dinika momban'ny finoana amzao andro farany izao

21. andriatiana2 ( 03/05/2017 15:08)
ry mpamaky izay liana ny fahamarinana momban'ny finoana izay hatran amboalohan tany dia misy zava miafina ho tsohaiko mazava tsara ao am bokin fanambarana mb ahafantsika mivelatra aminy ady hevitra izay atao tahaka ny filozofia zany ny fandinihina izany zavamiafina lehibe izan.Satria amzao dia sarotra be zan fandinihn n finoana tena marina izan fa isika dia samy manana ny filozofiany avy.ka mangataka fifanakalozan-kevitra amintsika tsirairay avy aho.Satr mants zah ef nandres lahatr tao am facebook momb izan dia nis nanaik nis nikifitr na dia diso aza ny finoany.
22. andriatiana2 ( 03/05/2017 15:11)
rhaj0:

f'angaha tsy mampihomehy tokoany izy ity ry andriatiana2...

Dia naninona indray izao hoe i Nabôkadianazera?? :-)
mety ef nanana fon'gidro mihts angamb iz rah ts mbl mahalala an'andriamanitra foan ahahaha :-)
23. andriatiana2 ( 05/05/2017 14:09)
izao n tena fandaminako an le apokalipse 17 .nahita vehivavy janga mitaingina bibidia mivolon jaky (akanjo mena) feno anarana fitenenandratsy(papa ray masina .ao am baiboly dia milaza fa:1.andriamanitra irery ihan no ray masina indrindra.2.chef supreme d'eglise (kristy ihan no chef)3.infaillible(Andriamanitra ihan no infaillible.4.saintete etc...)sady manandoha fito sy tandroka folo.Ary ravehvavy dia nitafy lamba volomparatsy (akanjon cardinal)sy jaky (mena ny akanjon pape) niravaka volamena sy vatosoa ary perile(satroboninahitra ao am musée am papa n misy anzan)sady nitana kapoaka volamena(rehefa manao la mèsse izy dia mitana kapoaka volamena)feno zavabetaveta dia ny zava maloto momba ny fijangajangany(divain fijangajangan ngamb satr andriamanitra irery n hivavahan satr nahon iz dia andriamanitra saropiaro,in n mahasaropiaro az ny fananan'olon andriamanikafa.izan we ef nivoady tamîn isik nef mbl manana hafa dia mijangajanga izay.iza lay hafa? Mety zeus sy maria sy fifangaroan finoana katolika amin andriamanitra hafa ve?.Ary nisy anarana voasoratr teo amin handrin nanao we ZAVAMIAFINA LEHIBE RENINY MPIJANGAJANGA(Mpanompo sampy zeus sy maria) SY ZAVABETAVETA(ren art lazain f masin ren taolambalon donbosco sy maria etc,,. AMINY TANY izao tontolo izao lava loatr f amin manarak n ambin.
24. rhaj0 ( 05/05/2017 14:45)
esy e ry andriatiana2.. toa tsisy mamaly ny namana eto, ka dia mba ampiresaka aho izany eee..

FA tena dadany mihintsy ny teny ampiasainao re ry andriatiana2:
vehivavy janga mitaingina bibidia - fitenenan-dratsy - zavabetaveta - zava-miafina..

dia asa fotsiny ny fandraisan'ny Katolika (toa an-dry Hery na bor2lais) an'ireto resakao (imaginaire) ireto, fa dia mandeha tokoany kosany aloha ny imagination eee... :-)

(dia mba toro-hevitra aminao: asivo paragraphe, fa lasa lavabe compacte be dia tsy hitan'ny maso voan'ny presbyite... dia mba fenoy ilay teny fa raha style telegraphique toa io dia very ny hevitra fa lava (sa fohy) ny bozaka.. dia ny majuscule hono midika fa mivazvaza.. azo atao en gras na italique io eee...
25. andriatiana2 ( 05/05/2017 15:10)

an an an zay mihts tompoko ry rahalahy ao am tompo no tena foto dresaka eto ny mba hitoriana ny fahamarinana sy ny zava miafina satria ef hantomotra ny andro zany we rah maty eo io papa faran io dia mahaiza mikoropaka mitady an'andriamanitra ry rahalahy a!f nga tam fahatezeran n nanomezako an ren tompoko fa mb ny hahitanareo ny marina mb ts andevon ota nareo .ny marin n ahafaka anareo ts andevo satr mpanota izao tontolo izao zan katolika dia midika manerantany.Ao koa ny marika 666 kou ahon aho n ts hiten
26. andriatiana2 ( 05/05/2017 15:29)
andriatiana2:

sady zan tompoko ts vazivaz f pontif n mitondra eo rehef ts eo tson papa fa mb ampilazao i hery sy bor2lais f enao hon tena akaiky amin arak ny voalazanao e!:-)

Dia faharoa manarak'izan hozongozon kou zao ny fanjakana en am lanitra f aza gaga rah mahita extraterrestre a!

Ef manafaingan ny 3éme guerre mondiale zao i Donald trump jereo ny tension'an aminy korea avaratr sy ny silamo tsasan e! Jereo kou n franc maçon fa ho avy eto am ty volan ty e satr ef mihitr hatran zan hatramin silamo mihts aza e! Nef zao ny katolika allié be am franc macon a! S ny andriamantra hafa a!
27. andriatiana2 ( 06/05/2017 05:50)
ity misy groupe vaovao mb atao hisokafana malalaka momban'ny finoana tsy ankanavaka ho an'izay liana https://m.facebook.com/stories.php?aftercursorr=1494049339%3A1494049339%3A14%3A-347747191501949728%3A1493987556%3A6416893050987554051&tab=h_nor&__m_log_async__=1&refid=28&ref=opera_speed_dial
28. andriatiana2 ( 06/05/2017 12:45)
slt daholo misy vaovao ef ela ela ihan.
Efa hatry ny taona 2015 ny American no namorona ireny karazan puce implant reny.Izy io de obligatoire ny fanaovana izan tena gravy mihits izan anef dia malaza be any america any iz io zao ngamba mety efa manomboka hiparitaka eran zao tontolo izao.666 ireny noho izany
Ao aminy Apokalipse anefa dia efa nilaza fa amin'ny alalàn reny no ahafahan olon mividy sy mivarotra,ao koa ny fitenenan'dratsy.
Hapetaka aminy handrina sy ny tanana ankavanana ireny satria nahoana.Ny handrina sy ny tanana ankavanana no mafana aminy vatan'olombelon mba ahafahan'ireny micharge amin'ny hafanan'ny handrina sy tanana ankavanana.Ny olon zan ts afaka ny hividy na hivarotra rah ts manana anio araka ny bokiny apokalipse
Fehiny aza manaiky ampidirana an'ireny nareo satria nahon.Tsy ahazoana famelankeloka mandrakizay intsony ny fanaovana an'io satria fitenenan'dratsy ny Fanahy Masina io zavatra io.Teniko farany mitandrema koa aminireny fanafody ren fa asian zareo puce kou zao reny.
29. rhaj0 ( 08/05/2017 14:35)
Dia tohizo ihany ny resakao re ry andriatiana2 aa.. mba ahitana tsara hoe, hay tena mbola misy toatoa izany kay ny "finoana" hananan'ny sasany. Ny taona ity efa 2017 nefany. Ny interinet diboka fahalalana..

Aiza azany ny "mpino" ny 666 sy izay resak'apokalipsa rehetra (eto) tsy mba manohana sy manamafy ny hevitrao re ry andriatiana2..

(tsoriko anao re ry andriatiana2 fa tena primitive-be ilay finoanao, ary dia menatra be zareo rehetra ireo hoe, tena mbola misy toatoa izany kay ny "finoana" hananan'ny sasany @ Kristiana gasy eto... giravy an :-)
30. endriny ( 08/05/2017 15:06)

andriatiana2:

slt daholo misy vaovao ef ela ela ihan.
Efa hatry ny taona 2015 ny American no namorona ireny karazan puce implant reny.Izy io de obligatoire ny fanaovana izan tena gravy mihits izan anef dia malaza be any america any iz io zao ngamba mety efa manomboka hiparitaka eran zao tontolo izao.666 ireny noho izany

Amboa marina ren'Atra hoe!

Ny amerikanina izany misy an'io daholo?
31. endriny ( 11/05/2017 04:32)
Ny amerikanina ve ry zareo misy izany puce izany daholo, araka ny nolazain'i Andriatiana2 eto?
32. rhaj0 ( 11/05/2017 10:50)
mety hoe, nahita artikla ilery hoe, misy puce (parasy) koa ny amerikana. Dia nohitariny hoe, satria amerikana, dia puce (implant) izany. Ary dia izay no natao fampitahorana ny zaza eny @ garabola. Fa tratrany koa ilery eee...
33. irakiraka ( 11/05/2017 12:56)
misy olona atahorako mafy eto hoe tsy miandry forcé-na fa tonga d hanolotra ny andriny hampidirana ilay marika kkkk (aleo tsy hiomehezana fa zava-doza anie zany...)

Ty ndray d antsika mpino tanteraka, mba misy afaka manao exercice v hoe aiza ny toko milaza hoe izay tsy manaiky ilay marika @ izany fotoana izany = izany hoe (à la place) manaiky ny ho tapahina ny lohany dia mbola manana anjara @ fiainana.

D maty antoka ihany izay mihevitra fa tsy ilaina ny finoana sy ny fivavahana @ Jesosy @ zao andro izao. Maty antoka koa izai tsy miroso @ lalina fa mandeha mivavabavaka alhd eny fotsin. Marina nge ny tenin'i Andritiana fa tena mihazakazaka ny andro ary na ry zalah framasao tokoany aza ts mataotra miseho vahoaka intsony.
34. rhaj0 ( 11/05/2017 16:04)
Ity fantsy, na fampitahorana, hoe "mihazakazaka ny andro", na "ho avy ny fara-andro" ity kosany ho'a dia tena kibay karoty mandaitra kosany ee... Dia mampihomehy (sa mampaahelo) fa manjary mampanaonao na mampinomino foana ny mpokona, sy mampiteniteny foana an'i Irakiraka sy Andriatiana2 :-)

Dia tsy mba manitika ny saina @ kely fotsiny kosany ve hoe,
- maninona no efa h@ tany @ l'an zero,
- no nisy nampitahotra, milaza-tena fa mpaminany hono,
- dia manipy an'ireo fantsy/fampitahorana ireo, hoe apokalipsa hono,
- nefa dia, 2000 taona aty aoriana, dia mbola misy "mino" ihany na dia mandroso aza ny taona,
- dia mbola miandry sy matahotra izao apokatsymisy izao foana ihany??

Maninona no lazaina foana fa ho avy "atsy ho atsy", na "ato ho ato" izato izy ary "mihazakazaka".

Inty jereo ny hadalan'ireo mpino an'izany... nandritra ny 200 taona.

https://en.wikipedia.org/wiki/List_of_dates_predicted_for_apocalyptic_events
Lisitry ny daty hahatongavan'ny fara-andro.

Ary rahefa minomino foana ao ihany, dia tandremo azany fa r@ Sabotsy 13 Mai, dia ho avy ny fara-andro, hozy Horacio Villegas

2017 May 13
Horacio Villegas
Villegas claims that the world will descend into nuclear war on May 13, 2017, due to increased tensions on the Korean Peninsula. He also says this date coincides with the hundred-year anniversary of the visitation of Our Lady of Fátima.
35. rhaj0 ( 15/05/2017 18:17)
Ka i Lady of Fatima izany, izay raha ny fahatakarako azy, dia Masina @ Katolika, ary i Lady of Fatima izany nandalo teto an-tany 100 taona lasa, ary hoy i Horacio Villegas, fa tena @ anaran'i Kristy, fa tena tonga ny fara-andro.. t@ asabotsy 13 May lasana teo... :-)

Ka mety efa ao am-paradisa (raha ngetroka) na ao @ Helo (raha mahantra mitsipozipozy) daholo tokoany anie isika @ izao isika miteny izao eee...

Sa tsy "tena izy" indray i Horacio? Samy "havanareo ao @ Tompo" ve nama, dia ilery ahilikareo fotisny, nefa anie, tena @ fo sy saina madio izy mba maminany io eee.. Tsy hainao na nobitsihan'i Kristy tokoany izy tao.. Tsy hainao na tena izay filazany izay tokoany no sitra-pon'Andrmntra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1224