dinika momban'ny finoana amzao andro farany izao

1. andriatiana2 ( 01/05/2017 12:40)
marobe ankehitriny ireo antoko fivavahana ankehitriny izay mifaninana mitaona olona misy ny antsatsan amin'ireny dia mpisoloky olona mpaminany sandoka nefa kou aza manala devoly.fa ny tena manorisory ahy dia fahefana taiza no analan ireny demony nef mpisoloky!
novalian'i rhaj0 ny 15/05/2017 18:17
2. endriny ( 01/05/2017 13:07)
Lioka 9. 49-50 izany ry namana a. Izay tsy manohitra anreo dia momba anareo
3. andriatiana2 ( 01/05/2017 13:18)

endriny:

Lioka 9. 49-50 izany ry namana a. Izay tsy manohitra anreo dia momba anareo
marina zan namana fa ny tena zavatra hitako ange ry namana dia izao misy izy samy izy no mifanarats f ts za mihts azafad tompoko !
4. endriny ( 01/05/2017 13:32)

andriatiana2:

marina zan namana fa ny tena zavatra hitako ange ry namana dia izao misy izy samy izy no mifanarats f ts za mihts azafad tompoko !


Ny mahatonga an'izay, dia satria lasa fomba fiarian-karena mahomby ny fivavahana Kristianina sy ny forongony. Fomba fanatazana ny 1/10, vokatra, adidy, rakitra, izay rehetra mihetsika vola daholo ao am-piangonana e. Ary azo mora ny vola ao.

Ka dia miady an-trano ry zareo satria misy mizana tsindrian'ila ao amin'ny fizarana ilay vola. Satria Atra tsy mila vola, fa ry zareo samy lohany ao ihany no mila vola.

Asa raha mahavaly azy izay na tsia
5. andriatiana2 ( 01/05/2017 13:50)
noho izay teninao zay no mahatonga ny katolika koa avela haka aina satr zareo taloh d mamon olon izay ts manarak ny tenin.ohatr a tamin'izan zao ny famonoana olon mivavak sabata k in n mahatonga ilay alahady? Satr ny empire roman dia mivavak am masoandr izay azo adik am ten anglais we sunday(alahady) dia novonoin daholo ny mpitandrina ny andro sabata nef zareo miseho mpitandrina didy folo nef ny sabata dia didy fahahefatra ka rah diso aminy iray monj dia diso aminiz rehetr noh izan ten ao ambadiky ny fitarihan satana mihits amin'izao ny fivavahana eto amzao tontolo izao f ts takatry ny sain'mpino izay tena mafana fo mihits marina e!
6. rhaj0 ( 01/05/2017 13:57)
ka ny olana re ry andriatiana2, dia rahefa "mino" an'Andrmntra ilay olona, dia lasa "mino" h@ resaka "nampinoana" azy fa hoe "resak'Andrmntra".

Ka aiza ny "fototry ny olana" @ io raha izany???
7. andriatiana2 ( 01/05/2017 14:17)

rhaj0:

ka ny olana re ry andriatiana2, dia rahefa "mino" an'Andrmntra ilay olona, dia lasa "mino" h@ resaka "nampinoana" azy fa hoe "resak'Andrmntra".

Ka aiza ny "fototry ny olana" @ io raha izany???
8. andriatiana2 ( 01/05/2017 14:42)
rhaj0:

ka ny olana re ry andriatiana2, dia rahefa "mino" an'Andrmntra ilay olona, dia lasa "mino" h@ resaka "nampinoana" azy fa hoe "resak'Andrmntra".

Ka aiza ny "fototry ny olana" @ io raha izany???
Ts voatery izay ataon mpitondra fivavahana dia ho marina avokoa satr ny bible dia manazava f amboadia mitafy volonjanak'ondry iren f rah mino ny olona dia ts ho tia ny fomban'izao tontolo izao satria iren dia avy aminzao tontolo izao.fa noho izany ny bible izay sabatrin'fanahy sy tenin'Andriamanitra no araho fa ao no ahafahantsika miady amin'ny zavatra afitsoky ny devoly izay fitaka izany.Noho izany tena zavapoana ihan reny fombafombampivavahana ireny.Satria ny NY MARINA AMIN'NY FINOANA NO HO VELONA
9. endriny ( 01/05/2017 14:56)
Ka ny dikan'ny hoe "Marina amin'ny finoana" ange dia izay manaraka ny fifehezan'ny mpitarika azy e.

Ohatra raha te ho Katolika ianao, dia tsy afaka handa ny Papa Ray Masina (Mon Dieu le Pere), ny Karidnaly (ILay mpanapaka), sy ny Andriamanitro (Monseigneur), ary ny Pretra (le Pere).

Raha Protestanta ianao dia manaraka izay lazain'ny Foibe, ny pasitera ary ny presbitera.

Asa anefa aloha
10. rhaj0 ( 01/05/2017 15:24)
andriatiana2:
ny bible izay sabatrin'fanahy sy tenin'Andriamanitra

Ahoana tsara tokoany aloha ny fandraisanao ny (soratra ao @) Baiboly:
tena "tenin'Andriamanitra" ara-baki-teny daholo ve ny voasoratra ao??
11. andriatiana2 ( 01/05/2017 15:33)
iza no arahanao pape s andriamanitra.ny fomban aza ef hita miharihary be f mifanohitra amin'Andriamanitra.iz kou aza dia manao ny tenan ho ambon lavitra satria hita ao daholo ny surnom manao hoe:vicaire de christ.très saint père ,chef sûpreme d'eglise,sa sainteté,infaillible etc .Izay manandratena no haetry tena mifanohitra tanteraka aminy kristy mihits ny toetran sy anjaratoerany.Noho izan ny fitiavana no lehibe nef iz az ts manampitiavana.lazaiko aminareo marin fa iz no ilay voalazan apokalipsy 17.manaraka avela hamitaka ny firenena maro iz mba hanangonana az amin ady satr kely sisa ny androny.Mety amin'ny alalany fombam-pivavahan no ampandraisan n firenen maro ny 666 ....
12. andriatiana2 ( 01/05/2017 15:58)
rhaj0:

andriatiana2:
ny bible izay sabatrin'fanahy sy tenin'Andriamanitra

Ahoana tsara tokoany aloha ny fandraisanao ny (soratra ao @) Baiboly:
tena "tenin'Andriamanitra" ara-baki-teny daholo ve ny voasoratra ao??
ts we arabakiten fa io no ahafahan'olon rehetra handinika izay zavatr ho avy rahatrizay sy izay afitsoky ny devoly.Io ts hatao hita miharihar f atao fanoharan ihan.Araka ny voalazan ohabolan we voninahitr'Andriamanitra ny manafin-javatra fa voninahitr'olombelona kosa ny mamanta-javatra.satr raha ahita anio arabakiten ohatra ny mpino katolika dia tena rava tanteraka.satr hita miharihary zan ny toetran ao am apocalypse izay babylon lehibe.voasoratra ao kou f maro ireo hazoto handinika amin'izan andro izany.voasoratra ao kou we hiaino mandrakariva ihan f ts ahare hijery f ts hahita
13. rhaj0 ( 01/05/2017 18:05)

andriatiana2:
Araka ny voalazan ohabolan we voninahitr'Andriamanitra ny manafin-javatra fa voninahitr'olombelona kosa ny mamanta-javatra.

- Ohabolana ao @ bokin'ny Ohabolana ao anaty Baiboly ve io lazainao io, sa..é
- Ohabolana na oha-pitenenana noforonina taty aoriana?
14. andriatiana2 ( 02/05/2017 06:13)
rhaj0:


andriatiana2:
Araka ny voalazan ohabolan we voninahitr'Andriamanitra ny manafin-javatra fa voninahitr'olombelona kosa ny mamanta-javatra.

- Ohabolana ao @ bokin'ny Ohabolana ao anaty Baiboly ve io lazainao io, sa..é
- Ohabolana na oha-pitenenana noforonina taty aoriana?
jereo ohabolana 25:2
15. MINDAOZY ( 02/05/2017 10:33)

andriatiana2:

marobe ankehitriny ireo antoko fivavahana ankehitriny izay mifaninana mitaona olona misy ny antsatsan amin'ireny dia mpisoloky olona mpaminany sandoka nefa kou aza manala devoly.fa ny tena manorisory ahy dia fahefana taiza no analan ireny demony nef mpisoloky!
16. rhaj0 ( 02/05/2017 16:43)
andriatiana2:
Araka ny voalazan ohabolan we voninahitr'Andriamanitra ny manafin-javatra fa voninahitr'olombelona kosa ny mamanta-javatra.
rhaj0:

- Ohabolana ao @ bokin'ny Ohabolana ao anaty Baiboly ve io lazainao io, sa..é
- Ohabolana na oha-pitenenana noforonina taty aoriana?
andriatiana2:
jereo ohabolana 25:2

ka io izany, hozy ny BAiboly (katolika) dia "Ohabolan'i Salomona, nangonin'ny olon'i Ezekiasa." fa TSY i Jesosy ohatra no niteny an'io tao @ MMLJ, na hoe, nisy nitatitra fa niteny an'izany t@ "feo mahery" i Atra, na koa ny Anjely.

Raha ny fahitako azy, dia mba te-ho poety fotsiny ry Solomona, fa tena resak'adala izany "voninahitra ny manafin-javatra" izany. Ny "mpanao ratsy" no mpanao an'io fa mahana @ nataony.

Sa ianao ry Andriatiana2 dia "mino" fa miketriketrika zavatra ratsy ao i Atra, ka "manafin-javatra"????

Mety marina ny anao, satria Izy ihany tokoany no niteny hoe, "Ho Avy Toa Ny Mpangalatra".
17. andriatiana2 ( 02/05/2017 17:16)
ny tiako tenenin amzan dia we fanoharan no ahafahan'olon hiezak handinika toy izay n hita miharihar.sady mb hanehoan'Andriamanitr ny fahalehibeazan zan. noho izan zavamiafina no hampitenenin Andriamanitr ny olon hoatra azo tsohain amzan zao ny nofin farao sy Nebokadnezara sy belsazara iz ts mampiseho miharihar rehef mis hafatra na fanambaran lehibe .Hita ao amzan kou zao ren bokin mpaminany ren.Ny tena tiako ahatongavan amin'ity dia ts tokon arabakiten mihts zan ny fanambaran sasan ao am bokin apokalipsy.izan koa n ahafahan olon mitandrina s ahatahotr kokoa rehef mahen hoe avy toy n mpangalatr ao
18. rhaj0 ( 02/05/2017 18:38)
Hay va re ilay "ohabolan'i Solomon" momba ny "Atra manafin-javatra" ka mbola "zava-miafina" :-)
19. andriatiana2 ( 03/05/2017 14:55)
rhaj0:

Hay va re ilay "ohabolan'i Solomon" momba ny "Atra manafin-javatra" ka mbola "zava-miafina" :-)
hantsay !:-).
20. rhaj0 ( 03/05/2017 15:01)
f'angaha tsy mampihomehy tokoany izy ity ry andriatiana2...

Dia naninona indray izao hoe i Nabôkadianazera?? :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6388