Fivavahana, finoana
endriny
(
01/05/2017 13:27)
Ny fahalalan'ny olona ny hoe Joro dia ilay fanaovana sorona omby ho an'ny Razana sy ny Zanahary.
Saingy ny Joro dia ny fijoroan'ny olo-maventy miaraka amin'ny tompon-draharaha, izany hoe hita mihantr...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/05/2017 14:26
endriny
(
01/05/2017 13:15)
I Jesosy dia nilaza hoe: "na iza na iza no mahatafintohina na iray aza amin'ireo madinika mino Ahy ireo, dia tsara ho azy, raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka hatsipy ao anaty ran...
tohiny
novalian'i endriny ny 18/05/2017 15:55
andriatiana2
(
01/05/2017 12:40)
marobe ankehitriny ireo antoko fivavahana ankehitriny izay mifaninana mitaona olona misy ny antsatsan amin'ireny dia mpisoloky olona mpaminany sandoka nefa kou aza manala devoly.fa ny tena manorisory ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/05/2017 18:17
rhaj0
(
28/04/2017 01:46)
Ilay lazain'ny Kristiana hoe "fanahy" dia nadikan'i Andrianaivoravelona avy t@ teny anglizy (na frantsay) hoe "spririt" (na "esprit").
Raha te-hahazo ny tena dikan'ny hoe [u]"fanahy" @ Kristiana[/u]...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 03/05/2017 10:59
rhaj0
(
25/04/2017 16:39)
Nakisako eto ity lohahevitra ity, fa tena mba liana aho ny hahalala ny valiny... raha sitrakareo.
Ka henjana be ny fifanakalozana eto matetika, ka dia mampanontani-tena hoe, tena IRAY ihany ve izao A...
tohiny
novalian'i endriny ny 04/05/2017 13:13
endriny
(
25/04/2017 14:45)
Hoy ny governemanta hoe: "MIsy ambadika politika, fampiadiana ny fiangoanana amin'ny mpitondra, ireo fanolanana masera tany Antsirabe sy ny famonoana mopera sy frera tany Antsohihy"
Ho ahy indray ane...
tohiny
endriny
(
25/04/2017 13:34)
Maha lasa saina ihany ny rija fototra eo amin'ny fivavahan-drazana sy ny fivavahana kristianina. Tsy mitombona ve ny fivavahan-drazana ka mahatonga ny olona voatarika amin'ny fivavahana kristianina? S...
tohiny
novalian'i endriny ny 04/05/2017 13:23
RBNIR
(
25/04/2017 09:47)
Lasa maro dia maro ireo vala miforona ankehitriny,
Hoy anefa Jesosy hoe: « Manana ondry hafa izay tsy amin'ity vala ity Aho; ary ireny koa dia tsy maintsy ho entiko ka hihaino ny feoko; ary ho ton...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 16/05/2017 17:17
irakiraka
(
25/04/2017 06:12)
Takan'ny ahoana indray izany :)...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/04/2017 14:46
rhaj0
(
18/04/2017 13:12)
Araka ny fangatahan'i RBNIR, dia niezaka aho izany ny androso eto sondazy, na fitsapa-kevitr'olona.
1. Nihatsara ve ny fiainanao manokana izay 5 taona lasa izay?
(safidy tokana)
1a. Eny
1b. Tsia
1d....
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/04/2017 15:19
RA TAN
(
13/04/2017 14:20)
Rafitra efa nilaozan'Andriamanitra ny didy folo dia mahafaty; mamelona ota:
- 2KOR,3:7 Fa raha ny [color=blue]fanompoana nitondra fahafatesana[/color] aza, dia [color=blue]ilay voasoratra teo amin'ny ...
tohiny
novalian'i RA TAN ny 26/07/2017 12:14
rhaj0
(
13/04/2017 13:22)
Tohin'ny resaka tato
http://forum.serasera.org/forum/message/m58b9a961e1b43
Dia asa k'lou ity raha "fake news", fa kay manambady aman-janaka hono i Jesosy eee... Jereo ato:
http://afrikhepri.org/des-...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/04/2017 01:18
rhaj0
(
11/04/2017 10:58)
Hoy mantsy RBNIR sy Jeremia...
[quote=RBNIR]« Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va? » (Jeremia 32:27)
Ianao ngah tsy nofo????[/quote]
...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 26/04/2017 12:15
rhaj0
(
10/04/2017 14:20)
[img]https://scontent.fymy1-2.fna.fbcdn.net/v/t1.0-0/s480x480/1451388_716598495187323_4671502632036698146_n.jpg?oh=ac4a80e752014ef57a0e3cc31deb82bf&oe=595A4B9B[/img]...
tohiny
novalian'i endriny ny 21/04/2017 16:45
RA TAN
(
07/04/2017 13:13)
"SALAMO,147:19 Milaza ny teniny amin'i Jakôba Izy, ary [color=blue]ny didiny sy ny fitsipiny amin'Israely. 20 Tsy mba nanao toy izany tamin'izay firenena hafa Izy[/color], ary ny fitsipiny tsy mba fa...
tohiny
novalian'i stahtam ny 31/07/2017 07:17
endriny
(
06/04/2017 15:52)
1) na 1 sy 2) (arakaraky ny fiangonana) Tiavo ny Sampinao, Tiavo ny manao sary amin'ny rindrindra ry Atr'Israely, Tiavo ny miankohoka amin'i Samuel Edward, sy Razanakolona ary ny ambaratonga ambony re...
tohiny
novalian'i endriny ny 30/04/2017 04:13
volafitia
(
29/03/2017 22:08)
Variana aho ry zareo amin'ity forum finoana ity. Mahafinaritra ilay izy amin'ny maha adihevitra azy. Saingy manafitohina ihany koa.
Manafitohina hoy aho satria misy sahy manebaka ny namany eto hoe: t...
tohiny
novalian'i endriny ny 01/04/2017 04:40
hedarally12
(
29/03/2017 15:11)
Misy Sakramenta telo fototra iorenan'ny fiainana manontolo ny maha-kristianina:inona avy izy ireo? Mba hifampizarao na ambarao,amin'ny maha-kristianina anao,ny fiainanao ny Sakramentan'ny Batemy...
tohiny
novalian'i endriny ny 07/04/2017 13:22
endriny
(
29/03/2017 03:56)
Arakaraky ny isan'ny mpamaly eto no akako fanapahan-kevitra na tokony hitondra elo aho na tsia
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/04/2017 09:50
