ho an'i Irakiraka
1. rhaj0
(
01/05/2017 14:52)
Ireto akia natambatro kely ny hafatra ho an-dry fa sao sempotry ny resaka eto ireto izy... :-)
ho an'i Irakiraka:
mialahoala i Irakiraka satria TSY fantany akory ny (tena) dikan'ity "fanahy" ataony pli-vava lava ity.
Ka ao @ imagination-nao, ilay "fanahy" izany toatoa ny zavona sa setroka? Sa ianao tena mbola @ ilay "ingahibe lava robe sy lava volo", dia na viavy aza akia ianao ao io, dia misy foana ilay "ingahibe-ao-aminao"?
ho an'i Irakiraka:
Fa raha i Andrmntra "be famindra-po", dia rahefa mahalala ny ao an-tsain'ny olona, sy zaza menavava Izy, dia ataoNY izay tokony na tiany AtaoNY eeee.... Tena tsy mila aseho, na hoe ho fantatra na hitan'i Irakiraka, ilay finoana ao anatin'ireo olona sy zaza menavava ireo.
Fa i Irakiraka moa, hotrhotry ny hoe, afaka mitsara ny any ampo tsy miloakan'ny olona, sy ny zaza menavava, ary dia mihevitra fa "izany am-pon'olona" hitan'i Irakiraka izany no mampa-tsy avotra iilay olona, sy ny zaza menavava.
Raha ny marina, i Andrmntra mihitnsy no tsy tia hanavotra ny ain'ireo zaza menavava ee... fa aleony manavotra an'i Irakiraka sy ny fanahiny menavavan'ny lokomena
dia i Irakiraka koa moa tsy mivavaka ho an'ireo zaza menavava, mba mampatsiahy an'Andrmntra ny adidiny, na hoe, mba tsy anaovan'Andtrmtnra non-assistance de personne en danger... mba hoe, ilay Omnipotence Omnipresence azany atao inona fotsiny.
ho an'i Irakiraka:
tsara raha azonao fa ny anao "lamentation" kah... raha itarina ka atao kisary, dia toa ireo fanatika izay manakapokapoka ny lohany @ ilay "mur des lamentations" ao Zerosalema ao io izany ianao ry Irakiraka..
dia oadray, ampianao "tsy misakafo" koa ve io, dia vao mainka "mampahery", hoy ianao? Ary ngo dia mbola ampianao auto-flagellation koa azany???
Raha ianao efa lehibe io moa no manao an'izany, dia vita vaksiny ao ianao, anao ny anao.
Fa raha ny Ankizy tsy mahalala no ambakainao ka fitahinao @ izany, raha maty na maratra eo.. lamentation+jeûne(+flagellation)... tandremo an... direction prison an..
(...)
Dia toa ny Ramadan-ndry Moslimo izany ve ny anao ao ry Irakiraka?
Ny an-dreo dia tsy mihinana SY tsy misotro raha mbola eo ny masoandro. Mampijaly tena ihany ny Moslimo aty, fa @ io volana io, dia matetika lavabe kokoa ny andro noho ny alina.
Fa io hono misy paikabe.. raha manana antom-pahasalamana ianao, diabete na rein sns... dia "voavela", ary TSY mila manao Ramadan.
Misaina ihany ry Moslimo @ io kosany an.. asa ny anao ao ry Irakiraka.
(...)
3 andro ianao tsy misakafo fa rano fotsiny hoe e??..
novalian'i rhaj0 ny 16/05/2017 12:57
2. irakiraka
(
02/05/2017 09:54)
Ho an'i Rhaj0,
Mirary fahasalamana anao eto am-pamakiana ity taratasy ity ny tenako :-)
Izao manoratra dia miaina ny fahasoavan'ny Tompo isan'andro. Sady eto am-pisainana ilay hira fiderana manao hoe:
" Ny fahasoavanao .... no naha toy izao aaahy ....
Tsy toy izao intsony aho ... raha tsy noho Ianao..." Wow Tsara ny Tompo kia Rhaj0 kely a ;)
Miandry foana ilay foto-kevitra hijoroanao: SBNR
Matoa moa za mandray anjara eto dia tsy sanatria tsy misy atao, na te hiresadresaka ftsn fa sarobidy amiko loatra zany mizara ny Tenin’Andriamanitra izany, manambara ny finoako an’I Jesosy, mijoro vavolombelona koa ndraindray.
Ny tanjona dia hoe na dia olona anankiray (@ reo mpamangy reo) aza no voakasika ka manapakevitra ny hanolotra ny fiainany ho an’I Jesosy dia efa fifaliana lhb any an-danitra izay, sady azahoako valim-pitia lhb avy @ Jesosy irery ihany
(Isaorana manokana aloha ianao fa ny fanankiananao iny matetika afaka hampidirana sitra-pon’Andriamanitra hafa izay tokony zaraina sy resahina eto koa. Tsy ny fianankiananao rehetra koa anefa dia ho valiana avokoa. Satria misy efa nolazaina teto ihany ny valiny fa ny endriny ftsn no avadibadikao. Misy an’ito Tenin’Andriamanitra ito koa manao hoe:” Fa mandava ny fanontaniana adaladala tsy misy antony” 2 Tim2:23
Ka ilaina tokoa ra sitrakao ny mba hizaranao eto ny fototra iorenan'ny fomba fiainana sy fisainanao.
Tsy hoe hanakiana fa te hi comprendre. Foto-kevitra manahoana loatra no hiainan’izany olona mahita lesoka ny @ Tenin’Andriamanitra zany.
Manantena valiny @ zay retsy an!

3. rhaj0
(
02/05/2017 11:00)
Ny "foto-kevitra fijoro"-n'ny aty anefa dia TSISY "fanontaniana adaladala" fa ny "valiny" na ilay "nanontanina" no (mety ho) izy. Fa dia asakasak'Indria sy Timotia io :-)
Ka raha "manaiky matoa tsy miteny" koa ny "fisainana" aty, dia izao izany ny fazahoako ny valin'ny "fanontaniana adaladala" akia aa... ohatra hoe:
- ny "fanahy" ao @ Irakiraka ao, ohatra, dia ilay "Ingahibe-ao-aminao" ao. Izany hoe, ao @ imagination-n'Irakiraka ao, dia misy "ingahibe-lava-robe-lava-volo" misindintsidina toa ny setroka fotsy, manarakaraka sy mihalohalo @ Irakiraka n'aiza n'aiza misy azy na alehany.
- auto-flagellation? tsy misakafo? hono ho'a akia ry Irakiraka, hain-dria ve ilay hoe, misy rahefa "mitia", dia mitia mba ho ampijaliana? "masochiste"? Dia misy koa rahefa "mitia" dia "mitia mampijaly"? Sadiste?
Ka indria anie akia izany toa "masochiste" beuuuu eee... Fa tsy maninona ary tsisy mahamenatra izany fa "normal" be mihintsy an.. Mety samy "masochiste" sy "sadiste" kely daholo anie ny olona fa ny dose-ny no samy hafa ee... fa ny an-dria k'lou tena hitako tena "mahita fy beuuu rehefa marary" ee... Fa io ho'a, tandremo ihany ny fahasalamana sy ny ain-dehibe ee..

4. rhaj0
(
03/05/2017 16:44)
O ry Irakiraka aa... Inty resaka iray ity sao dia mahakasika anao koa ee...
1- Nirahin'i Jesosy hanasitrana ny sasany. i Irakiraka anisany.
Matio 10:8 Sitrano ny marary, atsangano ny maty, diovy ny boka, roahy ny demony
2- Fa rahefa TSY nahasitrana, dia nahazo ny paquet-ny.
Matio 17:15 Nentiko tamin'ny mpianatrao izy, fa tsy nahasitrana azy izy ireo. 16 Ary namaly Jesoa nanao hoe: Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo? (...) 18 Tamin'izay, dia nanatona an'i Jesoa mangingina ny mpianany ka nanao hoe: Nahoana no tsy naharoaka azy izahay? 19 Noho ny tsy fahampian'ny finoanareo, hoy Jesoa taminy.
Ivereno kely in-1 mandeha... Ivereno kely in-1 mandeha... huuummm...
Tsy ampy finoana == tsy mahasitrana == nompain'i Jesosy: "Taranaka TSY mino sy RATSY fanahy" === tsy iza fa ireo voa-iraka ho mpanasitrana === IRAKIRAKA === mwa ha ha ha :-)

5. rhaj0
(
08/05/2017 15:19)
hono ho,a ry Irakiraka. Ianao ve mino ny safo-dranon'i Noah sy ny tantara manaraka azy, ka hoe, nanindry ny "bouton reset" i Andrmntra t@ io, ary dia ireo voavonjin'i Noah tao @ sambofiara indray no nanenika ny tany???
Raha eny, dia ... aty aminay aty ho'a izao, efa ho 40 andro 40 alina no latsaka ny orana. Fa ora-madinika kosa aloha eee... Ary niakatra ny rano sy ny renirano. Soa ihany ny trano misy ahy fa avoavo toerana ihany..
Fa tena mi-imaginer ny tantaran'i Noah aho eee... Dia... ngo dia "fambara" azany ity safo-drano kelinay aty Kanada ity. Satria tokoany mantsy ho ara-dalana ho'a ny mifoka marijuana manomboka r@ herintaona hono.. OK ny manana 30 grama am-paosy.

6. rhaj0
(
10/05/2017 10:35)
inty akia misy hafatra ho an-dria tary, ngo dia tsy hitan-dria aaa....
ho an'i Irakiraka:
irakiraka:
raha noforonin’Andriamanitra dia noforoniny ho azy aloha voalohany indrindra
Mba inona akia ny "imagination"-ndria hoe, "ho azy" i Irakiraka vatana sy saina??
Ampiteneno hoe Irakiraka masochiste eee ... :-)
Fa mety marina tokoany kosa akia ny lazain-dria aaa... Hozy Genesisy hoe
Genesisy 2:15 Dia nalain'ny Tompo Andriamanitra ralehilahy, ka napetrany tao amin'ny sahan'i Edena, mba hiasa sy hiandry azy.
Tsy mampihomehy ve io?? "hiandry" sahala @ mpiambina an'Andrmntra hono izany ralehilahy. F'angaha efa nisy fahavalo rey olona tao Edena tao t@ izany aa???..
Hay tokoany moa fa ... nisy Andrmntra maromaro tokoany t@ izany... sa hoe, ny lalitra sy ny moka no hotshotsan'ny mandaginina @ Andmntra.
Fa jereo ange akia ny "antony" namoronany an-dria ry Irakiraka eee...
Genesisy 2:18 Ary hoy Iaveh Andriamanitra: Tsy tsara raha irery ny lehilahy; fa hanaovako mpanampy azy..
I Irakiraka dia noforonina ho "mpanampy ny LhL" ...
Tsipihiko tsara fa "Tenin'andrmntra. iilay MPANAMPY an... fa tsy hoe "h(if)anampy" sahala @ vhv 2017
7. rhaj0
(
10/05/2017 12:21)
irakiraka:
Ka ilaina tokoa ra sitrakao ny mba hizaranao eto ny fototra iorenan'ny fomba fiainana sy fisainanao.
Inty azany akia resako t@ bor2lais tatsy aaa... mamaly ny fanontanian-dria.. novaiko kely ny resaka fa atolotro an-dria..
ho an'i Irakiraka:
Izaho dia TSY mino fa misy Createur:
- evolution io, ary rahefa tsy takatro dia tsy takatro, fa tsy mi-creer createur ny saiko,
- Ary mazava ho azy, TSY mino fa izao Izy izao no Createur.
Izaho dia "mino" fa "imagination" (collective)-n'ny olona daholo izany rehetra izany, rahefa latsaka tao @ (tsy-)fahalalany tao izy.
Ny @ "fanahy" indray, dia ekeko fa tena "tsy takatro" ity zavatra iray ity (izay vokatry ny "imaginatoin"-draolona ao koa, raha ny fahitako azy).
Fa raha afaka hamaly ny fanontaniana ity koa azany in-dria akia aa...
ao @ Finoanao ao, dia
- mba ampifandraisinao @ "fahalalana-2017" ve izy io, sa
- tena tsisy idirany mihintsy??
8. irakiraka
(
10/05/2017 13:52)
Ho valiana ihany satria misy olona mila ny valiny foana ao ee.
Ny tena marina moa ny valiny ts natokana ho anjy satri efa fantatra fa olona ts mino no manontany.
Ilay fanahy ato amiko an, io ilay tena za io. Io lé maharitra mandrakizay, napetraka tanaty nofo fotsiny. Ity nofo ity no mety lo fa ilay tena izaho fanahy dia handova fiainana mandrakizay any an-danitra raha tena mitoetra tsara hatr@ farany ao anatin’ny fitiavana an’Tompo.
Ny zava-misy anefa an, satria mbola miaina eto an-tany ny mpino dia mbola mandalo ady isan’andro (ady ara-panahy). Ka izany no tsy andrasana alahady any am-piangonana fa isan’andro dia mila manavao fanoloran-tena, mangataka ny ràn’I Jesosy mba handrakotra anao sy ny ankohonanao, mangataka ny herin’ny Fanahy Masina.
Tsy fantatra ze hiavin’Jesosy na sabotsy alina ka ra hiandry alahady v ianao vao hanolo-tena tsy ho maty antoka?
Mbola noho ny antony ara-panahy ihany, dia natao ny fifadin-kanina (hampandeferina kely ny nofo @ io).
Ny ol ara-nofo mantsy an zany hoe ny nofo-ny no ambony lavitra (velona mba hihinana, hampiada-tena, hitady vola, hiary harena … hatreto aloha raha jerena dia tsy misy maharatsy an’zany an fa raha mijanona hatreo fotsiny dia hoy ny Tenin’Andriamanitra hoe ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana.
Ka mba ahatonga ho olona (efa mpino) ara-panahy dia tsy ny nofo ihany no omena hanina fa ny fanahy koa mila misakafo ara-dalana tahakan’ny nofo, mila madio takan’ny nofo.
Ka rehefa misy programa ao am-piangonana hoe hiara hifady hanina ndray isika dia aza diso an-jara fa tena restauré mitsy ny fanahy avy eo. Ny fanahy mahery no ho any an-danitra. Ny fanahy mahery no afaka mandresy fakam-panahy, ny fanahy Mahery no afaka ho fitaovana am-piasan’ny Tompo.
Alohan’ny andraisana fanasan’Tompo isam-bolana dia manao fifadin-kanina izahay. Fa isan-taona koa dia efa misy andro natokan’ny fiangonana sy ny sampana rehetra (n’aiza n’aiza) hitadiavana an’Tompo. Vita iny dia mandray hosotra. Fa tsara ny Tompo e… Tsy takatry ny saina ny valiny rehefa tena ao tanteraka ianao. Misy zavatra tsy resinao zany fa ao anatin’ny fifadin-kanina no hanesoran’Tompo azy satria hitany ilay fo tena mangetaheta. Misy valim-bavaka andrasana foana fa ao anatin’ny fifadin-kanina ny Tompo no manatanteraka azy. Misy fahagagana ambadiky ny fifadin-kanina satria ianao mandohalika mivavaka mafy mitady an’Tompo iny an, ny fahitany anao dia fanahy mangetaheta, fanahy noana. Dia hoy ny voasoratra hoe: “ Fa mahafa-po ny fanahy mangetaheta Izy, ary ny fanahy noana dia vokisany soa” Sal 107:9
Zava-dehibe ny finoana @ Jesosy. Tsy misy azo atao vao tsy ao io. Isan’andro no mila mino. Ary tsy hoe efa an’I Jesosy dia milamindamina fa isika mintsy no ilain’Jesosy hampiasa finoana mandrakariva mba hanomezana voninahitra ny anarany.
Ny safo-drano Noa dia anisan’ny tandindon’ny andro farany. (efa ao anatiny isika). Izay no maha Lehibe Ilay Andriamanitra Ray satria ny zavatra ho avy dia efa voambarany.
“Tsy misy fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany” Jao 15:13
Tena rotika nge Lay Jesosy, simba tanteraka ny vatany, tsy nisy nahafantarana azy intsony. Isika sy ianao no nanota fa Izy no niaritra hatr@ fahafatesana ahatonga antsika handova fiainana.
Ny olona very any @ helo dia tsy maintsy ampatsiahivina hoe t@ ito fotoana ito ianao nomena occasion handray an’I Jesosy fa ompa sisa no tsy nataonao.
Ny olona very any @ helo dia midradradradra mafy mba ho voavela heloka: tsy misy fika intsony.
Sambatra ianao mbola velona mbola afaka manatsara ny fiainam-panahinao. Araraoty ny andro azo anaovan-tsoa fa ratsy izao fiainana izao.
Raha noforonina aho dia noforonin’Dieu ho azy. Izany hoe ho mpandova ny lanitra miaraka @ Jesosy.
Ilay Gen 2:15 hoe Jehovah nitondra an-dralhl ka namponina azy tao @ saha edena hiasa sy hitandrina ilay saha. Manaporofo ny fahatsaran’Tompo satria noforoniny ny saha izay vao ralhl: “Ary ny zanako sy ny asan’tanako, aoka ho adidiko ihany” Isaia 45:11
Ilay Gen 2:18 ndray “Ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe: Tsy tsara raha irery ralhl; dia hanaovako vady sahaza azy iz” Tsara ny Tompo fa tena hita ho mifameno tokoa ny lahy sy ny vavy.

9. rhaj0
(
10/05/2017 14:40)
ilay "fanahy ato amiko an, io ilay tena za io. Io lé maharitra mandrakizay" io k'lou ry Irakiraka, dia .. averiko ihany ny fanontaniana voanalohany:
misy ifandraisany @ fahalalana (siansa) 2017 ve io, sa "finoana" (manokana) io ary tena TSISY idirany mihntsy??
ilay "any am-piangonana fa isan’andro dia mila manavao fanoloran-tena" indray dia ... io ho'a, misy "fahalalana" hoe, "dogma-sola fide". Efa noresahiko tatsy ihany fa averiko io ambany io. Dia saintsaino ao fa toa confuse ho'a ianao ee.. nataok'ty ianao "born again" dia @ io revy io. Ka ilay "finoanao" ho'a ve mba misy ifandraikany @ "fahalalana" (dogma) ihany, sa tena TSISY idirany mihintsy.

Raha ny fahazoako azy izany, dia izao ilay dogma-sola-fide.
izay (soratra) voakapoka t@ vato taloha t@ andron'i Mosesy tany ohatra, na koa izay voasoratra anaty taratsy, Baiboly, dia any izany, tsisy ilaavan azy intsony, satria izao, ny "soratra" dia tonga dia efa "ao anatin'ilay Mpino".
Ary satria tena "voasoratra ao anatin'ilay olona" izay MINO ilay lalàna, dia ... izay no mitondra @ ilay hoe, "minoa fotsiny dia avotra" = "sola fide".
Dia io izany, raha "mino" ianao, dia anao (sy ny anatinao) sy IZY sisa ny resaka, fa tena
- TSY mila "mpanelanelana", na Damopra io na Dapasy ka hiteniteny inona anao eo,
- TSY mila "mpitsaratsara", ireo manodidina izay mifanebaka hoe, ity nanota, ity tsy nanota, na hoe, ity tena izy, ity tsy tena izy...
- TSY mila "Baiboly", izay milaza fa izao sy izao no tokony atao ets...
satria raha efa "mino ianao", dia anao sy IZY sisa ny resaka momba anao.
10. rhaj0
(
10/05/2017 16:43)
Atambatro eto akia ny resaka tatsy fa ngo dia very in-dria aa...
ho an'i Irakiraka:
Averiko kely indray... Ilay "sola fide" izany, raha ny fahazoako azy, dia raha efa TENA "mino ianao", dia anao sy IZY irery sisa ny resaka momba anao.
Izany hoe, rahefa io "tena mino" io ianao, dia
- tsy mila Damopra/Dapasy,
- tsy mila Baiboly,
- tsy mandraharaha ny fiaraha-monina,
- tsy mila fahalalana,
fa tonga dia DIRECT ny komionikasio.
Raha ohatra moa sanatrian'izany ka "tsy mahare", na tsy mahazo komionikasio moa nefa izany ianao... dia ... io izany no tonga @ ilay lazain'i Jesosy hoe :
"Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo?"
11. rhaj0
(
12/05/2017 17:51)
ho an'i Irakiraka:
In-dria izany akia ao @ ilay "nateraka indray", hozy in-dria tatsy.
Izay ve ilay hoe "born-again christian" ?
Dia ahoana, mandeha Fiangonana manokana ve in-dria akia sa ilay Fiangonana mahazatra ihany?
Dia ahoana ny fipetrakareo miolotra an'io Sola Fide io??
Le principe sola fide (« seule la foi ») signifie que les bonnes œuvres ne peuvent pas contribuer au salut.
12. rhaj0
(
16/05/2017 12:57)
Inty aloha sao very atsy fa asisiko eto akia aa :-)
Inty indray resaka t@ RBNIR akia fanefa toa tena mikasika an-dria koa aaaa...
Ka dia apetsako eto koa ho'a ee.. :-)
ho an'i Irakiraka:
Ka izay no (tsy) olana aminareo ry RBNIR sy Irakiraka. Ilay "kifombafomba" sy folklore sy kisehoseho ireny no mibahana @ fi(s)ainareo. Aiza nama koa:
- ilay "robe fotsy lava tsara pasoka" no (mba) alehan'ny sain-dry RBNIR
- ilay "tsy misakafo" (sy mampijali-tena) no (mba) masaka an-dohan-dry Irakiraka
- ilay "1/10-karena" no (tena) mahamendy an'i Hrnrn
- ilay "asiana rano eo an-doha" na "aroboka anaty renirano" no (mba) nisarika ny coco-ndry RBNIR
- ny "hikepoka mofo sy divay" no mahafaly ilay namako iray izay ka andehanany any @ Leglizy
Ny (kristiana) mpandalina anefany dia mandany ron-doha misikotra ny resaka lalina, dia mahatafavoaka "DOGMA".
'dana ange hanotanio i bor2lais izay mihambo hoe, any @ 3eme etage hono izy ee... Mino marimarina aho, fa i bor2lais any ambony (3eme etage) any dia TSY "mirefarefa" @ resaka "kifombafomba" toa anareo.
Inty indray resaka t@ RBNIR akia fanefa toa tena mikasika an-dria koa aaaa...
Ka dia apetsako eto koa ho'a ee.. :-)
ho an'i Irakiraka:
Dia ao ianao ry (RBNIR) izany ee... mitsindrotsindroka ao izay "kifombafomba" mahafinarinaritra anao ao... Inona ny olana.. Izany no mahafaly anao.
Fa mba saino ihany eee... ampiasao tsara ho'a ny coco: samy period mitovy, samy ao @ ilay toko ao @ Baiboly ao ilay resaka anankiroa ohatra, na hoe, olombe iray ihany no manandratra resaka roa, fa ny resaka iray toa lolohavina, ary ny resaka ilany dia lazaina fa "tsy tohizana intsony".
Dia ilay approche-kristiana iray koa dia hoe, ny resaka sasany tonga dia lazaina fa metaphore/parabole, nefa ny fehezan-teny manaraka eo dia lazaina indray fa ilaina raisina "ara-baki-teny".
Tairo ao ho'a ee... fa rehefa voafetaka avy any @ 666eme dimension ao ianao izay vao tonga saina eee.. fa hoe "imagination" daholo izany... imagination-n'olombe taloha, t@ fotoan'androny sy jeogirafiany tao.