Ahoana no mba fampiharan'ny Kristianina ny didy nomen'i Jesosy ao amin'ny Marka9.42
1. endriny
(
01/05/2017 13:15)
I Jesosy dia nilaza hoe: "na iza na iza no mahatafintohina na iray aza amin'ireo madinika mino Ahy ireo, dia tsara ho azy, raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka hatsipy ao anaty ranomasina izy"
Ka raha ampiharintsika io dia ahoana re no hanjo an'ity mpitondra eto Madasagikara ity e?
Ny mahavariana dia ireo mpitondra fivavahana mahafantatra tsara io teny io kanefa mararaotra ireo madinika ireo amin'ny 1/10, na manolana, na miavom-bava
Dia tokony fatorana tady misy vato izany ny vozony ary atsipy any anaty rano izy

novalian'i endriny ny 18/05/2017 15:55
2. rhaj0
(
01/05/2017 13:43)
Ka io izany ilay "fampianarana TSISY kilema" eee.. fampianarana direct avy @ Jesosy en personne, notaterin'ny vavolombelona, ary mipetraka an-tsoratra ao anaty Baiboly, izay atao hoe, "Ny Tenin'Andrmntra".
RAha mamaky ny tohin'ny "Fampianaran'i Jesosy ao @ Marka" io, dia
Marka 9:42 Raha ny tànanao no manafintohina anao, tapaho izy
Ka raha "ara-baki-teny" no anarahana ny Fampianaran'i Jesosy, dia ... marina mafy tsy efa bory tànana daholo ny Kristiana rehetra, satria tena tsy ilaozan'ny manafintohina ilay tànana io an.... Ohatra akaiky izao, i RBNIR taloha hono ka mpidoroka. Ka raha tena nandray ilay "fampianarana-tsisy-kilema" izy izany, tena efa tokony nanapaka ny tanany nandray vera iny
Fa raha tsy ara-baki-teny izany, dia ahoana azany no andraisana an'io ara-parabaolina,
Interpretasio 1:
- "madinika mino Ahy" = ny Kristiana rehetra, ireo olon-tsotra, ireo ondry
- "iza no manafintohina" = ny mpitondra (na koa mpitondra fivavahana)
- "anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony" = ilay collier lacroix, na ilay collier-n'ny Commandeur de la légion d'honneur francaise (namena ireo mpanao Kudeta)
- "hatsipy ao anaty ranomasina" = ranomasim-bola sy vatosoa
Tena io interpretasio io mihintsy kosa no tanteraka @ ito "Fampianaran'i Jesosy" ito an...
Sa manana Interpretasio hafa hanazavana ny parabaolina ianao??

3. endriny
(
01/05/2017 14:48)
Izaho izao mbola tsy nirotsahan'ny FM (Fanahy Masina) ka ty afaka mahalala hoe fanoharana ve io sa tena izy. Fa ny fahalalako azy aloha dia tena izy io fa tsy fanoharana velively.
Fa asa anefa, ry zareo mpikirkarika baiboly mahita izy

4. endriny
(
02/05/2017 14:01)
Ireo mopera mpanolana izany tokony efa maty daholo raha io no ampiharina
5. rhaj0
(
02/05/2017 14:45)
Ity izany mety Interpretasio 2:
- "madinika mino Ahy" = ireo ankizy kely eraky ny Leglizy (voaholana tao)
- "iza no manafintohina" = ry mopera mpanolana (sasany)
- "anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony" = ilay collier lacroix
- "hatsipy ao anaty ranomasina" = ranomasin'ny fahasambarana sy tsirin'aina???
Tena tanteraka hono ny "Tenin'ny Fahamarinana" izany eee...
Dia raha mbola tohizana, dia ny inona tamin-dry mopera mpanolana (sasany) no "nanafintohina" ka tokony "tapahina", hoy Jesosy???

6. endriny
(
04/05/2017 12:59)
Dia hoy indray ry zareo mpitondra fiangonana tsy mba diso amintsika hoe: "Lozan'izay niavian'ny fanafitohinana"
Ka raha ilay fanolanana izany dia ilay naolana indray no diso satria ny fihetsiny sy ny hatsarany no nahasarika an'ilay mpanolana...
Dia ilay voatohina indray izany no diso dia vonoina fa manafitohina koa inona moa.
Fa ny sazin'i Jesosy koa tsy misy afa tsy ny famonoana, fandringanana, helo, ... tena tsy mba misy sazy mihevitra ny hoe ny olona ange mety miova e.
Tapaho ny tanana raha mitondra amin'ny ratsy... tsy mba hoe mandiniha tena dia mba saintsaino ny atao aloha'ny anaovan-javatra. Fa tonga dia hoe tapaho...

7. endriny
(
05/05/2017 03:45)
Tena kristianina am-bava fotsiny no betsaka, milaza fa mpianatr'i Jesosy sy Yahsuah daholo fa tsy misy manaraka izay lazainy.
Mpanao tsobo-dranon-dRamianagaly no betsaka

8. bor2lais
(
05/05/2017 08:51)
[quote=endriny}
Ahoana no mba fampiharan'ny Kristianina ny didy nomen'i Jesosy ao amin'ny Marka9.42
[/quote]
Ny tsara lohateny angamba rehefa mamaky ny soratanreo roaroa dia hoe : "ahoana ny famakin'ny tsy Kristiana ny Marka 9.42 ?"
:-)

9. endriny
(
05/05/2017 13:05)
bor2lais:
Ny tsara lohateny angamba rehefa mamaky ny soratanreo roaroa dia hoe : "ahoana ny famakin'ny tsy Kristiana ny Marka 9.42 ?"
:-)
Ka rehefa inona aza no volazan'i Jesosy no vakiana fotsiny?
Dia rehefa inona no iainana mihintsy e?
10. rhaj0
(
05/05/2017 13:46)
bor2lais:
Ny tsara lohateny angamba rehefa mamaky ny soratanreo roaroa dia hoe : "ahoana ny famakin'ny tsy Kristiana ny Marka 9.42 ?"
:-)
hi hi hi... f'angaha ny "tsy Kristiana" irery no mamaky sy mamahabaha (interpereter) ny Baiboly toa izao re ry Bor2lais.
Ka dia pehan-dry Bor2lais ho "tsy Kristiana" koa izany izay tsy mamaky na mahazo ny Baiboly toa ny famaky na fahazoan'i Bor2lais azy ee...
Tsy mahagaga io.. mentalité-n'ny mpanandra-tena ho (Kristiana) "tena izy"
11. endriny
(
18/05/2017 15:55)
Ny baiboly sy ny fampianaran'ilay Kristy ve izany tsy voatery arahina antsakany sy andavany akory fa izay mahafinaritra sy ahitana tombontsoa ka itsetsefana ny mpiara-belona fotsiny no tena vohizina?