Fivavahana, finoana

endriny ( 11/05/2018 14:52)
Nampandre ny Tompoko (Monseigneur) Aubry, fa ho avy eto Madagasikara ny Papa amin'ny taona 2019. Dia tena mahamenatra, raha ry zareo ao La Reunion indray no nilazan'ny Papa fa ho avy eto Madagasikara... tohiny
novalian'i endriny ny 14/05/2018 03:18
rhaj0 ( 09/05/2018 20:06)
i Fransisy no miantso: http://www.lapresse.ca/international/201803/25/01-5158622-le-pape-appelle-les-jeunes-a-resister-a-ceux-qui-veulent-les-faire-taire.php [i]«Chers jeunes, c'est à vous de vous d... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/05/2018 12:34
endriny ( 08/05/2018 12:46)
Rehefa tezitra ny Malagasy dia ohariny amin'ny alika ny olona. Ary tena mahatezitra olona mihintsy ny atao hoe: "Ilay alika ity" Ka nefa raha misy zaza kely mahafatifaty dia atao hoe: "Alikalika kely... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 31/05/2018 12:54
rhaj0 ( 15/04/2018 15:59)
http://www.foxnews.com/science/2018/04/11/biblical-prophecy-claims-rapture-is-coming-april-23-numerologist-says.html [i]Biblical prophecy claims the Rapture is coming April 23, numerologist says. Dav... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/05/2018 13:21
rhaj0 ( 10/04/2018 12:55)
Naravin'ny mpandinika tato ny resaka sex ao anaty Baiboly. Misy teboka efa ho 254 ao. http://skepticsannotatedbible.com/sex/long.html Azo vabahana tsi11 dia mba amena fampianarana ho an'ny Kristiana... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/05/2018 16:24
rhaj0 ( 05/04/2018 00:47)
Lavabe ny lisitra maneho ny havoretran'ny Baiboly ry RBNIR, rahefa nohadihadian'ny mpanadihady azy ity Baiboly baibolinao ity. Izaho tsy n/handany andro @ izany, fa inty ny lisitra raha te-hampiasa ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/06/2018 12:27
rhaj0 ( 27/03/2018 22:59)
Dia tohizana kely ity resaka efa natao [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54886c2e7f0c3#m548afa21941c5]tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f9]taroa[/ur... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/08/2018 14:51
endriny ( 24/03/2018 13:22)
Io ilay hiran'ny Katolika, saingy Ifiran'ny Katolika (Hoy I Rhaj0) izay. Dia ahoana izany ilay hoe sambatra ny mahatra fa izy ireo no handova ny lanitra? Dia ahoana koa ilay vodin-dRameva, raha to... tohiny
novalian'i endriny ny 08/05/2018 12:58
RBNIR ( 21/03/2018 14:32)
« [Ny amin'ny anjely telo izay nitory, sy ny fahasambaran'izay maty ao amin'ny Tompo, ary ny andro fijinjana] Ary hitako fa, indro, nisy anjely iray koa nanidina teo afovoan'ny lanitra, nanana filaza... tohiny
novalian'i midrou ny 30/10/2019 15:42
rhaj0 ( 19/03/2018 13:47)
http://www.newsmada.com/2018/03/19/ecar-lucien-botovasoa-au-rang-des-bienheureux/ Inona ny @ Lucien? - hozy i Vatikana : béatifié.. - hozy ny Malagasy t@ ilay groupe indépendantiste t@ 1947 : tra... tohiny
novalian'i endriny ny 16/04/2018 12:30
Ajnal ( 17/03/2018 18:48)
Maro ireo boky ankehitriny ny milaza sy manoro hevitra ny momba ny vie spirituelle. Efa maro koa aza hita aty amin'ny internet. Moa ve iray lalana ny Sience Spirituelle sy ny Fahamarinana ara- Baiboly... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/04/2018 13:08
sahia ( 16/03/2018 10:10)
Misy affichage tazako izay mikasika an' izy io mirakitra ny fandaharam- potoana eo Mahamasina, nanintona ny masoko ilay hoe 'tsimandrimandry'--> fomba tsy maintsy atao ve io rehefa taom-baovao malagas... tohiny
novalian'i endriny ny 20/03/2018 17:56
rhaj0 ( 15/03/2018 02:18)
Ka dia nodimandry izany i Stephen Hawkins. Isan'ny ngezalahy @ Siansa izy. Ireto misy resaka na koa hoe eritreritr'i Hawkins zaraiko eto .. [quote=Stephen Hawkins (8 January 1942 – 14 March 2018)]... tohiny
novalian'i endriny ny 06/04/2018 18:20
rhaj0 ( 08/03/2018 21:40)
Dia miarahaba ny Vehivavy @ izao 8 Marsa izao. Fa sarotra ny miarahaba ireo Viavy Katoika ao Vatikana ao, satria toa tsy ho arahabaina ny fiainany ao izany. http://www.lapresse.ca/international/euro... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/06/2018 19:37
endriny ( 07/03/2018 03:18)
novalian'i davidduke ny 29/03/2018 07:25
rhaj0 ( 05/03/2018 16:50)
dia miara-mahita fa rehefa misy zava-mitranga, na tsara na ratsy, na mahafinaritra na mahatsiravina, dia misy foana ny milaza, mitory fa hoe "sitrak'Andrmna" na koa "sitrapon'Andmntra" HONO izany. N... tohiny
novalian'i endriny ny 17/04/2018 13:07
rhaj0 ( 25/02/2018 16:31)
Aleo atokana atao mazava mihintsy ity fa zava-dehibe loatra. Ka efa narosoko ity "porofo" iray ity, nefa moa tsy mbola mety confirmer-n'i Gasy1zay, ka dia aleo tsongotsongoina ihany i Gasy1zay, ngo d... tohiny
novalian'i endriny ny 08/03/2018 16:05
rhaj0 ( 20/02/2018 20:31)
ka i Gasy1zay moa toa manana ny formule-n'izy io, ka dia zarao aminay eto azany eee..... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 07/03/2018 20:56
endriny ( 14/02/2018 17:00)
Miala any indray ry mpanakorotana. Rehefa ianareo ve no mitarika sy manohana fanjakana an-salama-be ry mpitondra fivavahana, dia tsy maninona ary tsy politika izany. Fa raha ny miaramila no mba manan... tohiny
novalian'i endriny ny 25/03/2018 12:56
endriny ( 14/02/2018 13:59)
Tao anatin'ny Coco dia nisy nampihariny tokoa io ety an-tany tahaka ny any an-danitra io: Nisy mpihira malaza iray, izay nalaza rehefa avy namono ny namany mpamoron-kira. Ka rehefa tonga tany an-danit... tohiny
novalian'i endriny ny 17/04/2018 12:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9979