Fivavahana, finoana

endriny ( 07/07/2017 05:59)
Teo amin'ny tantaran'i Jesosy dia tonga foana i Jesosy nanavotra ireo olona tiany sy maminy. Tsaroantsika tsara ny nanavotan'i Jesosy an'i Maria Madelena, ilay voaheloky ny olona ho faty tamin'ny fit... tohiny
novalian'i endriny ny 03/08/2017 04:33
tealala ( 06/07/2017 05:34)
Inona ity famonjena dradradraina ity kay? Hovonjena amin'ny inona? Inona no antony fototr'ilay famonjena?... tohiny
novalian'i tealala ny 07/08/2017 14:25
rvnirina8 ( 05/07/2017 15:34)
Raha araka ny Baiboly,ahoana no hanazavana ny hoe "Fahafahana vao làlana sa làlana vao fahafahana - Hanomana lahatsoratra momba izany aho ka mila fanampiana avy aminareo namana rehetra. Misaotra ind... tohiny
novalian'i Miharena ny 19/08/2017 09:16
RBNIR ( 05/07/2017 13:54)
Azo ivavahana v i Jesosy? Manompo sampy v ny mivavaka Aminy? Ahoana marina no tokony andraisana Azy? Ahoana marina ny hoe 3 izay 1? ... tohiny
novalian'i Tealala ny 16/08/2019 08:36
rhaj0 ( 04/07/2017 12:35)
Tena mila atokako kely eto ity resaka ity, izay fitohizan'ny resaka efa natao [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54886c2e7f0c3#m548afa21941c5]tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/07/2017 12:19
RBNIR ( 04/07/2017 09:22)
Mampihady hevitra be io andro nahafatesan'i Jesosy io...Misy mihitsy aza fiangonana milaza fa ry zareo dia ilay Jesosy maty alarobia no inoany fa tsy Ilay Jesosy maty Zoma, Araho hatramin'ny farany i... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/07/2017 16:11
endriny ( 30/06/2017 14:07)
Na Andriamanitra na Zanahary dia anarana entin'ny mpino milaza izay heverina fa mpahary sy mpiahy ny tontolo, ilay Andriananahary. Fa maninona no antsoina hoe Andriamanitra na Zanahary? I Zanahary di... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 16/08/2017 13:38
MINDAOZY ( 29/06/2017 08:08)
Araho tsara aloha ny Fampianaran'i Yahoshuah; mihainoa tsara aloha dia mandiniha tsara, fa aza malaky mamaly. [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=qbAQF2IbPN4[/youtube] ... tohiny
novalian'i stahtam ny 07/08/2017 09:05
gasy1zay ( 27/06/2017 17:56)
Mba niheno ity Pastera canadiana ity aho dia nahatsiaro an'i rhaj0 : http://www.enseignemoi.com/joel-spinks/audio/rachetez-le-temps-21459.html#track1 aux derniers jours des moqueurs viendront, marcha... tohiny
endriny ( 26/06/2017 14:10)
Salama daholo! Dia samia manao fety finaritra avokoa! Fa inona tokoa moa ny 26 Jiona ho an'ny Malagasy? Fety iray lehibe ankalazaina 2 na 3 andro mba ankalazana ny atao hoe Fahaleovantenan'ny Firene... tohiny
novalian'i endriny ny 29/06/2017 14:26
rhaj0 ( 23/06/2017 12:27)
I RBNIR no niteny an'io lohateny io, ary dia nakisako manokana eto mihintsy ity, fa tena ZAVA-DEHIBE loatrany, mba TSY ho very, ho an'i Fara sy i Dimby izay mandalo eto. Inty ny resak'i Bor2lais orij... tohiny
novalian'i tspoaeta ny 18/07/2017 04:57
rhaj0 ( 22/06/2017 19:33)
Dia tohizana kely ity resaka efa natao [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54886c2e7f0c3#m548afa21941c5]tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f9]taroa[/ur... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/07/2017 19:40
Davjo ( 22/06/2017 05:01)
Jesosy; Yashoua, Yeshoa, Yeshoua, Yahoshoua, Zezo, Jesoa Fantatrareo ve hoe inona ilay Baiboly lazain'i RA TAN fa original? http://nachouraqui.tripod.com/ LA BIBLE CHORAQUI ANDRE CHORAQUI dia ilay... tohiny
novalian'i stahtam ny 17/07/2017 10:28
RBNIR ( 20/06/2017 07:44)
http://www.futura-sciences.com/sciences/actualites/espace-ver-redescend-iss-deux-tetes-mystere-scientifique-67698/#xtor=EREC-49-%5BACQ%5D-20170620-%5BACTU-Un-ver-redescend-de-l-ISS-avec-deux-tetes-:-u... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/07/2017 13:49
RBNIR ( 16/06/2017 11:34)
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Matio 24:14) ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 28/06/2017 05:14
rhaj0 ( 08/06/2017 16:00)
Tena nanaovako ezaka manokana mihitnsy, fa dia aleo aloha aravina eto mihintsy ireto resaka ireto ngo dia very... [quote=rhaj0]Toatoa ny ahoana izao Andrmntra "mivaingana sy tsapa" hitanao ao izao???... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/07/2017 11:24
endriny ( 01/06/2017 13:11)
Tapany voalohany araka ny rohy [url=https://etory.net/smartbaiboly/online]Baiboly Malagasy en Ligne[/url] [i]1 Dia vita ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy. 2 Ary tamin’ ny andro fahaf... tohiny
novalian'i MIharena ny 24/06/2017 04:59
Rainisalama ( 01/06/2017 09:27)
Misy namana nilaza fa "mampiraraka ranomainty" (faire couler beaucoup d'encre) ,ny tononkalon'i Tsimiandra Vola (compte face book). Ka ny raonmaintin'ny Afrikana no tena miraraka fa ny an'ny gasy tsy ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/06/2017 12:51
rhaj0 ( 31/05/2017 12:34)
Toa be dia be, hono, ny "fampanantenana" narangaranga ao @ Baiboly ao. Jereo ato ny lisitra https://www.gotquestions.org/promises-of-God.html Fa dia azo alamina dia asesy izany izy ireo. [quote=Gene... tohiny
novalian'i Miharena ny 14/06/2017 11:06
rasoloniainamirajo ( 28/05/2017 19:52)
Mino ve enw f A/tra de manan tanjona tsar n @ oavinao de ny andovanw n paradisa?... tohiny
novalian'i stahtam ny 14/06/2017 06:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4829