ahitana an'io teny io Apok.16:12-16 Ao ny manambara fa ady lehibe faha 3 izy ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 25/02/2020 16:55
RBNIR ( 03/02/2020 19:57)
Fantatrao v fa mandrakizay 2 no hiandry ny zanak'olombelona? Na fiainana mandrakizay any amin'ilay fanjakan'Andriamanitra, na kosa fijaliana mandrakizay any amin'ilay atao hoe farihy afo sy solifara..... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/02/2020 12:53
endriny ( 02/02/2020 04:54)
Efa manomboka tsy ho hay intsony ny fiandohan'ny fahavaratra sy ny ririnina ary ny fararano. Miha maro ny valan'aretina. Ka mibebaha ianareo izay mbola variana, fa ho avy tsy ho ela ny andro farany. ... tohiny
rhaj0 ( 31/01/2020 22:04)
(akisako eto kely indray ity fa tena hotsahotsan'ny tena zava-dehibe :-) [size=18][i][b]Galatiana 3:28[/b] Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa[b][u] iray... tohiny
novalian'i RBNIR ny 24/03/2020 05:25
rhaj0 ( 15/01/2020 13:05)
Akisako eto fa tena tsy mety mahazo valiny mazava [quote=rhaj0] Tena tsy mety azoko mihintsy hoe, fa maninona no nororitina ny elastika, ary ahoana ny lojikany: -- nahantona teo @ ilay lakroa I Jeso... tohiny
novalian'i RBNIR ny 17/03/2020 06:15
rhaj0 ( 13/01/2020 13:46)
Akisako kely eto ity [quote=rhaj0]Danz be ihany ilay imazination-nareo rey olona (kristiana) Raha hoe ilay tantara-angano ("imazinera" ilay lafiny "angano") t@ l'an-zero, no hoe inoana fa marina sy ... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 30/01/2020 16:28
rhaj0 ( 09/01/2020 17:58)
Tena mba reviko mihintsy io fantsin'i Gasy1zay io. Voninahitra anie ho an'i Gasy1zay irery ihany :-) I pasitera mihintsy no notondroin'i Gasy1zay t@ io. Ary dia mazava ho azy fa mihatra @ Kristiana... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 03/02/2020 14:34
gasy1zay ( 08/01/2020 14:28)
Maro ireo hevitra diso na fampianarana diso vohizin'ireo fiangonana kristiana lehibe na zandriny ka maro ny kristiana tsy mahalala intsony ny tena marina, ny marina dia ny tenin'Andriamanitra, zay azo... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/02/2020 22:40
RUZ9 ( 06/01/2020 11:54)
Tratry taona e, Matotra hatrany ny resak'i RUZ9 teto. Dia andraso aho aloha hivavaka kely, Andriamanitra ô, tsindrony ny fantsika mahamay be ny fitombenan'ireo mpandray anjara voakina ato anatin'ity ... tohiny
RBNIR ( 03/01/2020 06:16)
http://forum.serasera.org/forum/topics Misaotra an Andriamanitra fa efa manomboka mitodika amin ny fivavahana ny mason ny olona taloha dia ny mifanohitra amin izay no hita rehefa forum tahaka izao..... tohiny
rhaj0 ( 02/01/2020 16:09)
Akisako eto ity fa zava-dehibe loatrany. [quote=rhaj0] Maro no mieritreritra fa "lozan'olona" ny mpino toa an'i RBNIR, satria rigide be @ dogme (efa lany andro) ao izy, ary dia mampiasa ary dia manin... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/02/2020 13:16
RBNIR ( 02/01/2020 03:49)
Arabaina tratry ny taona vaovao 2020 ary mirary soa sy fanambinana ho an ny rehetra ,.... Ny fahasoavan Andriamanitra anie hirotsaka amintsika sy ny ankohonantsika tsirairay avy,. ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/01/2020 15:20
bor2lais ( 24/12/2019 13:14)
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra e : - na ny [b]magy vaovao[/b] (izay nikaroka dia nahita ary feno fifaliana sy niova làlana rehefa avy nihaona tamiNY ) - na ny [b]heroda vaovao[/b] (izay... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/01/2020 00:45
rhaj0 ( 14/12/2019 21:22)
[img]https://scontent.fxds1-1.fna.fbcdn.net/v/t1.0-9/79017676_1183044678752471_1337813704896413696_n.jpg?_nc_cat=106&_nc_ohc=d_k8Be8e1V4AQlizqeB87gjllFYi7abxbb4qdjXK6KdjIybxcxz7rRUxA&_nc_ht=scontent.f... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 07/02/2020 04:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2112