Fivavahana, finoana

rhaj0 ( 08/08/2016 11:52)
Aleo akisaka eto azany ity loha-hevitra ity [quote=tealala]Ny olona mitsinjo ny fanahy ny..[/quote] Mbo hazavao, fintino @ paragirafy iray azany hoe izany "fanahy" izany, fa mba te-ahalala aho ry Teal... tohiny
novalian'i tealala ny 09/08/2016 12:26
STViha ( 02/08/2016 20:41)
IESHUA tokoa no vahaolana ho an'ny MALAGASY. Tsy ''Affirmation gratuite'' araka ny fiteny vahiny velively fa TENA FAHAMARINANA ary voaporofo ara-baiboly ka efa betsaka no mivoy izany. Raha tsy mandros... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/08/2016 13:51
RBNIR ( 29/07/2016 17:50)
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5704374e35428]Aleo angamba hotohizantsika ato ity lohahevitra ity..... [/url] http://forum.serasera.org/forum/message/m5704374e35428... tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/01/2017 08:17
rhaj0 ( 28/07/2016 12:15)
Mba tsy gisitra, fa alohan'ny gisitra, @ halavana hono ny gasy eee... http://www.cnn.com/2016/07/26/health/human-height-changes-century/index.html [img]http://i2.cdn.turner.com/cnnnext/dam/assets/160... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/08/2016 12:37
rhaj0 ( 19/07/2016 16:04)
Tohizako kely indray izany ilay natomboka tatsy eee http://forum.serasera.org/forum/message/m57693efe0bd47 4- Ianao dia tena afaky ny hino, na ny marimarina kokoa, dia tena mino, fa ny tontolo manont... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/08/2016 11:19
rhaj0 ( 18/07/2016 16:30)
Tato ho ato dia maromaro ihany ny vokatry ny fikarohana ny @ niavin'ny RazanTSIKA nataon'ny Siantista. Ireo misy santionany tsikaritro: 1- http://www.techno-science.net/?onglet=news&news=15344 [i]les... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/07/2016 17:12
STViha ( 11/07/2016 21:27)
Araka ny efa voambara tamin’ ny lohahevitra farany momba ny maha HEBREO ny MALAGASY sy ny tsy maintsy hahatanterahan’ ny faminaniana mikasika ny fanambàrana azy dia maro ny naneho ny heviny sy ... tohiny
novalian'i stahtam ny 27/03/2017 05:37
angouz ( 11/07/2016 18:11)
Misy reference iray indray ity fa dia aoka samy handinika sy amakafaka tsara izay tena marina fa io aloha izao no ofisialy, ka dia aiza ary izany no fototra ?... tohiny
STViha ( 08/07/2016 22:51)
Araka ny efa voalaza ombieniombieny sy ny efa hita porofo mitohoka amin'ny tendany, tsy azontsika hialàna na hodian-tsy fantatra intsony dia hamafisina etoana fa HEBREO NY MALAGASY tsy azo toherina n... tohiny
novalian'i stahtam ny 11/07/2016 07:16
STViha ( 05/07/2016 08:46)
Misaotra ireo efa nahavaky sy naneho hevitra t@izao fanolorana vahaolana hoan'ny firenena izao, ity mantsy ilay tonga @ fitenenana hoe: "ny omby indray mandry tsy indray mifoha" ka dia azo raisina ho ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/07/2016 14:56
STViha ( 03/07/2016 18:52)
Araka ny efa hitantsika tamin'ny lahatsoratra teo aloha dia mitady ho voatsamatsamaka sy vakivaky ny fiaraha-monina Malagasy, fantatsika anefa fa ''Ny firaisana no Hery'', ''Izay mitambatra vato, izay... tohiny
novalian'i booboo ny 05/07/2016 12:38
STViha ( 02/07/2016 19:56)
Tsy mety ho tanteraka ve ny fampivondronana ho iray ny Kristiana eto Madagasikara? Raha ny hevitray dia efa vanim-potoana izao tokony hampiraisam-panahy amin'izay ho antsika Kristiana eto Madagasikar... tohiny
STViha ( 01/07/2016 20:48)
Isaorana ny RAY MPAHARY fa mbola nahatratra izao fotoana na andro fiomanana hidirana @ andro faha-7 ato anatin'ny fanafahan'i Estera izao isika na ilay antsoina hoe ''Zoma''. Tsy kisendrasendra no nam... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/07/2016 11:44
STViha ( 30/06/2016 20:10)
Mbola manamafy ihany amintsika Malagasy izay MINO ny MPAMONJY (ny ZANAKA izay tonga tety an-tany hanamafy hatrany ny fiombonam-po sy fanahy (vavaka) izay natomboka omaly ; Satria amin'ilay Nahary dia... tohiny
STViha ( 29/06/2016 20:21)
GASIKARA AFAKA! (Isaia 60/1-3) Toa honohono na zary nofinofy ny hoe ''FAHAFAHAN'NY MALAGASY'' na ara-tantara na ara-jeografia, satria tsy arak'izany ny tena toe-java-misy sy ny fomba fiainana nanombo... tohiny
rhaj0 ( 27/06/2016 12:27)
[img]https://img.washingtonpost.com/wp-apps/imrs.php?src=https://img.washingtonpost.com/blogs/worldviews/files/2013/05/atheism-map-1024x506.jpg&w=480[/img]... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/07/2016 20:25
rhaj0 ( 21/06/2016 13:19)
Misy "test multiple choix" hitako dia mba zaraiko.. 1- Izaho dia mino marimarina fa, rahefa mieritreritra mangina, toa ny hoe, "[i]Andrmntra ooo.. ampio aho @ fanadinana izay hatrehiko rahampitso[/i]... tohiny
novalian'i RBNIR ny 18/07/2016 05:15
endriny ( 15/06/2016 04:16)
hihhiihihihi, esy aho hoe ry kristianina..."Tsy mendrika" hono ny fananganana an'io saina io... "tsy mifanaraka amin'ny finoana" hono io... efa "fanjakan'ny devoly sy satana" hono io... "ho avy I Sodo... tohiny
novalian'i RBNIR ny 18/07/2016 18:43
Rylant ( 12/06/2016 15:14)
Miarahaba! Mety hoe, efa lohahevitra efa nandalo teto ity fa mialatsiny, fa izaho dia vaovao. Raha fahiny, nanana ny fomba amam-panaony ny Ntaolo teto amin-tsika. Tamin'izany no efa nahalala ny fisian... tohiny
novalian'i angouz ny 17/06/2016 17:45
radoratsimba ( 10/06/2016 05:04)
À LIRE ABSOLUMENT !!! VERSION FRANÇAISE : Apôtre Martin Aman de la part du Prophète Kacou Philippe : INFORMATION : Le Prophète Kacou a été arrêté par les renseignements généraux de Côte... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3715