Lucien Botovasoa

41. rhaj0 ( 21/03/2018 20:58)
mouah ha ha.. TSY namaky ny Eklesiastika marina ry Gasy1zay.. Mbo fantatrao ve k'lou hoe inona ity Ekilehisiasitika ee... hoe, clé aziatika? sa qui est le statique?
esy ee.. f'angaha TSY mba mikôzy aminao, dia mba manome sopapa toa ahy io mihintsy izao Jesosy izao, rehefa miresaka mivavaka iny nareo ry Gasy1zay aa???

Dia ahoana koa ilay Ohabolana 25:2.. hi hi hi.. i Larry Page sy Sergey Brin no mpanjaka?? Sa i Stephen Hawking??

Dia tena asa mihintsy ho'a ny famakin-dry Gasy1zay ity Baiboly ity, fa h@ izao izany i Gasy1zay toa TSY mahalala akoriny izao "tenin'Andriamanitra" izao, dia io manaonao sy miteniteny foana ao io.
42. rhaj0 ( 22/03/2018 14:30)
stahtam:
1°) Antony iray io resaka politika (avo lenta) io. Ny fanjakana frantsay (izay milaza fa champion du monde @ laïcité de l'Etat) dia nanome ny Maison Jean Laborde tao Mantasoa ho FANKASITRAHANA ny FIANGONANA KATO....(?????????????????). Tao anatin'izany koa ny secrets-n'ny mpitolona MDRM izay azo t@ alalan'ny kôfesy (???????????????????). Mbola betsaka ny porofo mandraka ankehitriny momba izany (!!!!!!!!!!!!!)
2°) Antony iray hafa koa: religion (@ définition occidentale) dia tena fitaovana fifehezana vahoaka. Iny faritra iny anefa tena efa "atahorana" @ firongatry ny islamisation, ka mety mba manome bouffée d'oxygène ho an'ny Christianisme koa izany e!

Fa raha mahasahy miteny mazava ny Katolika hoe, ny MDRM, na ny lohandohan'ny MDRM tao ao-toerana anie no namono an'ilay béatifié io, dia mipipi mitsilany rakatolika ee...

Io izao efa nopasohana ilay izy, dia mody hoe "groupe indépendantiste" hono eee...

Dia 29 marsa io izany ho ankalazaina, fa i Lucien no tiatian'ny sasany kokoa ho ankalazaina béatifié, fa kosa ireo 100,000 Malagasy had been executed, tortured, starved, or driven into the forest dia ... efa lasa vovoka eee...
43. gasy1zay ( 22/03/2018 15:37)

rhaj0:

nen'i rhaj0 hoa dia mifangaro daoly ny akoho sy ny vorona ao antsainy (intellecuel sy siantifika???) ao.

Mahagaga hoe zao ve zany ny gasy milaza azy ho siantista?

https://fr.wikipedia.org/wiki/Béatification

béatification ry rhaj0 titre nomena hoan'ny kristiana fa tsy hoan'ny fitiavana tanindrazana akory a! Tsy azoko hoe inona mintsy no olana amin'i rhaj0 raha misy kristiana lasa béatifié, misy tsy siantista ve zao midongy halevina miaraka amin'i Newton toa an'i Hawking ?
44. rhaj0 ( 22/03/2018 16:19)
TSISY nangataka ny ho béatifié teo ry Gasy1zay aaa... koa raha tsy toa anareo daholo ny olona kouh..

Ny maharikoriko eto dia misy "mipasoka ny Tantara". Tena tsy mety takatrao ve izany ry Gasy1zay?

Alohan'ny hamerenana ny fanazavana indray, dia inona @ izay resaka rehetra teto izay hoe ry Gasy1zay no (mety) mi-click aminao hoe, (toa) misy "pasoka" izany?
45. gasy1zay ( 22/03/2018 17:05)
ka i rhaj0 milaza etsy ambony fa TSY mahalala ny tantara, izao ndray milaza fa misy mipasoka ny tantara? Inona no tena marina e?
46. rhaj0 ( 22/03/2018 17:27)
quote=gasy1zay]ka i rhaj0 milaza etsy ambony fa TSY mahalala ny tantara, izao ndray milaza fa misy mipasoka ny tantara? Inona no tena marina e? [/quote]
Danz be mihintsy rehefa voasasan'i Renimalala sy Mameramalala ilay coco-ndry Gasy1zay aa..

Aleo averina sady ahitsiko kely azany.

Toa izao no fandehany, raha nanaraka ny fandehany ianao. HOzy rizzareo hoe:
1-- euh... TSY 200.000 izany no maty t@ 1947, fa 100.000.. non, 15.000
2-- euh... TSY revolte iny fa insurrection, non jacquerie.. bon bein mutinerie ee...
3-- euh... ilay TSY nanao mutinerie dia béatifié-na.

izany hoe, raha "taloha" dia natao androm-pirenena mihintsy ilay 29 Marsa, satria zava-dehibe, dia izao izany, efa pasohan'i REnimalala sy Mameramalala ho tsy "zava-dehibe" ilay izy, satria
- ny salanisa efa ahenany foana tahaka ny fen'antitra
- ny natao sy vita tao, na dia hoe resy azany ny gasikely, dia tsinontsinoavina (ho mutinerie)
- ny "TSY nanao" dia asandratra (béatifié)

Ary i Gasy1zay dia ohatra velona @ itony voasasan'i Renimalala sy Mameramalala (sans le savoir) itony. Dia nefany i Gasy1zay HONO @ io mba "miresaka @ Jesosy" ihany ao @ vavakany ao.
47. gasy1zay ( 22/03/2018 17:54)

rhaj0:

quote=gasy1zay]ka i rhaj0 milaza etsy ambony fa TSY mahalala ny tantara, izao ndray milaza fa misy mipasoka ny tantara? Inona no tena marina e?

Danz be mihintsy rehefa voasasan'i Renimalala sy Mameramalala ilay coco-ndry Gasy1zay aa..

Aleo averina sady ahitsiko kely azany.

Toa izao no fandehany, raha nanaraka ny fandehany ianao. HOzy rizzareo hoe:
1-- euh... TSY 200.000 izany no maty t@ 1947, fa 100.000.. non, 15.000
2-- euh... TSY revolte iny fa insurrection, non jacquerie.. bon bein mutinerie ee...
3-- euh... ilay TSY nanao mutinerie dia béatifié-na.

izany hoe, raha "taloha" dia natao androm-pirenena mihintsy ilay 29 Marsa, satria zava-dehibe, dia izao izany, efa pasohan'i REnimalala sy Mameramalala ho tsy "zava-dehibe" ilay izy, satria
- ny salanisa efa ahenany foana tahaka ny fen'antitra
- ny natao sy vita tao, na dia hoe resy azany ny gasikely, dia tsinontsinoavina (ho mutinerie)
- ny "TSY nanao" dia asandratra (béatifié)

Ary i Gasy1zay dia ohatra velona @ itony voasasan'i Renimalala sy Mameramalala (sans le savoir) itony. Dia nefany i Gasy1zay HONO @ io mba "miresaka @ Jesosy" ihany ao @ vavakany ao.
[/quote]

Aza afangaro hoa ny akoho sy ny vorona, tsy ny frantsay nanjanaka antsika no manao béatification fa ny Vatican, ary amiko manokana tsy hitako zay tombotsoan'ny vatican amin'ny hanovana tantarantsika, raha mahita moa i rhaj0 dia mba zarao aminay , fa amin'i rhaj0 zany rehefa vaza ( na sud amerikana aza i papa francis) dia mpanjanaka daoly?
48. rhaj0 ( 22/03/2018 18:16)
Tsara rahefa mahasahy miresaka ny Renimalalany sy ny Mameramalalany ihany farany i Gasy1zay. Teo mantsy Ikotokely no sahin-dry Gasy1zay kitrakitranina; asa inona no nanetsika azy tao :-)

Fa samy mamitra ny Malagasy, na ny Frantsay na i Vatikana eee... na hoe, ny Frantsay SY ny Vatikana.

Fa hotry ny mbola TSy mety takatrao ilay mentalité-ndreo eee... dia "madio" (tsara voasasa) tokoany ny sainao ry Gasy1zay mouh. Tena béat mendrika ny ho béatifier-na koa ianao ry Gasy1zay. Raha afaka na mila manao recommendation ho anao aho dia ho ataoko :-)

Eritrereto anie ny an-dry Fransisy ohatra ee... Aleo hanontaniana indray i Gasy1zay fa tsy dia ho sesefana eto foana. Ohatra hoe, atsy @ ilay lohahevitra "Ny Vehivavy ao @ Leglizy", dia tena tsisy mi-click aminao ve ny resaka ao ry Gasy1zay?

Sa moa, izay soratako rehetra eto dia "fanenjehana maritiora"?
49. gasy1zay ( 22/03/2018 19:02)
za ve no kely saina sa inona no ifandraisan'i tpkl Lucien sy ny vehivavy ao @ leglizy any Vatican?
50. rhaj0 ( 22/03/2018 19:47)
rhaj0:
Fa hotry ny mbola TSy mety takatrao ilay mentalité-ndreo eee... (...) Eritrereto anie ny an-dry Fransisy ohatra ee...
gasy1zay:
za ve no kely saina sa inona no ifandraisan'i...
Dia tena mbo conseil d'ami, hozy RBNIR izay, fa mila mandini-tena ianao ry Gasy1zay, hoe, tena mba ahoana tokoany azany ny famakinao lahatsoratra. Hitako ihany ny resakao rehefa resa-Baiboly, fa kôpy aho @ izzay, satria ilay Baiboly dia incohérent sy inconsistent, hany ka verivery h@ mpamaky azy. Fa eto, dia resaka tsotrabe no ataoko rey olona; paragraphe kely anankiroa ireo. Tsy mbola mivadika akory ny pejy, dia efa very ianao. TSingologolohanao (comme d'habitude) izay teny eny antsefatsefany eny, dia izay no kitrakitraninao eo.. giravy an... mampalahelo.
51. gasy1zay ( 22/03/2018 19:59)
Ka ny an'i rhaj0 ve hoa zany France = vatican dia mitovy ihany? mitovy ny toetsain-dreo? sa ve hoa amin'i rhaj0 rehefa vaza dia mpanjanaka sy mitovy toetsaina?
52. rhaj0 ( 22/03/2018 20:23)
Mitovy ny toe-tsain-ndreo.

TEna misy "toe-tsaina"efa "lany andro" dia sirika mivoaka mihahaka giravibe. Raha manaraka an'i Trump ohatra ianao, dia tena ho vaky vava mihintsy hoe, f'angaha tsy efa 2018 ny taona eee...

Fa io mivoaka io izany ohatra: manao "fanandevozana maoderina" i Fransisy.

Raha miolotra @ tany voazanaka, dia .. ity indray azany: in-1 mandeha, koa na i National Geographic azany, magazine miresaka natiora io, dia niaiky fa ny editorial-ny dia tena "colonialiste".

ho lavabe ny resaka fa ho tohizzako aoriana raha misy fotoana..
53. gasy1zay ( 22/03/2018 20:31)

Inona ary no ataon'i rhaj0 aty Canada aty raha izany no fahitanao ny toetsain'ireo?
54. rhaj0 ( 23/03/2018 00:31)
F'angaha toa an 'i Trump sy Fransisy daholo angaha ny olona aty ry Gasy1zay?

(hi hi hi.. tandremo ho'a manao marmotte ao ianao ry Gasy1zay, fa mba mivoaha ny trano sy ilay box kely, dia mba mi(s)aina miaraka @ olona ee....)
55. gasy1zay ( 23/03/2018 13:30)
Zao re no izy ry rhaj0 a! Ny firenena manana mpino kristiana katolika dia rehareha lehibe ho azy ny hoe misy mpiray tanindrazana nahazo béatification zany ka raha tena mahay miaramiaina amin'ny be sy ny maro tokoa ianao dia tokony hiray hina amin'ireo fa tsy ianao indray no toa hilaza hoe tsy tokony omena béatification itpkl .

Tsy tohizako tsony ilay resaka fa lava be fa raha mbola hikiry ingahy rhaj0 dia azy ny azy.
56. rhaj0 ( 23/03/2018 19:49)
TSISY nilaza, na hoe, izaho TSY nilaza hoe "tsy tokony omena béatification itpkl". Tena TSy hotran'i Gasy1zay daholo ho'a ny olona ee.. Tsisy @ eritreretin'i Gasy1zay ao..

Ny tsipihiko dia ny hoe, firan'i Vatikana ny Malagasy.

Ary na lasa Masina na lasa izay katraka @ imazination-nareo ao n'izan'iza, tsy quoi izany raha izaho manokana. Na lasa ben'ny CAF koa i Ahmad, dia izay izany. Lasa prezidà ny mpanongam-panjakana, dia izay izany. F'izaho manao kaomanitera.
Toa izany koa. Raha tsy mety lasa Kardinaly i OMAR, dia izaho koa manao kaomanitera.
Misy ny tena mahafaly (OMAR), misy ny mahasorena (Lucien, Ahmad, mpanongampanjakana).

F'izany ny revy aty @ pelouzy eee... mivaninika toa alika aty @ 2eme étage-n'i bor2lais :-)
57. rhaj0 ( 16/04/2018 11:15)
Danz be mihintsy ity resaka Botovasoa ity.. Asa ianao raha manara-baovao, fa ireto no hitako raha te-hivanitika na hitomany ianao.

1- tao @ Midi: "Par ailleurs, une déclaration a également été effectuée par le Pape François à Rôme affirmant «qu’arrêté et tué pour avoir manifesté sa volonté de rester fidèle au Seigneur et à l’église, le martyr Lucien Botovasoa représente pour tous, un exemple de charité pour la foi»."
Tsy mba nobitsihan'i Jesosy ny tena zava-nisy "marina" ny momba an'i Botovasoa i RApapa marina... f'angaha ny mpitolon'ny MDRM afaka "mi-arrêter" izany???

2- tao @ L'Express: "Face à la politique, le refus du mensonge et de la démagogie, selon les récits de l'Église, l’ont amené à refuser d'intégrer le MDRM et le PADESM. « Votre politique est une politique de mensonge, disait-il aux membres, et sûrement cela finira par un bain de sang », auraient été les paroles du bienheureux. Ce qui lui aurait valu la persécution des autorités de l'époque."
Mouah ha ha... dia namerina toa boloky ny hafatr'i Rapapa koa ny olobe tao.. tsisy coco miasa mihintsy eee... loz'ty.

3- tao @ newsmada: "Andry Rajoelina... « De nos jours, trouverons-nous encore des Malgaches (de seulement 39 ans) prêts à être témoins de la vérité jusqu’à donner leur vie pour l’amour de leur pays ? »"
Gratuit marina ny fikatsetsehana kouh... nefa anie, "pour glorifier Dieu" no revin'i Botovasoa ee... Tsisy resaka pays mihintsy ny revin"ilery. Ireo MDRM namono azy no nieritreritra an'izany. Fa taiza i coco ee??

4- tao @ Midi: "Même le numéro Un d’Iavoloha et ses proches collaborateurs se sont mis à chanter cette chanson choisie par Andry Rajoelina pour l’hymne de son « Initiative pour l’Emergence de Madagascar » (IEM)."
Mouah ha ha.. Ka "ondry" anie rehefa manatrika ny toa itony, dia tsy miasa mihintsy ilay coco ee...

5- tao @ Midi: " C’est alors l’Archevéque de Port-Louis (Maurice),e , le Cardinal Maurice Piat qui a prononcé l’homélie"
=== ity no hany paozitiva raha ny fahitako azy.. Esy e ry OMAR.. aiza ianao eee ?.. Jereo ny menasofina Karidinaly..

6- tao @ Midi: "Lors de la communion, l’on a précisé que seuls les catholiques peuvent recevoir l’eucharistie. Du coup, Hery Rajaonarimampianina est resté sur sa chaise"
Mouah ha ha... tsisy gonda tsisy tri io, hozy ny Katolika. Fa rahirahian'i Hery-40millions inona koa nefa izany ee...
58. endriny ( 16/04/2018 12:30)

rhaj0:

5- tao @ Midi: " C’est alors l’Archevéque de Port-Louis (Maurice),e , le Cardinal Maurice Piat qui a prononcé l’homélie"
=== ity no hany paozitiva raha ny fahitako azy.. Esy e ry OMAR.. aiza ianao eee ?.. Jereo ny menasofina Karidinaly..

Ny vazaha hono vazaha foana koa. Ary io araka ilay efa notanterina hoe: "Ny anjely fotsy, fa ny Demony mainty"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3672