Fivavahana, finoana

RUZ9 ( 29/11/2019 09:37)
Volana maromaro izay no efa nilazako ny daty hiantombohan'ny fahavaratra. Orana manasara-taona ihany ilay teo, fa araho ato ny momba izany sy ny mety ho herin'ny rivo-doza, raha hisy : [url=http://cyr... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 13/12/2019 09:36
rhaj0 ( 26/10/2019 12:28)
https://www.lemonde.fr/afrique/article/2007/02/13/france-afrique-la-fin-des-annees-chirac_866796_3212.html [quote=Jacques Chirac, 13 Fevrier 2007] [i]"Nous avons saigné l'Afrique pendant quatre siè... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 09/12/2019 16:44
midrou ( 23/10/2019 17:54)
Maro tokoa mantsy no mihevitra fa rehefa mivavaka @fo dia ankasitrahan A/tra.ny Mat .7:21-23 anefa dia milaza fa tsy ampy raha mivavaka fotsiny(Tompoko2)kanefa tsy manao ny sitrapon'A/tra..! Arak'i... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 10/12/2019 16:41
rhaj0 ( 14/10/2019 02:19)
Dia hoe... Maty HONO i Jesosy, ary dia nalevina. Fa 3 andro taty aoriana, dia rahefa nankany ampasana ireo Raviavy, dia talanjona fa nivoha HONO ny varavarampasana; ary tsy tao intsony ny vatan'i Jes... tohiny
novalian'i RBNIR ny 15/01/2020 20:50
RBNIR ( 11/10/2019 13:59)
Fantatrano v hoe iza i Babylona lehibe ary inona no antony handravana azy????... tohiny
novalian'i RBNIR ny 12/12/2019 08:08
RBNIR ( 10/09/2019 10:49)
https://www.maxisciences.com/extraterrestre/selon-une-nouvelle-theorie-scientifique-les-extraterrestres-pourraient-deja-avoir-visite-la-terre_art43751.html... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2019 15:40
saho ( 08/09/2019 06:09)
Fotoana lehibe manandanja amin izao fahatongavan ny lehiben ny finoana kristiana origine izao Inona no atao hoe origine finoana Tantara manana ny azy ny finoana origine. tsy azo raisina fotsiny ny la... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/11/2019 02:50
RBNIR ( 04/09/2019 13:55)
Araka ny fampianaran'i Jesosy dia hoe...« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Matio 24:... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/02/2023 05:38
RBNIR ( 27/08/2019 08:18)
Lasa ady hevitra be amin'ny mpivavaka ihany koa ny andro nahafatesan'i Jesosy, misy ireo milaza hoe andro alarobia, misy miteny hoe andro zoma, Misy mihitsy aza miteny hoe izahay dia mivavaka amin'i... tohiny
novalian'i RBNIR ny 28/08/2019 14:53
harisoa32 ( 25/08/2019 07:13)
Bjr daholo ry havana rehetra, Tsara ho fantatrao raha maniry hianatra any ivelany ianao. Misy infos maro2 mikasikan'ny voyages, pays d'études samihafa ary koa raha tia hitsabo-tena ianao. Alternativ... tohiny
tealala ( 20/08/2019 10:53)
Inona moa ny hevitry teny hoe mitovy endrika? Aleo fintinina ilay resaka fa lasa lava ve raha hatao fanazavana lava be sady makaloiloy. Adam (hébreu) = "Homme" Adama = "terre" na koa hoe tany 1 - Ny... tohiny
novalian'i tealala ny 15/03/2020 16:31
RBNIR ( 14/08/2019 08:37)
Nahoana no tsy fantatry manampahaizana mialoha ny zavatra hitranga???? https://www.futura-sciences.com/sciences/actualites/trou-noir-supermassif-trou-noir-centre-voie-lactee-devenu-subitement-75-fois... tohiny
novalian'i RBNIR ny 14/08/2019 12:21
harisoa32 ( 09/08/2019 12:24)
manahoana, Good day all!! CLIQUEZ SUR CE LIEN (ou copier puis coller le lien) POUR VOIR LES INFOS sur les choix d’études et les destinations ne nécéssitant pas de procédure de visa mais qui peu... tohiny
tealala ( 05/08/2019 18:44)
Raha ny voalazan'ny baiboly dia fihinana ve ny thon?... tohiny
novalian'i RBNIR ny 24/01/2020 11:50
RBNIR ( 29/07/2019 06:11)
https://www.numerama.com/sciences/534769-comment-les-trous-noirs-tournent-ils.html... tohiny
novalian'i RBNIR ny 14/08/2019 08:42
hery ( 17/07/2019 17:57)
Hevitro manokana mikasika an'i Vincent Lambert. Naharitra andro vitsivitsy taorian'ny tsy nanomezana sakafo azy intsony dia maty i Vincent Lambert. Betsaka ny niteny hoe efa tsy olombelona intsony izy... tohiny
RBNIR ( 28/06/2019 08:04)
Ankehitriny dia hita marina tokoa fa tena efa maro dia maro ireo kristiana, Rehefa apetraka amin'izy ireny ny fanontaniana hoe ianao v kristianina pratiquant sa tsia? Dia tsy vitsy ny mamaly mazava ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 21/08/2019 10:44
harisoa32 ( 20/06/2019 12:11)
Bjr daholo ry havana rehetra, Tsara ho fantatrao raha maniry hiantra any ivelany ianao. Misy infos maro2 mikasikan'ny voyages, pays d'études samihafa ary koa raha tia hitsabo-tena ianao. Alternative... tohiny
RBNIR ( 26/04/2019 09:51)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=6eMu-yedxQE[/youtube] « ka nanao hoe: Inona moa no tianao hataoko aminao? Ary hoy izy: Tompoko, ny mba hampahiratina ny masoko. » (Lioka 18:41) ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 15/05/2019 07:11
RBNIR ( 23/04/2019 10:48)
Misy olona maro ankehitriny no misafidy ny hamono tena rehefa misy olana mianjady aminy.... Efa mba nosainin'izy ireny ve anefa hoe mety ho inona marina ny tohiny rehefa tapitra ny ainy??? Hoy Jesos... tohiny
novalian'i RBNIR ny 25/04/2019 13:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3254