Fivavahana, finoana

gasy1zay ( 18/10/2017 16:27)
Ahoana ny hevitrareo @ ito : https://www.youtube.com/watch?v=PEgoItDo_ew... suite
répondu par Miharena le 31/10/2017 05:16
RBNIR ( 18/10/2017 07:12)
Hoy ny tenin'Andriamanitra hoe: « Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jaona 4:24) Izay mivavaka amin'Andriamanitra dia T... suite
répondu par Miharena le 13/11/2017 09:06
Tianabeloo ( 17/10/2017 06:33)
Satria malaza ny valan'aretina "peste", satria mifanesy ny vaovao ratsy sy ny korontana teto @firenena.... Dia mivoaka ny adi-hevitra hoe : lasa sakana @fampandrosoana sy fiadanana eo anivon'ny firene... suite
répondu par Miharena le 07/11/2017 19:56
RBNIR ( 16/10/2017 12:34)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=zXmdk1uhUUE[/youtube]... suite
répondu par RBNIR le 18/10/2017 07:13
rhaj0 ( 05/10/2017 11:22)
Nafindrako teto ity, mba tsy ho saron'ny "resabe", satria dia zava-dehibe loatra, azony fiainan'olona ary mety ny ain-dehibe mihintsy no voakasika. O ry Microscop.. tena valaketraka aho mamaky ny tar... suite
répondu par Miharena le 20/10/2017 06:07
endriny ( 27/09/2017 04:11)
Mba marina moa? Tsy mandaitra intsony ve ny vavaka tarihin-dry mopera sy pasitera isana'andro e? Sa tsy misy Kristianina tena mino mihintsy eto? sa ilay Andriamanitra mihintsy no tsy misy, fa mpivar... suite
répondu par Miharena le 23/11/2017 07:24
rhaj0 ( 25/09/2017 20:09)
1. Restez près du Grand Esprit 2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain 3. Apportez Aide et Bonté partout où nécessaire 4. Soyez Sincère et Honnête en tout temps 5. Faites ce que vo... suite
répondu par endriny le 08/11/2017 07:02
rhaj0 ( 21/09/2017 17:06)
Tohizako eto indray ity fa toa voan'ny safo-dresaka tary :-)... http://forum.serasera.org/forum/message/m599329e014146 [quote=rhaj0]Fa ny tiako resahina, dia ny Fitiavana, araky notoriana tao @ Temp... suite
répondu par Miharena le 27/10/2017 18:44
rhaj0 ( 12/09/2017 16:20)
Ireo izany ireo Ouragans namely mafy ny tany Antilles sy Cuba sy Floride ets.. Izany no tena hoe - orambe nahatondraka ny tany, naha-dibo-drano ny tanana efa amina 1.5 metatra - rivotra mitsoka mafibe... suite
répondu par Miharena le 26/09/2017 18:38
rhaj0 ( 07/09/2017 02:28)
Ity resaka ity dia nataoko tatsy @ facebook. Asa raha efa nalefako teto, fa dia averiko ihany, satria i Miharena sy i RBNIR ohatra dia mivaralila lava eto @ serasera eto :-) http://latribune.cyber-d... suite
répondu par endriny le 01/11/2017 06:32
RBNIR ( 30/08/2017 11:11)
« Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona. » (Matio 24:35) « Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona. » (Marka 13:31) « Ny lanitra sy ny tany ... suite
répondu par endriny le 20/09/2017 03:48
rhaj0 ( 29/08/2017 15:24)
Mihambo be ho mahay an'izany "[i]Fitaizan-tena sy Fitaizam-panahy Kristiana[/i]" izany moa i Miharena, ka dia tena aleo amoronako loha-hevitra manokana eto mihintsy fa tena liana dia liana aho. 1- Ia... suite
répondu par endriny le 27/09/2017 04:05
tealala ( 24/08/2017 05:04)
Hono hoa zareo raha toa ka misy olona milaza fa ho apostoly miresaka amin'i Jesoa dia tsy tokony hafantatra mialoha ny zavatra ratsy mety hanjoa azy ve izy?... suite
répondu par endriny le 20/09/2017 03:46
rhaj0 ( 23/08/2017 14:09)
Ao @ Lioka hono atao fitaratra.. Any @ "lohasaha mangina" ary "mitokatokana irery" hono i Jesosy rahefa mba mivavaka [i]Lioka 4:42 Raha vao naraina ny andro, dia lasa nankany amin'ny toerana mangin... suite
répondu par rhaj0 le 24/10/2017 12:47
rhaj0 ( 21/08/2017 13:16)
Ka misy eklipsa hita aty zamerika avaratra, ary dia izany foana no resaka. Dia ao anaty Baiboly hono, dia ireto resaka ireto hono, hozy ny mpandinika, no ni-s'inspirer avy @ fisian'Eklipsa (raha tsy ... suite
répondu par Miharena le 22/09/2017 19:17
rhaj0 ( 15/08/2017 17:05)
Samy manana ny tena mba tiany lazaina ny @ Fitiavana ny Fivavahana/Finoana isan'isany. Inty nisy famintinana nataon'olo ny @ izany. BAHAISME: Mon Amour atteindra celui qui m'aime véritablement. B... suite
répondu par Miharena le 22/09/2017 19:21
endriny ( 15/08/2017 11:58)
« Tsia, hoy Izaho aminareo; fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho ringana tahaka azy koa ianareo rehetra. » (Lioka 13:3) Ka ny fanontaniako amintsika izany dia izao: Mpanota sy tsy nibebaka izany ry... suite
répondu par endriny le 27/09/2017 04:06
RA TAN ( 07/08/2017 08:04)
Raha niresaka t@ ity stahtam gasy mitomany ho jiosy izay mpitsipaka baiboly ity aho dia toy izao ny fizotry ny resaka: [color=red] [u]stahtam[/u] 10/11/2016 10:04: “na inona na inona Anarana apetra... suite
répondu par stahtam le 28/11/2017 07:14
rhaj0 ( 03/08/2017 21:28)
Nakisako eto ity resak'i RKjeanclaude ity, fa hotsahotsan'ny tena resaka fototra.. [quote=RKjeanclaude]- i prof..... fesera no miteny, misy demos, mino izay lazainy isika na dia tsy hitatsika aza. -... suite
répondu par Miharena le 15/09/2017 19:32
endriny ( 03/08/2017 04:27)
Mankahery ny fianakaviana sy ny mpiray fiangonana manontolo... suite
répondu par Miharena le 17/10/2017 06:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3156