Fivavahana, finoana
endriny
(
28/02/2017 05:09)
Ny tatsinanana ary ny Ntaolo Malagasy indrindra indrindra dia mino fa tsy ny olona anefa no manam-panahy....
tohiny
novalian'i endriny ny 24/03/2017 04:30
Herilanto777
(
27/02/2017 12:50)
www.rtvyahoshuah.com...
tohiny
novalian'i stahtam ny 29/08/2017 12:32
irakiraka
(
20/02/2017 13:58)
Raha misy olona tiako indrindra aloha dia ny vadiko sy ny zanako. Manao ny faran'izay mba tratrako aho mba hiadana ireo @ resaka matériel, confort, fizarana fitiavana, fampianarana sns sns. Fa ny mah...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/03/2017 13:56
endriny
(
17/02/2017 15:28)
Mazotoa daholo zareo a.
Mijery eto ihany aho fa tsy mandray anjara fotsiny...
tohiny
novalian'i endriny ny 20/03/2017 04:15
irakiraka
(
15/02/2017 09:10)
Mankahery manokana ny rahalahy rehetra eto. Isaia 62:6 "Efa nanendry mpiambina ho eny ambonin'ny mandanao Aho ry Jerosalema ô, koa mandrakariva na andro na alina dia tsy mahazo mangina ireny; eny, ia...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/02/2017 14:40
endriny
(
15/02/2017 06:11)
Mahafinaritra be ilay finoana?
Apetraka izany fa tsy misy izany fivoarana ara-tsiansa izany:
Dia mino izany isika fa ny olona rehetra izany dia taranak'i Adama sy Eva daholo, ary nataony nitovy end...
tohiny
novalian'i endriny ny 08/03/2017 06:12
rhaj0
(
13/02/2017 18:06)
Mipetraka io fanontaniana io, satria mantsy hozy mantsy i RBNIR teo hoe ...
[quote=RBNIR]Te hovonjena v ianao? : Mino an'i Jesosy dia hesorina tsy ho ao anatinao intsony ilay ota izay mitondra fahafat...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/03/2017 13:19
rvnirina8
(
13/02/2017 14:42)
Miarahaba daholo, mpianatra Sefala ny tenako ary manomana lahatsoratra famaranana mikasika ny sectes - misy afaka manampy ahy ve eo amin'ny fikarohana momba izany?
Marihina fa ny sectes ao amin'ny Bai...
tohiny
novalian'i endriny ny 24/02/2017 15:16
rhaj0
(
13/02/2017 13:15)
@ teny frantsay moa io no hoe "jour du seigneur", nefa indray, @ kolotora paopiolera frantsay, dia misy fiteny hoe "du dimanche". ohatra
- bricoleur, peintre, conducteur du dimanche.. izany hoe olona ...
tohiny
novalian'i endriny ny 15/02/2017 06:19
stahtam
(
13/02/2017 09:21)
Manohy fandinihana dia toa mahita zavatra tsy mampandry saina: Inona no tena hevitr'io Matio 7/1 io? Raha izaho aloha dia lasa lavitra be ny saiko hoe nilaza izany ve ny Mesia? na hoe izany ve no tena...
tohiny
novalian'i stahtam ny 22/03/2017 05:57
endriny
(
10/02/2017 07:19)
Asa isika na mahatsapa na tsia fa ny fanankinan-doha ny valin'asa na ny faniriana amin'Atra dia sahala amin'ny fanantenan'ny olona mpanao PMU. Asento ny ventsoventsom-po amin'Atra dia arotsaka ny raki...
tohiny
novalian'i endriny ny 17/02/2017 15:17
tapakevitra
(
02/02/2017 11:49)
Hono oa ry namako isany, raha ohatra ianareo ka mahalala sy mahita fa ny Mpitandrina ao @ fiangonana misy anareo dia mijangajanga , amin'izay ny sekreteran'ny fiangonana ihany dia inona no ataonareo.B...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/02/2017 15:43
rhaj0
(
01/02/2017 14:50)
Dia samy naha-araka ny famonoana olona (moslimo) tao Quebec daholo ianareo io an..
Ny valin-ketsiky ny aty moa, dia ny politisiana rehetra, na kavia na kavanana, sy ny mpino rehetra, na Kristiana na ...
tohiny
novalian'i endriny ny 09/02/2017 14:56
rhaj0
(
20/01/2017 19:06)
Akisako eto mihintsy ity, ary tsy amelako raha tsy mahazo valiny avy @ RBNIR :-)
[quote=rhaj0]Mba lazalazao tokoany hoe toatoa ny ahoana ny "feon'i Jesosy" renao izany.
1- ameo santionany hoe [u]ino...
tohiny
novalian'i endriny ny 28/02/2017 05:36
endriny
(
20/01/2017 14:43)
Mitaraina ny mpiara-miasa fa tsy mamely mihintsy ity fitondrana ity, aux riz aux rats... Tsy nisy vitany ny fampanantenana nataony... Mpangalatra
Dia novaliako hoe: Izao no fitondran'ny mpitondra Kri...
tohiny
novalian'i endriny ny 15/02/2017 06:16
endriny
(
19/01/2017 04:00)
Apostoly Benjamina sa Apostoly Tatandraza sa Apostoly Tsaratsara?...
tohiny
novalian'i Kaboda ny 30/04/2018 20:32
rhaj0
(
17/01/2017 12:31)
Mizara ny hita..
[url=http://latribune.cyber-diego.com/culture/2175-photo-christian-barbe-les-portes-du-paradis-les-asiles-psychiatriques-de-madagascar.html]http://latribune.cyber-diego.com[/url]
[i]...
tohiny
novalian'i endriny ny 15/02/2017 05:56
rhaj0
(
16/01/2017 16:08)
MIsy horonantsary vao nivoaka teo mandehandeha any.. Momba evanzelisitra mi-evanzeliser ny Zaponey fahiny (t@ 1600s tany, izany hoe t@ fotoana nandalovan'i Flacourt tany DAgo izany). Tantara io fa tsy...
tohiny
novalian'i lahindroy ny 02/02/2017 14:07
endriny
(
04/01/2017 15:40)
Raha milaza fampiahavanam-pirenena isika, miantso fampiraisam-pinoana. Kanefa ireo Fiangonana nibodo sy nangalatra ny fiangonan'ny hafa tsy mbola mamerina na manolo ireo zavatra nobodoiny sy nangalari...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 16/02/2017 15:50
