Fivavahana, finoana

Ajnal ( 17/03/2018 18:48)
Maro ireo boky ankehitriny ny milaza sy manoro hevitra ny momba ny vie spirituelle. Efa maro koa aza hita aty amin'ny internet. Moa ve iray lalana ny Sience Spirituelle sy ny Fahamarinana ara- Baiboly... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/04/2018 13:08
sahia ( 16/03/2018 10:10)
Misy affichage tazako izay mikasika an' izy io mirakitra ny fandaharam- potoana eo Mahamasina, nanintona ny masoko ilay hoe 'tsimandrimandry'--> fomba tsy maintsy atao ve io rehefa taom-baovao malagas... tohiny
novalian'i endriny ny 20/03/2018 17:56
rhaj0 ( 15/03/2018 02:18)
Ka dia nodimandry izany i Stephen Hawkins. Isan'ny ngezalahy @ Siansa izy. Ireto misy resaka na koa hoe eritreritr'i Hawkins zaraiko eto .. [quote=Stephen Hawkins (8 January 1942 – 14 March 2018)]... tohiny
novalian'i endriny ny 06/04/2018 18:20
rhaj0 ( 08/03/2018 21:40)
Dia miarahaba ny Vehivavy @ izao 8 Marsa izao. Fa sarotra ny miarahaba ireo Viavy Katoika ao Vatikana ao, satria toa tsy ho arahabaina ny fiainany ao izany. http://www.lapresse.ca/international/euro... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/06/2018 19:37
endriny ( 07/03/2018 03:18)
novalian'i davidduke ny 29/03/2018 07:25
rhaj0 ( 05/03/2018 16:50)
dia miara-mahita fa rehefa misy zava-mitranga, na tsara na ratsy, na mahafinaritra na mahatsiravina, dia misy foana ny milaza, mitory fa hoe "sitrak'Andrmna" na koa "sitrapon'Andmntra" HONO izany. N... tohiny
novalian'i endriny ny 17/04/2018 13:07
rhaj0 ( 25/02/2018 16:31)
Aleo atokana atao mazava mihintsy ity fa zava-dehibe loatra. Ka efa narosoko ity "porofo" iray ity, nefa moa tsy mbola mety confirmer-n'i Gasy1zay, ka dia aleo tsongotsongoina ihany i Gasy1zay, ngo d... tohiny
novalian'i endriny ny 08/03/2018 16:05
rhaj0 ( 20/02/2018 20:31)
ka i Gasy1zay moa toa manana ny formule-n'izy io, ka dia zarao aminay eto azany eee..... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 07/03/2018 20:56
endriny ( 14/02/2018 17:00)
Miala any indray ry mpanakorotana. Rehefa ianareo ve no mitarika sy manohana fanjakana an-salama-be ry mpitondra fivavahana, dia tsy maninona ary tsy politika izany. Fa raha ny miaramila no mba manan... tohiny
novalian'i endriny ny 25/03/2018 12:56
endriny ( 14/02/2018 13:59)
Tao anatin'ny Coco dia nisy nampihariny tokoa io ety an-tany tahaka ny any an-danitra io: Nisy mpihira malaza iray, izay nalaza rehefa avy namono ny namany mpamoron-kira. Ka rehefa tonga tany an-danit... tohiny
novalian'i endriny ny 17/04/2018 12:47
RBNIR ( 06/02/2018 13:34)
https://www.sciencesetavenir.fr/espace/astrophysique/il-se-passe-quelque-chose-au-centre-de-la-galaxie_34718 Eritrereto ange hoe inona no hitranga rehefa mitombo hatrany ny activité an'io trou noir ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 21/03/2018 15:37
alexandra32 ( 05/02/2018 07:25)
***** fanamarihana @ maro!!!! ATTENTION A TOUTES ET A TOUS!!!!! ******? Tsy vazivazy ity fa juste fanamarihana mikasika ankizy vavy iray izay, mpitaiza izy io. i Lalatiana no anarany, na Lala ary veh... tohiny
endriny ( 01/02/2018 14:51)
Nisy tovovavy nandalo, nanao mini-mini. Rehefa lasa ilay tovovavy, dia niakatra ny feo: "Jesosy o! zanak'iza koa iny tsy manaja vatana? Ireny ve no fitafy ety imasom-bahoaka! Mpivarotena no fetra!" D... tohiny
novalian'i endriny ny 08/03/2018 16:21
endriny ( 29/01/2018 17:28)
Dia mba nampiasa aho ary nahita fa misy ny fiainana mandrakizay [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=GgNXcqj-PPU[/youtube]... tohiny
novalian'i bichette ny 22/03/2018 15:31
endriny ( 26/01/2018 14:33)
novalian'i endriny ny 02/03/2018 14:42
Tealala ( 11/01/2018 04:12)
Miarahaba ny mpinkambana rehetra Hono hoy aho ry zareo, mba misy afaka mitanisa hoe iza avy kay ireo mpitarika fiangonana zandriny izay niaraka/nivavaka/ tao amin'ny Apokalipsy? Dia azo hitokiana ve n... tohiny
novalian'i Miharena ny 17/02/2018 12:19
RBNIR ( 09/01/2018 09:11)
Dia mbola faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao indray, Enga anie ka mba ho taona vaovao hiposahan'ny fahazavana ho an'ny maro ity taona ity.. Dia mbola mamporisika ny tsirairay hifa... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 20/02/2018 19:45
NADEGE ( 23/12/2017 08:03)
AMBATONAKANGA SY NY MISIONERA ; Raha miteny hoe Ambatonakanga isika protestanta amin’izao andro ankehitriny izao dia ny trano fiangonana vita amin’ny vato no tonga ao an-tsaintsika voalohany ary v... tohiny
novalian'i Miharena ny 20/02/2018 04:45
gasy1zay ( 20/12/2017 21:07)
Ho antsika kristianina dia tonga ny mpamonjy 2000 taona lasa izay ary efa vita ny famonjena ka azontsika raisina amin'ny finoana sy fandraina an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy Mpamonjy antsika. Hoan'ireo ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 24/12/2017 15:08
rhaj0 ( 20/12/2017 20:11)
Ka dia nisaotra an'Atra izany ry Trump sy ny tariny. Tena tsy azoko tsara inona no isaorana ary inona ny idiran'Atra @ ataon'i Trump, fa inty k'lou ny vavaka http://www.lapresse.ca/international/etats... tohiny
novalian'i Miharena ny 26/12/2017 05:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.135